dia efa samy mahita sy mahalala ny vaholana isika rehetra. NA malagasy aiza na aiz ano misy azy.
Saingy ny olana lehibe tsy hahatongavan amin'izany na mis aza ny feuille de route - mideroute dia ny fitiava kely etsy sy eroa ary efa tandra vadikoditra hatramin'izay rehetra nitondra teo.
Vazaha fona no alaina hanatontosa ny fifampidinihina malagasy. satria ramalagasy dia olon a kamo velona ny hangataka ihany no hainy.