be loatra reo vahoaka alikisa ....
1. andrywui
(
04/10/2011 15:17)
nitsena an'i boay kely teo ampahatongavana e sarotra ny fandindiana ho an'ny mpiondana !!
raha mbola misy manana fika na tetika na flinnn hafa entina handresena ny mpirifatra de mba alefaso ry mpiondana fa latsaka be ny konty alou zao !! atody miady amambato eee ity ndray le hira
raha mbola misy manana fika na tetika na flinnn hafa entina handresena ny mpirifatra de mba alefaso ry mpiondana fa latsaka be ny konty alou zao !! atody miady amambato eee ity ndray le hira
novalian'i xhavier ny 12/10/2011 13:08
3. xhavier
(
05/10/2011 06:27)
ry andrywui sao de heverinao fa mitampina aza ny masonay sy ny sofinay ka tsy mahita ireny vola nozaraina ireny e mba fantatrao ve i ronaldo lay mpanentana teo Ivato ireny no nitaraina fa tsy voaray ny anjara volany hatramin'izao efa nosoratako tany amin'ny sujet hafa fa 33 no bus nokaramaina nitondra ireo olona ireo ary zato isakin'ny fiara ankoatra ny nandeha an-tongotra zany voalazan'ny RFI fa telo tapitrisa no olona tonga teny zany hoe 33 x 100 = 3 tapitrisa ny mponina eto Tana de 3 tapitrisa mahery kely zany tonga teny daholo ny olona teto Tana mampalahelo raha izany foana no atao eto de faly ianreo TGVendrana isany fa hoe nahazo olona maro tsy ianareo ihany ve mpanenjika ny sasany hoe mpanakarama olona zao ianareo tratra inona no havalinareo de lazao fa mamorona indray izahay rehefa tsy mety ka nataony ny hafa aza haverina!
4. reeves
(
05/10/2011 06:48)
Hihihi mianara aloha manisa i Andrywui sy ny RFI . Marina fa nisy olona nitsena i Lucky Luke izay nokaramaina 15000 FMG/personnes ary ny isany dia manodidina ny 3000 personnes eo ho eo raha be indrindra nozaraina saina kely . Ny olona rehetra samy nimenomenona avokoa fa naha-be embouteillage fotsiny ka betsaka ireo tara fidirana tany am-piasà na . Ny olana fotsiny dia mbola volam-panjakana ihany izao no handoavana ireny 15000FMG isan'olona sy ny transport ireny . Izany hoe isika mianakavy izay efa mitrongy vao homana no mandoa ny hetra anaovan-dry TGvendrana isany fety .
6. andrywui
(
12/10/2011 11:29)
olona tonga teny nande araka ny nahimpony ireny fa aiza ko no logique anzany oe zaraina vola aiza ireny oul bobaka b reny ee de tsy ho hitan'ny mpanao gazety sy ny mpiondana ve ra nisy porofo itany oe io fa nizara vola hitsena ani prezida sady zay oe olona alikisa no ho zaraina zany angah azo afinafenina na vita vetivety ?? mba mihevera ny oul ho olona iany vao mipetsona fa tsisy laisoa eto ee
7. xhavier
(
12/10/2011 13:08)
Zay anie lay mahavoa anareo e! rehefa ny sasasny de hoe voavidy vola ireny fa rehefa ianareo de nande tamin'ny nahim-pony ireny raha mba teny zao nareo de nahita ary diso ianao fa nivoaka gazety izany ary ireo mpaka sary ny tele, ny tsy azo lavina kosa aloha de nisy ireo sady tsy naka vola no nandeha tamin'ny nahimpony fa tsy maro ary misy sady nahazo vola no niampy fitiavana an'i boykely fa nisy kosa ireo zay nahazo vola fa tsy mirevy an'i Boykely fa vola no tadiaviny ary misy ireo zay tsy mirevy no tsy nandray vola fa par curiosité fotsiny. Tongava ianao amin'ny sisa de ho hitanao fa tsy ny olona no lazainao fa mandainga foana eto tsy misy avantagen-nay amin'izany satria za de tsy 3mouvances fa mba maneho hevitra fotsiny
andrywui: