aiza ry ry lylison sy gal be panda sy ry gal hisambotra an'i ra8
1. trondrogasy
(
21/01/2012 21:13)
ho hitanay eo,ireny vahoaka be androany ireny ny preuve fa ny ry domelina pelaka efa compte ny heur,tsy mankaiza intsony ,telo taona aza zaka ihany,ho hitany eo le vava be an'i ry gal fidy sy ny akolitany .Tantara mbola mitohy
novalian'i trondrogasy ny 24/01/2012 19:46
2. trondrogasy
(
21/01/2012 21:17)
lery nieritreritra fa izy ihany no mahay mampiasa rpg sy mahay mitifitra basy ,ny redez vous eny @ 13 mai hikakasana ny lohan'ireo traitre sy colabo foza ,hon hon hon bientot
3. andrywui
(
21/01/2012 21:54)
miakatr'afo be i bainn ato zany !! efa misy fika hafa ndray less hampodiana an'i dada fa kalma elah bainnn a !!
- amin'ny herinandro ambony tena izy amzay tsy maintsy miditra i dada !!!!! mikozy ah zay aaaaaaaa
- amin'ny herinandro ambony tena izy amzay tsy maintsy miditra i dada !!!!! mikozy ah zay aaaaaaaa
4. trondrogasy
(
21/01/2012 22:04)
ra8 tsy maintsy tonga ry ra wiwi an ,raha ireny mpitsena ireny tsy misalasala intsony ny mi kozy hoe premier tour dia vita ,i rajoelina pelaka heur efa comptena
5. andrywui
(
21/01/2012 23:02)
diso be le fanisanlah azy teo bainn fa ts 50.OOO à 80.000 zany fotsiny reny oul bobaka be reny fa mety ahatratra 500.000 ireny refa tena dinihana a !!
6. trondrogasy
(
24/01/2012 19:46)
andrywui:
diso be le fanisanlah azy teo bainn fa ts 50.OOO à 80.000 zany fotsiny reny oul bobaka be reny fa mety ahatratra 500.000 ireny refa tena dinihana a !!
rehefa mihotra ny 5000 isa an'i rajoelina lesy dia efa milay an,ireny aza mbola karamaina 25000fmg/j zara fa fa tonga hihihihihih,ny problem an'i rajoelina lesy matahotra mafy an'iu ra8 ,