ramatoa mi-verifier phone isak'izay misy hirika

21. perla ( 30/01/2012 08:31)
O ry Danbal sy jesuisla a!!! Mampalahelo anie ry reto le lehilahy iharan'izany fihetsika izany e!!!
Tena marina fa mety misy patho kely izany belle soeur nao izany ry danbal. Solution an'izany dia ny fametrahana ny règle de jeux ao an-trano. 1. Respect 2. Confiance 3. Amour. Atao autourn' ireo ny kilalao. Rehefa mifankatia dé mifampatoky dé farany mahay mifanaja.
Raha olona tsy mahazo an'izany dé asaivo mandini-tena fa bassesse trop loatra. Ary ilazao izy fa tsy ho ela dé rava ny tokantanony raha mitohy izany. Gravy io marina e!!! asakasak'izay misy toetra fa raharaha tadiavina izany.

22. ratanty ( 27/07/2012 09:26)
ref ny lehilahy aloh no manafina ny phone-ny ref tonga ao an-trano tsy azombadiny kitihana mitsy de misy rah donc any amiko;satria sady misy code no mbola tsy azo jerena koa de vao maika mahaliana be hoe: fa maninona? de inona ko no antony? hany ka rah vao misy hirika de iny no vonjena haingana ijerena ze afeniny ao;tena makarary fo aloh e!za mantsy no miaina izany h@zay 10taona nivadianay ary de matetika iny foana no iadivanay;ny anah nefa malalaka mipetrapetraka eran'ny trano ref tiny jerena de jereny;leo za ny farany de avelako @zao ef ho 3taona zao tsy miasa saina @ze resak phone-ny any tsony za,de milam le tokatranoko mifankatia tsara foana zahay h@zao;za ko mo tsy mbol nahita fihetsik manamarina hoe:manao sipa izy;ka de navelako any le resak phone e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6576