RIJADOLLY a tsy nihenjana zany ny tady ka ;...

1. andrywui ( 12/01/2012 14:01)
mazava tsara ny kozin'ny filohatsika rijadolly a !! ozizy oe atao aoana no tsy hanamboatra anti-cyclone eto amn tanana ozizy satri misy rivodoza mananontanona i m/car !! mety le cyclone mahery vaika angamba io mitady hanadrava ani m/car io de naleon'ny fanjakana nanao investissement bobabobaka hanakanana anio fa sao hanahirana ny vahoaka eo ndray ny tondra-drano !!!! .... fa afaka miditra i dada juste io rivodoza mialoalo io ,fotsiny no hiarahatsika manakana ry rijadolly a !!! zah manana anti cyclone , i rija manana anti-cyclone ,hery manana anti-cyclone ;isika rehetra manana anti-cyclone !!!!___))) tsy possible hisy rivodoza tafiditra i Madagascar ee !! halleloia !!.....
répondu par rijadolly le 16/01/2012 17:44
2. andrywui ( 12/01/2012 14:06)

...fa i dada midira fa masaka ny loh'omby !! hiara-komana isika !!!!
3. rijadolly ( 12/01/2012 15:24)
Koa tany karakaina noho ilay mpanapaka ala sy mpandoro ala ary mpandavaka ve ry se no misy eto, dia ahoana no hisian'ny orana. Tsy aleo mba misy cyclone na in-5 misesy aza mba hitondra hamandoana hamelona ny azo madinika noho ny ando izay entiny? Maina loatra anie ry se ny tany amin'izao e!
4. rijadolly ( 12/01/2012 15:33)
saika hadinoko ny délestage noho ny tsy fahapian'ny orana...

Tsy aleo mifanaraka ny cyclone toy izay voan' haitany eto!
5. andrywui ( 12/01/2012 21:58)
aaahhh ...innn zany hevitr'i rija zany !!! tsy mitovy ny eritreritra zany satri amin'ny vahoaka ny cyclone midika faharavana goavana (oh:honorine sy kamisy sy ...)potika ny tanana , farafahakeliny 10 ny olona no maty,ny very lasan'ny rano, rava fananana ,very fananana ... de zany ve ringah roa de irina ???
--sao mba miditra amboletra loatra kosa nareo fa mba tsakotsakoy ihany le tenin'i prezida io fa mitombina io !!!!!
6. andrywui ( 12/01/2012 22:05)
itady atambo hiditra eto ve isika fa andao ampio ze eo ,ndao omeo tanana ny fanjakana fa aza zatra hanohitra foana isika fa de lany andro ampiadian'ny vazah sy ny olona eto ka mandrava , manangana , mandrava , manangana ..mandrakizay ve de ho zany foana e e !!!! tohano alou ze eo ataovy ze ahatafavoaka anio de hita eo ndray satria mbola tsy niasa malalaka mihitsy io fanjakana vaovao io hatramzao fa olana sy fingana foana !! raha mba tena tia tanindrazana hianao de ampio io efa eo io aloha mba hampiakatra kely ny fihariankarena faobe zay efa mitsitonganana ,,tsy efa 6% zay !! raha zao io no mbola hoe ho ravana ndray de itady olona efa tsy mety iny ndray de asa !!! satri vao miditra eo ravalo de hitroatra daholo ndray hitory hangataka onitra hamaly faty ireo fianakavian'ireo notifiriny teo Ambohi/tsorohitra reny de mitrainnn eo 5taona ndray alou ravalo hamaha anzay raha oe izy ndray no alefa amboletra eo !!! de aoana ndray ny tanindrazana ???? ho tezitra ndray fani2 aminy ny olona de hikorotana ndray de otrizay foana ,,,,,
7. rijadolly ( 12/01/2012 23:25)
Mazava be anie Adrywui fa tamin'ity ...ity io hevitro io no nampiseho ny fhaamarinany e!

dia aleo ve zany manampy ny haitany eto mandritry ny taona maro toy izay miantso cyclone izay herin'andro fotsiny fara faha elany nefa mitondra ando hamelona ny maina?

