Ho atao amin'ny herinandro voalohany septambra ihany ny FR Simao

1. diloo ( 22/08/2011 00:41)
Resaka be izany fa aza misawal. Tsiky dia ampy.

Eisy e ry HAT e! Natao daholo ny sinema fa ho fofoina i andry sy i vaky tampony, dia alahelo ny SADC mba hanaiky ny FR ivato. Nokaramaina i simao, fa e e, tsy nisy sonia ny FR simao.


Ceux qui ont espéré que le 31ème sommet des Chefs d’Etat de la SADC fixerait la date de la cérémonie de signature de la feuille de route amendée du Dr Leonardo Simao doivent se mordre les doigts en ce moment. L’annonce de cette hypothétique signature a été fortement médiatisée par les autorités. Mais aucune date n’a été annoncée, contrairement au Dr Leonardo Simao qui prévoit de le tenir début septembre.
Midi Mada, 20.08.2011

Aza manody ny kaomesa:
FeRapara unilatérale Simao no andrasany i andry tgv, SADéCés ny HAT manoloana ny FR retour sans condition Sandton ho avy.
Mi-Andry sinema TGV hanaovan'ny FATY baroud d'honneur manaraka indray mba hiomehezana.
Tandremo sao dia voasioka eo indray an!
novalian'i sitlo ny 24/08/2011 22:11
2. diloo ( 22/08/2011 14:04)

Mi-Andry sinema TGV hanaovan'ny FATY baroud d'honneur manaraka indray mba hiomehezana


Hoy ny Midi androany:

la Direction de la Surveillance du Territoire (DST) vient de lancer un mandat à l’encontre de Ralitera Andrianandraina. Cet ancien Directeur de la sécurité au sein de la Haute Cour Constitutionnelle serait impliqué dans le double attentat à la grenade qui s’est produit vendredi dernier au domicile de la ministre de la Justice, Christine Razanamahasoa à Amparibe et au Régiment militaire n°1 à Analakely.


Raikitra ny sinema.
Mba misaina. Olona avy norahonana, avy nogadraina, ary ny tenany sy ny endriny, dia ita fa reraka tsy ampy sakafo tao tsiafahy. Dia vao avy nahazo famotrorana ve, dia ampanaovan-dry zalahy sinema mahazatra sahady.
Io kosa aloha dia tena qualités hananan'ny fozam-potaka: Nisy bomba e, nisy nitoraka e, namely an'i R8 bomba ny mpanao rodobe e, mampijaly ny miaramila ny vahoaka e, ets... Nareo ve ry ireto mihevitra fa hi-servir ny cause-n-HATikena ireo fanaovana sinema visa B ireny, isaka ny miehetsika izao rehefa tsy mahatafavoaka baolina.
Asa mba mahatsapa ve fa tena ridicule sy ridiculisés nareo FAT-plaosy eo anatrehan'ny vahoaka sy ny CI.
Jereo kely ity:

Par ailleurs, Ralitera Andrianandraina a déclaré samedi dernier qu’il ignore l’existence méme de ces attaques. « Alors que le pays a besoin d’un apaisement politique, les dirigeants actuels favorisent plutôt la déstabilisation et l’incitation à la haine », a-t-il soutenu pour clamer son innocence. Avant de laisser entendre au passage l’existence d’une menace de mort lancée à son encontre.

Hoy Ralitera: Mikasika ny DST, tsy ny famotrorana azy no tanjona, fa ny famonona azy tanteraka.
Dia inona anefa ny fahasoavan'ny HAT amin'ny fiezahana fofoina ny ainy ingahy Ralitera?
3. sitlo ( 24/08/2011 22:11)
Tsy asian'ny olona sira intsony Rasima fa mpitari-bato vilam-bava. Eritrereto hoe Leloup na i Tantely Andrianarivo na i Pascal Rakotomavo... no handeha hanao fanelanelanana any Libia.

Mbola mihomehy foana aho amin'ilay ferapara.

Feuille deroute. Kay le route vitan'ny Colas dia efa simba
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7939