Ny fanampiana havambady vé DROIT-ny sa FAVEUR omena azy?

21. Ratoa ( 08/11/2011 23:54)
Mba dinihonareo ity:

izao no fitenin'ny reninay sy ny rahavaviny amin'ny zanakavavy sy vinantovavy: "raha ny vady no manao hoe ialao ny asanao fa ny tokatrano sy ny ankizy vonjena; isaraho fa hanitsakitsaka izy izay".
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6287