Akory aby ny havana rehetra ato. CT ny havanareo e

1. kidoropamba ( 28/09/2011 12:35)
Ela ela izay hoy ny tsy mahay man'isa no tsy nihaonana teto izay. Somary nangina mihitsy ny tena fa lasa CT. Raha misakafo mantsy dia tsy tokony miloa-bava fa manahirana ka naleo nangina tao.

Vaovao farany: Vita sonia ny tondrozotra; noeken'izao tontolo izao ho filoham-panjakana mitantana ny tetezamita ingahy boay kely Andry Rajoelina. Ra8, mpanarivo, mbola ao afrika atsimo ao milalao somondrara tsy mety tola, ary mbola mizesta fa "ho avy tsy ho ela". Matory ny gisa ao @ Magro raha maheno ilay sioka sodina avy ao afrika atsimo.

Mandinika izahay ato @ CT fa mbola mety hotaritina lavalava ity transition ity fa mbola tsy tena voky ny bandy gasy. Aleo tsorina ny marina e: Mamy rangahy ny seza ato à. Tsy mahagaga mihitsy (ary izao aho vao tena tonga saina amin'izany) raha mitabataba ny GTT sy ny zanany very seza, fa tena mamy letsy ity seza ity a. Afaka dolidoly ny asa loha rehetra. Na ny akama aza mba efa afaka mividy fromazy. Tena milay e.

Aleo hisintaka kely indray fa mbola maro ny asa miandry. Be dia be ny volavolan-dalàna tokony jerevana ato ary ny tena bien dia ny karama izay nilatsaka omaly dia tena ao mihitsy.
novalian'i bazylou ny 01/10/2011 11:46
2. siga_soa ( 28/09/2011 13:02)

kidoropamba:

Tandremo ihany fa seza tsy maharitra io an!
3. zokybe ( 28/09/2011 22:13)
Ny tapany ihany no mitsikobana ozy ny gasy. Efa mba lahy antitra ihany ve dia manao fisainana tahaka ireny. Mazoto homana ao ary ko. Onena ny fireneko izaho.
kidoropamba:

Ela ela izay hoy ny tsy mahay man'isa no tsy nihaonana teto izay. Somary nangina mihitsy ny tena fa lasa CT. Raha misakafo mantsy dia tsy tokony miloa-bava fa manahirana ka naleo nangina tao.

Vaovao farany: Vita sonia ny tondrozotra; noeken'izao tontolo izao ho filoham-panjakana mitantana ny tetezamita ingahy boay kely Andry Rajoelina. Ra8, mpanarivo, mbola ao afrika atsimo ao milalao somondrara tsy mety tola, ary mbola mizesta fa "ho avy tsy ho ela". Matory ny gisa ao @ Magro raha maheno ilay sioka sodina avy ao afrika atsimo.

Mandinika izahay ato @ CT fa mbola mety hotaritina lavalava ity transition ity fa mbola tsy tena voky ny bandy gasy. Aleo tsorina ny marina e: Mamy rangahy ny seza ato à. Tsy mahagaga mihitsy (ary izao aho vao tena tonga saina amin'izany) raha mitabataba ny GTT sy ny zanany very seza, fa tena mamy letsy ity seza ity a. Afaka dolidoly ny asa loha rehetra. Na ny akama aza mba efa afaka mividy fromazy. Tena milay e.

Aleo hisintaka kely indray fa mbola maro ny asa miandry. Be dia be ny volavolan-dalàna tokony jerevana ato ary ny tena bien dia ny karama izay nilatsaka omaly dia tena ao mihitsy.

4. reeves ( 29/09/2011 08:33)
Lasa nivadika sesi-kidoro kle ! hihihi
5. ronaldo09 ( 30/09/2011 06:24)
Tsika rehetra io ry kidoro a!!Sady matelas zao no vita foam!!!Mahereza e!!!
6. bazylou ( 01/10/2011 11:46)
ieeeee. Dia tandremo ary sao mivadika eo rapitso fa imehezanay a

Sesikidoro vaky lamba izany izy ity e.

Fromazy ve letsy notakatr ialahy dia mizity ialahy tssss.

Ny olona mahazo 1 million isan ora
aza tsy dedaka.

Beuuurrk
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4025