molotra

1. Rntsif ( 02/09/2011 12:46)
Slt! izaho mba mangataka toro-hevitra fa ny molotro dia somary marron natoraly nefa izaho tsy mifoaka sigara nefa mba tiako mba ho menamena kely marihina nefa fa izaho tsy tia mampiasa rouge à lèvre , ra mba misy manana vaha olana natoraly dia mba mangataka e ! merci d'avance
novalian'i jesuisla ny 17/01/2012 19:13
2. manampi67 ( 02/09/2011 13:06)
c'est bien de changer et chacun à son choix mais la plus jolie "c'est naturel". S'il vous plait, est ce que vous avez déjà demandé une esthéticienne ? ou essayez de regarder sur internet "site peau mate".
La chirurgie esthétique ça aide si le Medecin est compétent car parfois ça tourne au cauchemar (ce que je vois à l'etranger).
3. Rntsif ( 02/09/2011 15:06)
"manampi67" non! mbola tsy nanontany t@ireny mints aho ! Ts de tiko ra tsy zavatra natoraly no atao @ vatako ra possible ka mety aminy fa za manko matahotra ra vo tsy natoraly fa sao ten las hafahafa eo ny fivoakany lol ! merci e! mba manontany fotsin za fa sao mba misy possibilité e! encor merci
4. bichette ( 10/10/2011 11:37)
Rntsif > lalina izany fanirianao izany, satria raha natoraly ny molotra marron dia efa izay izany ny tena lokony voajanahary. tsy maintsy hoe manisy lokomena ianao. mifidiana lokomena tena mety aminao, tsy ireny mena midorehitra ireny anefa, fa somary rose sy mety amin'ny lokonao sy ny molotrao.
5. Rntsif ( 20/10/2011 15:01)

[quote=bichette]
Bichette: lu ! mr6 e ! marina ne nao . tsy maintsy mrespect ny réalité fa anjarananao fotsin zan ny mampiaingo azy e! lol
6. jesuisla ( 17/01/2012 19:13)
mahereza misotro ranomangatsiaka matetika. Ts dokotera aho, ka sarotra amiko ny hiteny hoe, angamba tsy ampy ampy rano. Betsaka ny soa azo avy @ ranomangatsiaka. mahazo aina ny nofo, mandimandina, tsy makiana b, salama, matanjaka. D mihinana koa tongolo gros aignon fa manadio rà ireny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5735