Ekena fa tsy mitondra fandravana ny haitany fa kosa tsy atoro isika rehetra ny vokatr'izay, ary mandritry ny taona maromaro.

Raha fatahorana valifaty ny tsy hifandraisan-tanana dia fanarian-tena izany. Matoa ianao matahotra valifaty dia nanao ratsy koa ianao izay. Fa raha tianao ny tsy hisian'valifaty dia tsy misy afatsy ny fifandraisan-tanana, sy fifamelana tsy misy fitaka.
8. rijadolly ( 15/01/2012 17:45)
Niteny irery aho ato marina.Hihihihihihihi! ahahahaha!
Manadrampihaona Andrywui a!
9. Aynah ( 15/01/2012 22:10)
Inona aloha no nivoatra tato anatinle taona 2009 à 2012 e? Be ny tanety may, potika ny voly, potika ny lalana, mandeha daholo ny trafika bois de rose, volamena, omby, taova... manjaka ny dahalo, mirongatra ny psam, miparitaka ny basy, be ny mihazakazaka amin'ny mpahita samihafa noho ny fahasarotam-piainana, be ny trano may, be ny rava fananana, mitombo ny mpatory an-dalàna, mihavery asa ny olona, mivadika tanteraka ny taux d'inflation, tsy efa rava ve ity firenena ity? Tsy aleo ve tapitra amzay ty tetezamita ity? Tsy aleo ve hizotra amy fahamarinana ny fanaraha ny tondro-zotra? Rivo-doza zany tsy ho voasakana, aleo izy miditra soaman-tsara mba hitondra orana ho an'ny tantsaha sy ny kere fa zay no andrandraina... Mba mandehana mitety faritany dia mahita fa mahantra ary miha-mahantra noho ny tetezatapaka ny vahoaka...
10. andrywui ( 16/01/2012 17:31)
aynah ---)) tena marina mitsy zan teninao zany !! saingy miaolohanle oe ho tapitra amzay sy oe hizotra am fahamarinana de mbola misy olona namono olona teto am firenena de ho anotaniana azy alo ny antony namonoany ny malagasy iray rà aminy ka raha mazava ny valiteniny d afahana i dada ny fahamarinana no ampanjakaina !!! raha kapotsapotsaka mo i dada mamaly de atao amn fanaovana azy izy !!! torahambato !!
-----rija a tsy hoe nanjavona ah fa mbola mitady fika hamaliana anao satria enao manao piege be hahahahaha
--tadidio fa amampolo taonany maro ny takaitra avelan'ny cyclone !! raha manorina trano ' etages a 6mois farafakeliny vao vita !! fa raha ho ravain'ny cyclone io de 2mn ihany de rava !! ka aleo misoroka toy zay mitsabo !! satri tsy trano ihany no rava fa ny voly nandrerahana tena amambolana vita daolo , vita ny biby fiompy rehetra ,, ny aina maty mo tsy lazaina tsony !! fa raha ny haintany lazainao zany afaka miala amn faritra misy haintany le olona de mifindra tanana de vita
11. rijadolly ( 16/01/2012 17:44)
Hoy i Andrywui:

-----rija a tsy hoe nanjavona ah fa mbola mitady fika hamaliana anao satria enao manao piege be hahahahaha
--tadidio fa amampolo taonany maro ny takaitra avelan'ny cyclone !! raha manorina trano ' etages a 6mois farafakeliny vao vita !! fa raha ho ravain'ny cyclone io de 2mn ihany de rava !! ka aleo misoroka toy zay mitsabo !! satri tsy trano ihany no rava fa ny voly nandrerahana tena amambolana vita daolo , vita ny biby fiompy rehetra ,, ny aina maty mo tsy lazaina tsony !! fa raha ny haintany lazainao zany afaka miala amn faritra misy haintany le olona de mifindra tanana de vita


Hihihihihihi! Hifindra any France ve?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.052