Biriziky hono

1. locl ( 28/10/2011 21:51)
ka dia io izany no nofidiana, ka raha ny fahalalako azy dia natolitr'i Zafy io kanefa toa olona niaraka taminy TGV tao ihany
novalian'i rijadolly ny 01/11/2011 09:56
2. milamm ( 31/10/2011 11:58)
tao @ kabinetrany ny hasina io e ary leader fanilo ka tsy mahagaga ny hiafarany toa an'i ndefo ihany koa sarintsary itadiavana fankatoavana @ fianakaviambempirenena any ivelany fotsiny sy azo baikona toy ilay nanendry azy.
3. rijadolly ( 31/10/2011 12:48)
Ary toa tsy miteny mihitsy, mba milaza ny hafaliam-pony Zafy e?

Efa nazava iny zany fa tsy nisy fahadiovam-po ny fanolorana ny 1er Minisitra, tahaka ny fahadiovam-poan' ny Mouvance Ravalomanana nanaiky an' Andry Rajoelina andeha irery.
4. rijadolly ( 01/11/2011 09:56)
Hazavaikoilay mandeha irery, Andeha irery eo amin'toerana maha filoha ny tetezamita.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0339