ramatoa mi-verifier phone isak'izay ...

21. siga_soa ( 26/10/2012 07:04)
Ilaina ni fifampitokisana eo amin'ny roa tonta. Na efa mpivady io na mbola tsy tena mpivady. Ilaina koa ny fanajana ny tsirairay. Ary ilaina koa ny fifampiresahana raha tiana handeha sy hotohizana ny fiarahana. Fiarahana ao anatin'ny ahiahy sy tsy fifampitokisana dia manempotra amin'ny farany.
22. BRIOCHE ( 07/11/2012 04:30)
Vehivavy sampona koa zany misava tel zany ka, raha eo amin'ny toerako aloha bandy de vao maika rangitiko andefasako msg bedebe anaty tel e,amporisihiko ny namako iantso ahy, @ zay fay tsara
danbal:

Inona mo zany no tena mba eritreritrareo @ ty mi-verifier ny phone-ndrams isak'izay miditra ny trano ty,fa za zany mahita hoe hotran'ny tsy mety ihany le izy an, sao de mba tokony apetraka ihany le minimum de respect @ vie priver-ny ts-1-1. Be de be zany ny zavatra hitako e, ary hitako mihintsy hoe mampalahelo le izy, sa ve ty olona rehetra miantso ny vadinareo ty de tsy maintsy tokony ho fantatrareo daholo( Mpiara-miasa ohatra, na namany,..sns e). Fa vao mipetraka le zavatra de kinga ery mandray an'iny, jerena daholo, iza no niantso, iza no nandefa msg tato, sns.e. Fa amiko zany ny vhv manao an'ireny faible e, fa izy ve de vendrana ozy nareo, de hanaiky ho raisi-potsiny eo. Ny tiako tenenina, aza de curieuse loatra raha mbola tiana ihany io tokatrano io, fa zavatra kely fotsiny anie de samy mirava e, vita!Sao de eo vao hoe "tAHAK'IZAY...". aOKA samy hieritreritra fa raha zany atao fiainana, sempotra ny olona, leobe izy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.215