Aza manaja amerikana kerisay .

1. AndriambyII ( 20/11/2011 21:35)
Mody tsy tia arabo , nefa mpilelaka ny faladian’ ny saoudianina sy israelianina ao aoriana.
Miaramila amanaliny no alefa hamono olona telo na efatra any @ firenena fahavalony . (Saddam hussein , Ben laden , …. )
2. bibidia ( 21/11/2011 12:02)
oh ry zoky isika tsy mitovy hevitra @ amerikana mihitsy ny azy efa lasa lavitra ny societe ny antsika mbola mitandro antana-tohatra ka tsy takitry saina mihitsy azy ianao ve tany usa ? aloha e
izay ny mahavoa antsika e milaza fa tsara daholo ny an'olona nefa isika malagasy dia mbola tsara lavitra fa ny mpanao politika no manapoizina ao satria mapitahy lakana @ zahatra e
3. AndriambyII ( 22/11/2011 08:38)
Californie , Floride , Washington ,efa hitan' i Andriamby , @ ity herinandro ity dia hiala avy aty afrika andrefana hikisaka ho any NY indray izy mandritry ny roa herinandro noho ny asa aman-draharahany . Araraotina ny famangiana ny ground zero @ io fotoana io.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.122