Vaovao tselatra

1. rijadolly ( 21/11/2011 18:15)
Mbola tsy azo antoka tsara ny fahamarinany:

1)Ministre de la Jeunesse et des Loisirs: Jacques Ulrich RANDRIANTIANA ;
2)Ministre de la Justice et Garde des sceaux: Christine RAZANAMAHASOA ;
3)Ministre des Mines: RANDRIAFENO Daniela ;
4)Ministre de la Péche et des Ressources halieutiques: MANORIKY Sylvain ,
5)Ministre de la Population : VAOMALALA Olga ,
6)Ministre des Postes et Télécommunication et Nouvelles Technologie : ANDRIAMANJATO Ny Hasina ,
7)Ministre de la Promotion de l’Artisanat : RAZAFITOMBO Elisa ,
8)Ministre des Relations avec les Institutions : MANANTSOA Victor ,
9)Ministre de la Santé publique : NDAIMANANJARA Juanita ,
10)Ministre de la Sécurité intérieure : RAKOTONDRAZAKA Arsène ,
11)Ministre des Sports : BOTRALAHY Gérard ,
12)Ministre du Tourisme : RAKOTOMAMONJY Jean Max ,
13)Ministre des Transports : RAMANANTSOA Benjamina,
14)Ministre des Travaux publiques et de la Météorologie : BOTO Manova Tsara;Ministre des 15)Finances et du Budget: Hery RAJAONARIMAMPIANINA,
16)Ministre de la Fonction Publique et des Lois Sociales: Tabera RANDRIAMANANTSOA,
17)Ministre des Forces Armées: Gal RAKOTOARIMASY Lucien,
18)Ministre de la Gendarmerie: Gal RANDRIANAZARA,
19)Ministre de l'hydrocarbure: Marcel BERNARD,
20)Ministre de l'Intérieur: RAKOTOARISOA Florent
21)Ministre des Affaires Etrangères: Pierrot RAJAONARIVELO,
22)Ministre de l'Agriculture: Rolland RAVATOMANGA,
23)Ministre du Commerce: Olga RAMALASON,
24)Ministre de la Communication: Henri Laurent RAHAJASON,
25)Ministre de la Culture et du Patrimoine: Elia RAVELOMANANTSOA,
26)Ministre de la Décentralisation: Ruphine TSIRANANA,
27)Ministre de l'Eau: REBOZA Julien,
28)Ministre de l'Education Nationale: MANORO Régis,
29)Ministre de l'Elevage: Ihanta RANDRIAMANDRANTO,
30)Ministre de l'Energie: Nestor RAHARINDRAKA,
31)Ministre de l'Enseignement Supérieur: Etienne Hilaire RAZAFINDAIBE,
32)Ministre de l'Enseignement Technique et Formation Professionnelle: NDREMANJARY Jean André,
33)Ministre de l'Environnement et des Foréts: RANDRIAMIARISOA Joseph

Vice premier ministres:
Economie et de l'Industrie: Botozaza Pierrot
Développement et de l'Aménagement du territoire: Hajo Andrianainarivelo
novalian'i rijadolly ny 22/11/2011 02:51
2. rijadolly ( 21/11/2011 18:38)
JOURNAL 21 NOV 2011 http://blip.tv/tv-plus-madagascar/journal-du-21-nov-2011-5755851
3. rijadolly ( 22/11/2011 01:39)
VAOVAO 21 NOV 2011 http://blip.tv/tv-plus-madagascar/vaovao-du-21-nov-2011-5756306
4. rijadolly ( 22/11/2011 02:51)

Nitokona teny anoloan'ny lapan'ny praiminisitra eny Mahazoarivo ny antoko mpanohitra sy ireo mpomba azy io tolakandro io.


Anisan'ny ametrahan'ny rehetra fanontaniana ny hoe mbola misy ve ny Notam manakana ny fahatongavan'ny amiraly Ratsiraka?


Nihaona tamin'ny mpanao gazety androany ny tanora ao amin'ny MDM.


Ny vondrona eropeanina izay solon'i Leonidas Tezapsidis tena dia nitondra ny fahitany ny raharaham-pirenena, tamin'ny alalan'ny famaliana ireo fanontaniana napetraky ny mpanao gazety taminy ny sabotsy lasa teo.


Manaraka akaiky ny fizotry ny raharaha eto Madagasikara ny vondrona afrikanina. Nisy ny fanambarana izay navoakan'ny filohan'ny kaomision'ny vondrona afrikanina, Jean Ping ny sabotsy 19 novambra lasa teo.


Nitondra ny fomba fijeriny ny raharaham-pirenena amin'izao fotoana izao ny sendikan'ny mpitatitra androany maraina.


Nafindra etsy amin'ny toby ny zandariam-pirenena Ankadilanana androany ireo vato sarobidy izay tratra tamin'ireo mpanondrana an-tsokosoka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1048