KANKANA, VER DE TERRE AZO ATAO SAKAFO

1. rijadolly ( 25/12/2011 02:25)
KANKANA, VER DE TERRE AZO ATAO SAKAFO,

ilay salade amin'izany izy tena mbola velona iny. Tsy lasa be kankana be ve amin'io satria taloha aza bedy milalao vovoka fa hoe maha be kankana,ity izy ka atao sakafo mihitsy lol

Raha tsy te-hijery vaovao hafa dia manomboka 19mn 43 - 23mn no misy azy
http://blip.tv/tv-plus-madagascar/vaovao-du-24-desambra-2011-5845659
2. vale ( 18/02/2012 20:17)
beuuurkkk, tsy hinankankana kosa aho na tsy misy haninkoanina intsony aza e! fa misaotra anao nizara ny vaovao na izany aza.
3. andrywui ( 18/02/2012 22:01)

mazotou rija a ! mazotou eee .... misaotra betsaka !!
4. sipagasy ( 10/03/2012 17:55)
tsy tia zana-dandy koa izany veh nareo?
5. kiriah ( 10/03/2012 21:30)
zah ndray vonona hihinana, tsy rarahako fa hohaniko any daholo raha ohatra ka tena hoe tonga tokoa ny TOKOA , aleo maty radem toy zay kosa maty androany e! , aleo lay KANKANA ...sns no maty toy zay zah , lol!!!!!! , zah mbola tsy te ho lasa kankana sy olitra , refa maty ange ry reto ka lasa OLITRA e!!!!! , Beurkkkk!!!!, mdr!
6. dadabe ( 02/06/2012 16:14)
loza
7. diamondra00 ( 18/09/2012 17:06)

dadabe:

loza

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2829