Tsy raikitra indray ny fananganana ny governemanta androany 17 novambra. Tsy fantatra indray izany izay mety ho tohin'ny tantara.
Amin'izao ankatoky ny famoahana ny anaran'ireo izay ho mpikambana ao amin'ny governemantan'ny fampiraisana izao, dia nitondra ny heviny ny antoko Arema.
2010/ 17 nov 2011, heritaona tahaka izao no nanatontosana ny fitsapa-kevibahoka farany teto Madagasikara. Nifanandrify tamin'io andro io ihany koa no namoahan'ireo manam-boninahitra fanambarana mahakasika ny raharaham-pirenena teny amin'ny BANI
Augustin Andriamananoro. Lalam-panorenana sa ny sori-dalana no itantanana ny firenena amin'izao fotoana izao?