bandy vendrana be kay ireny ingenieur gasy ireny klee

1. bazylou ( 18/10/2011 20:43)
anamboatra lalan ary lerony dia mbola expert sy renfort vazaha ihany fa tsy hainy
akory izany hoe tunnel.

aleo ihany colonie raha izany no atao hoe gasy kle

beurkk
novalian'i bazylou ny 19/10/2011 21:39
2. rijadolly ( 19/10/2011 02:30)
Zay mihitsy ilay fototry ny olana eto amintsika. Raha vao volan' vahiny tahakan'io dia ny orinasany na ny expertny no miasa amin'io amin'izay ilay vola tsy miodina amin'Malagasy fa ao aminy ihany no miodina. Ilay "ny" "ny" lazaiko eto dia ny frantsay indrindra indrindra. Isika gasy raha teo raha vao mahazo kely dia ny tombony be no tadiavina, hany ka manaonao foana.
3. bazylou ( 19/10/2011 21:39)

le izy tena hitako hoe tsy fahaizana kay fa tsy hoe tsy fisina vola koo.
ry injeniera mihitsy no donto velona.
na ny minisitrany aza mody oaina fotsiny nilaza hoe mahay ny injeniera gasy nefa ry lerony vena be tsy mahay izay bi sy ban'ilay tunnel akory.

rariny ihany raha andevozin'ny vazaha ka. kozy eeee
sady tsy fahaizana no tsy fitiava tanindrazana fa hatak alava izao no iainana.

beurk
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0499