Nodimandry ny namana RATONGA

21. akamatiana ( 20/10/2011 10:41)
Mirary fiononana feno ho an'ny fianakaviany .Mandria ampiadanana ry namana
22. milofo ( 02/12/2011 10:02)
mialatsiny fa izao vao naheno ny tsy dia fandre eto , fiononana feno no atolotra izay malahelo rehetra nefa aoka ho traroantsika fa ny asany dia manaraka azy hisava lalana ny serasera ntsika any izy ok!!!
23. jord ( 21/12/2011 05:57)
Mirary fiononana feno.
Salut Akamatiana
24. dadabe ( 29/12/2011 16:43)
efa mois de decembre vao koboko ty le...k'inona moa fa dia mirary fampiononana ho an ny fianakams ee...manao forum any izao izy sy i yonikafopl keliko kle
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2592