VOLO SOLA

1. NDINDY ( 23/08/2011 14:45)
INONA NY FANAFODY TENA MALAKY MAMPANIRY VOLO SOLA (NATUREL NA CHIMIQUE NA ZAVATRA HAFA...) ?
novalian'i ndysa ny 21/12/2018 12:00
2. manampi67 ( 23/08/2011 16:51)
Raha hampaniri volo, ny zavatra naturel no tena tsara.
1. menaka kinagna, somary ratsy fofona fa efficace !!!! tsara raha amin'ny alina no ahosotra.
2. mihinana carotte = vitamine (jus ou légumes).
2. Consulter un médecin car parfois une autre chose (pas forcement une maladie).

3. vale ( 05/09/2011 10:33)
Ndindy> bjr! afaka mandeha any @ pharmacie koa ianao, na para-pharmacie, fa manana fanafody marobe mety hampaniry ny volo sola izy ireo, marihako aloha anefa fa volo sola noho ny fihintsanan'ny volo io misy fanafany io, na koa sola avy amin'ny aretina, na zavatra hafa, fa tsy ny resaka sola héréditaire, na koa hoe sola tena sola hatrizay ilay volo. ny fanafody mety azonao, mety emploules ahosotra amin'ny faritra sola, mety shampooing tsotra izao, jereo fa manana ny pharmacie e! ny fanafodin'ny volo sola indray tsy misy afa-tsy ny implants, izany oe: atao greffe volo ny faritra sola.
4. jesuisla ( 17/01/2012 18:28)
Mividiana fimailo, na kapoty, d ahosory @ loha sola iny menaka kapoty iny. Tsy misy effet secondaire, ary maniry tsara
5. NDINDY ( 01/02/2012 08:43)
MISAOTRA AN'JE SUISLA @ ILAY FANAFODY SOLA. FA MBA MANONTANY AHO HOE METY @ VOLO SOLA HEREDITAIRE VE IO FIMAILO IO SA VOLO MIHINTSANA FOTSINY IHANY ? SA METY @ IZY REHETRA ?
6. m.i.s.a ( 01/02/2012 11:23)
ataovy sora-madinika fa mankarary maso be e
7. jesuisla ( 04/02/2012 16:19)
andramo aloha, satria tsy makarary io no tsy miteraka loza.

Matoa sola ange d misy karazana aretina lay volo na lay loha. Na misy zavatra tsy zakany. Menaka lafovidy no atao @ kappoty. Mino aho f mety, f ataovy aloha. D mba lazao ny valiny sy ny vokany
8. jojo3t ( 30/05/2012 06:24)
Bjr, msotra @le fanafody eny@pharmacie, fa saika anontany anle greffe, efa misy an'io ve eto madagascar de aiza azafady ra maita enao fa ilaiko, ny voloko mants efa natao traitement fa to ts maniry mitsy le faritra sola, msotra betsaka,
vale:

Ndindy> bjr! afaka mandeha any @ pharmacie koa ianao, na para-pharmacie, fa manana fanafody marobe mety hampaniry ny volo sola izy ireo, marihako aloha anefa fa volo sola noho ny fihintsanan'ny volo io misy fanafany io, na koa sola avy amin'ny aretina, na zavatra hafa, fa tsy ny resaka sola héréditaire, na koa hoe sola tena sola hatrizay ilay volo. ny fanafody mety azonao, mety emploules ahosotra amin'ny faritra sola, mety shampooing tsotra izao, jereo fa manana ny pharmacie e! ny fanafodin'ny volo sola indray tsy misy afa-tsy ny implants, izany oe: atao greffe volo ny faritra sola.
9. lahike ( 23/09/2012 15:21)
Huiles de ricn ihany oa no tena efficace sady mora. Zah manana stock b d b (8000ar ny litre). sady madio no manitra tsara fa tsy ratsy fofona zany. fabrication artisanale mantsy ireny hitantsika eny antsena ireny ka ambony be ny taux d'acide ao anatiny hany ka manome fofona ratsy.

Io ny contact raha mila: 033 19 038 75/032 02 819 36
10. ilohery ( 06/01/2013 07:10)
mety ohatrinona eo ho eo ny manao greffe? za ko te hanao anle izy.
fa aiza no mety ahitana anio huile de ricn io akoatra ny any amnao:-) zay manko lavitra
Misaotra indrindra
11. RAVONI ( 05/10/2016 13:56)
Miarahaba anareo rehetra mpiserasera ato,

inona no mena-bolo tena tara ampiasaina ary raha manana volo mihintsana be ka , volo tsotra, izaho manokana taloha efa ela be 20 taona lasa tany ho any angamba dia nampiasa io huile de ricin io, marina fa tena mampaniry volo be izy io saingy mahamena volo be ihany koa!

misaotra @ toro-hevitra!
12. Prod ( 28/09/2018 18:25)

RAVONI:

Miarahaba anareo rehetra mpiserasera ato,

inona no mena-bolo tena tara ampiasaina ary raha manana volo mihintsana be ka , volo tsotra, izaho manokana taloha efa ela be 20 taona lasa tany ho any angamba dia nampiasa io huile de ricin io, marina fa tena mampaniry volo be izy io saingy mahamena volo be ihany koa!

misaotra @ toro-hevitra!
13. Prod ( 28/09/2018 18:28)
Azafady!za ef nampiasa kapoty @l fanirina volo!ef nampiasa argile verte f ts naomby!! in rzareo no tena efficace sy mahomby fa mihintsana foana n voloko!
14. diasa ( 28/09/2018 18:44)
Salama daolo
Zah koa dia efa nampiasa menaka kinagna fa nihafotsy ndray ny repousse teo tsy haiko na efa tokony hisy fotsy zah na fifanandrifian-javatra,fa teo @ le faritra nampanirina no nipoitra ny fotsy,nihintsana vokatry ny produit lissage ny volo tamin'zay
Raty aoriana dia nampiasa tsoka (menak'omby ) de nafangaro tamin'ny sérum bio 33 de naniry ny voloko,fa andramo iany sao de mba mety aminao
Misaotra
15. ndysa ( 21/12/2018 12:00)

diasa:

Salama daolo
za ry zareo efa nampiasa menaka kapoty s argile verte f otran ts mety maniri mitsy n voloko sola!! inona no tokony atao!! menaka kignana! ez no mety misy an'io
Misaotra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5333