MAFANA , VAOVAO 15 NOV 2011
1. rijadolly
(
16/11/2011 01:29)
VAOVAO 15 NOV 2011 http://blip.tv/tv-plus-madagascar/vaovao-du-15-nov-2011-5738792
novalian'i rijadolly ny 16/11/2011 22:43
2. rijadolly
(
16/11/2011 22:14)
JOURNAL DU 16 NOV 2011 http://blip.tv/tv-plus-madagascar/journal-du-16-novembre-2011-5741453
VAOVAO 16 NOV 2011 http://blip.tv/tv-plus-madagascar/vaovao-du-16-novambra-2011-5742063

3. rijadolly
(
16/11/2011 22:41)
Ao anatin'izao fananganana ny governemanta izao, dia nanamafy andriamatoa Benjamin Andriamihanta avy amin'ny ankolafy Ravalomanana, fa tsy tokony hahazo tombony eo amin'ny fizarana ny ministeran'ny fiandrianam-pirenena ny ankolafy Rajoelina.
Tsy vonona amin'ny fanasoniavana ny soridalana ary tsy hiditra amin'ny governemanta vaovao ny ankolafy Ratsiraka, araka ny fanazavana izay nentin'ny printsy Elakovelo.
Manoloana ny tsy fandraisan'ny ankolafy Ratsiraka anjara amin'ny governemanta Beriziky, dia nitondra ny fijeriny andriamatoa Maurice Beranto avy amin'ny ankolafy Zafy Albert.
Mitaky ny fanatanterahana antsakany sy andavany ny soridalana ny EXOPOLES.
Miomana dieny izao amin'ny fiatrehana ny fifidianana ny vondron'ny firaisamonim-pirenena. Eo am-pamolavolana fifanarahana ifampifehezana momba ny fandrindrana ny fanaraha-maso mandritra ny fifidianana izy ireo.

4. rijadolly
(
16/11/2011 22:43)
Nitondra ny fijeriny ihany koa ny antoko TGV. Hery Rasoamaromaka, dia miantso amin'ny fifandeferan'ny mpanao politika amin'ny fananganana ny governemanta.