Mety fika milay tokoa raha hoe amin'izao Andry Rajoelina lasa any New York izao Ravalo no mody. Misy fihetseham-bahoaka sy fitsimbadihana tampoka dia i Rajoelina indray no mahazo NOTAM lolll
Izany hoe ny miaramila mbola tsy hanaiky an'izany... aleondry zalahy aloha Rajoelina no eo toa izay Ravalo satria matahotra ny tonga dia hameno an'i Tsiafahy indray.