mitady ze mahay ity tononkira ty

1. ainafitia ( 18/09/2011 13:54)
tena mba mila fanampiana ry zareo sao de mba misy mahay ny tonon'ity hira ity.kely ihany no tadidiko fa mba omeo zay tohiny e!
Ny fahazavan'ny lanitra ;manjelanjelatra
Amin'ny aizin tsy hita , ety antany iva
Mahafinaritra, mamirampiratra ny fahazavan'ny lanitra

Tompon' ny lanitra Kristy; izay nidina tety.
noho ny Fitiavany ...............
De eo amin'zay le tsy tadidy e!
novalian'i nenina ny 23/09/2011 15:15
2. zokieva ( 22/09/2011 11:48)
Mba asio feony kely hoe ho henoko @ izay tadidiko tsara ilay izy!
3. nenina ( 23/09/2011 15:15)

zokieva:

Mba asio feony kely hoe ho henoko @ izay tadidiko tsara ilay izy!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0633