Aza manaja Afrikanina @ habibiany .
1. AndriambyII
(
20/11/2011 21:47)
Tsy manan-dahasa afa-tsy ny mitoreo sy miampanga olona lavareny hatr@ izay , ary mpangataka fanampiana lavareny tsy mana-petra , nefa ny farim-piainan’ izy ireo efa hirefarefa @ tany . Tsy ho isan’ ny olombelona intsony atsy ho atsy fa hiara- hiaina @ gidro sy rajako .Ny fananganana ady saritaka sisa no andrasana hitranga eraky Afrika iray manontolo .
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2024 - page load 0.27