HAT sa 4em REPOBLIQUE sa TETEZAMITA TENA IZY.
1. rijadolly
(
11/12/2011 16:31)
HAT sa 4em REPOBLIQUE sa TETEZAMITA TENA IZY.
Fanina tanteraka ny tena ankehitriny,
- izay miteny hoe 4em Repoblika no izy, dia milaza an' Andry Rajoelina ho filohan' HAT.
- Misy indray milaza hoe rava ny HAT fa efa 4em repoblika izao, nefa mbola tsy nisy fifidianana ho filoha-pirenena ka hanao fitsampan-kevibahoaka ny lalam-panorenana vaovao, fa ny filoha ny HAT no filohany sady tamin'ny HAT ny lalampanorenana miasa.izany hoe HAT izao.
-4em repoblika izao fa tetezamita vaovao no ato hoy indray ny sasany, ary tsy mitondra any amin'ny 5em repoblika akory fa mijanona 4em repoblika ihany ity tetezamita vaovao iharaha mitatana ity.

AZONAREO VE NY FANAZAVAKO? ZA MANAZAVA AZA FANINA.

novalian'i rijadolly ny 12/12/2011 14:53
2. rijadolly
(
11/12/2011 16:47)
Efa ao anatin'ny afo manga fankalazana faha heritaona ny 4em repoblikan'ny HAT amin'izao fotoana izao ny fanjakana tetezamita tena izy.
Tsara ilay afo manga ao fa tena mihorakoraka tanteraka ny ankizy, ny rahampitso no asa....

3. rebiryx
(
12/12/2011 06:05)
Salama va ?
Mbola fanina ve ianao ? Manomboka izao àry dia fantaro fa misy fety ankalazaina amin'ny fomba manetriketrika roa eto Madagasikara : voalohany dia ny fetin'ny miaramilan-drajoela (26juin) ny faharoa kosa dia ny fetin'ny Repoblika faha 4 napetraky rajoela sy ny tgv ary ireo mpanimba firenena miaraka aminy. . Sahy miteny an'ireo aho namana fa tena tezitra toa ireo Malagasy maro ny amin'ny anaovana ity firenena ity. Olona manara-dalana ve "iny olona iny" dia tsy menatra ny milaza fa efa herintaona ny Repoblika najorony nefa na filoham-pirenena voafidim-bahoaka aza tsy misy akory, ny rafitra isan'ambaratongany zero, ry rakrisy, ry ranjo, ry vola... mbola eo foana, ny fiainana mangidy... ? Aiza eo amin'ny vatany re no misaina "iny olona iny e" ?
Fa izao no izy ranamana, mitombena tsara amin'izay fa ny tena marina dia tetezamita tena izy no tiana hajoro izao. Mbola manjavozavo izany hatreto satria mbola tsy mivoaka ny gadra politika satria any amin'ny kôfran-drakrisy ny lakilé !!! Toa mbola tari-tokana ihany no tiana hapetrak'iny lalan iny hatramin'izao, mbola ireo frantsay tsy mataho-tody no manjaka e.
Mahereza !
Rebiryx

5. rijadolly
(
12/12/2011 14:53)
andrywui:
Resaka mazava b zao v de tsy mazava amnareo mpiondana iany e ...
Amin'ny maha tsy mpiondana ahy no antony nanotaniako an'io, Fa raha mpiondana aho dia efa tsy nanotany satria fantatro fa misy tian' Andry Rajoelina hanamarinana io fanotaniako io.
I se zao no tena mpiondana raha ny fijeriko azy satria, manamarina be fahatany nefa tsy misy antony na fanazavana atolotra izay tena marim-pototra sy maha mety iny fankalazana iny. Tsy aleo manao ohatra ahy hoe tsy azoko iny omaly iny?