VAOVAO MATV
1. rijadolly
(
17/12/2011 03:46)
Mbola marary mafy ny kolonely Charles Andrianasoavina ary mbola tsy mahatsiaro tena hatramin'izao
Mitohy ihany koa ny fitokonana tanterahan'ny mpitsara ary mitaky hatrany ny tokony hanolorana ny fitsarana ny polisy tompon'andraikitra tamin'ny fikasian-tanana ny mpitsara ny SMM.
Nihaona tamin'ny praiministra Omer Beriziky teny Mahazoarivo androany ny vondrona parlementera avy amin'ny ankolafy Ravalomanana ka ny famoahana ireo gadra politika sy ny fampodiana ireo sesi-tany no nifantohan'ny resaka.
Nilaza ny ministry ny Fiompiana, Ihanta Randriamandrato, fa mbola misy ny manao adi-varotra amin'ny fampiharana ny tondrozotra, amin'izao fotoana izao.
Naneho hevitra manoloana ny raharaham-pirenena amin'izao fotoana izao ny minisitry ny Tontolo iainana, ny dokotera Joseph Randriamiarisoa.
Notanterahana androany maraina tao amin'ny lapan'ny Tsimbazaza ny lanonam-pamaranana ny fotoam-pivoriana ara-potoana faharoan'ny kongresin'ny Tetezamita
Naneho ny tsy fankasitrahany ny zava-misy amin'izao fotoana izao, indrindra ny fanjavonan'ny satroboninahitry ny mpanjaka Ranavalona ny taranak'andriana
Mitana andraikitra goavana amin'ny fiarovana ny tontolo iainana ny teknisianin'ny ala eto amintsika.

novalian'i rijadolly ny 17/12/2011 03:50
2. rijadolly
(
17/12/2011 03:50)
Mba hahafahana manantanteraka ny asa any ambanivohitra, dia moto 41 no notolotra ny CSA na ny ivo-toerana fandraharahana ny asam-pamokarana, omaly maraina.
Ho tontosaina ny 19 sy 20 desambra ho avy izao ny hetsika antsoina hoe ォSalon de la culture maraichere izay ambohi-pihaonan'ny vokatra voakanzo sy legioma.
Nozaraina mari-boninahitra ny mpiasan'ny Snic Ankorondrano 33 noho izy ireo nahatanteraka ny adidy sy andraikiny tao amin'ny orinasa nandritra ny taona maro.