REGARDER Fil info arrivée 21 janvier 2012 - Maty tao anatin'ny sakoroka i Njaka Rabemiarana - Jereo sary

1. vatofototra ( 22/01/2012 14:06)
REGARDER Fil info arrivée 21 janvier 2012 - Maty tao anatin'ny sakoroka i Njaka Rabemiarana - Jereo sary

Oviana ity krizy adin'olombitsy ity no tsy andatsak'aina sy andatsa-drà intsony ankoatran'ny fahantrana sy fahasimban'ny firenena tanteraka ?

Njaka Rabemiarana no anaran'ilay maty.
Eny Ambondrona izy no mipetraka, manambady mananjanaka mianadahy 8 et 11 taona, teny Talatamaty no nikapohina azy ny 21 janoary 2012 nandritra ny sakoroka tamin'ny fikasana hiverenan'i Ravalomanana.
Grenade napoaka teo akaikiny no nahavoa azy ka roa teo amin'ny lohany no nahafaty azy

Ny iray kosa dia teny Ivato no voa ka traumatisme cranien, nokapohina ka hemoragie interne no mahazo azy.Mbola miady amin'ny fahafatesana izy amin'izao eny amin'ny HJRA

Manolotra ny fiaraha-miory, mankahery ny fianakaviana ary mirary fahasalamana ho an'ireo maratra.
Patrick


Le nom de la victime est Rabemiarana Njaka lalaina ,45 ans , père de 2 enfants demeurant a Ambondrona , il a donc été atteint de jets de grenade lacrymogène à Talatamaty en rentrant d'Ivato hier soir.

(Voir Photo)

http://www.vatofototra.com/
novalian'i notron ny 25/01/2012 04:58
2. milamm ( 22/01/2012 17:47)
ho avy ny tsy mety @ reto fat reto raimpanakaviana tsy manantsiny de zao tsy hisy ho tafita @ alahelombahoaka ireo fa zay mamafy rivotra mbola hijinja tadio, tsy mbola ampy azy reo ny ra nalatsany atr@ 2009
3. mirananirina ( 23/01/2012 16:45)
Mamangy @fahoriana n'y fianankaviana
4. andrywui ( 23/01/2012 22:21)
matin'ny daroka teny talatamaty ony lery ee ! eny ivato ny manifestation nefa ilery eny a talatamaty 5km miala eo no nisy nidaroka !! sa neverin'ilery oe any i dada no hijannn amin'ny avion de teny izy no nitsena sy nihogahoga de nodarohan'ny olona ?? sa aona marina ! fa teny talata marna lery no daitra !!!
5. notron ( 25/01/2012 04:58)
ka nifangaro teny ange
ny rano sy ny menaka e,
ny vary sy ny tsiparifary,
ny mpomba sy ny tsy mpomba,
ny adala sy hendry,
ny mpitazana sy ny mpangaro-paosy,
ny mpivarotra sy ny mpamaky trano,
ny delovy sy ny zanak'Andriamanitra
ny kely vinany sy ny be vinany,
sns...
koa tsy mahagaga raha misy sakourokta kou!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2888