Mouvance Zafy. Misy mitady hanongana ny 1er Ministre vaovao
Gal Ramakavelo, milaza fa fanakorotanan-tsaina fotsiny izany fanambarana, hoe misy mitady hanongana izany,
Tsy ilaina ny seza fa fitoniana no tadiavin'ireo olotsotra manohana ny filoha teo aloha, ary mitaky ny fanantaterahana ny tondro zotra, mba hiverenan'io filoha teo aloha io mody tsy misy fepetra.