Tsiky dia ampy !

1. bor2lais ( 20/08/2011 12:50)
Une petite fille raconte les noces de Cana…
"Et c’est alors qu’à la vue de Notre Seigneur Jésus, l’eau fut émue, intimidée, troublée devant tant d’honneur de se trouver devant le Messie, elle rougit et se transforma en vin…"
:-)
novalian'i rijadolly ny 23/08/2011 23:23
2. bor2lais ( 23/08/2011 10:23)
rijadolly:

fa tena mahatsara fo sy maha tanora lalan-dava tokoa ny mihomehy tsy hita taratra ivelany. Izany hoe any anaty ihany no mitsiky.

Tanjemo ihany anefa sao dia tapaka eo ny tsinay a ! :-)
3. bor2lais ( 23/08/2011 13:33)
Nisy nandefa tamiko ity tantara ity ka mba zaraiko eto. Ialako tsiny mialoha ho an'izay mety tohina a !

Resaky ny Pasteur sy ny tanora mpianatra Soratra Masina miaraka aminy.

Tanora : "fa naninona kay Pasteur no tamin'ny vehivavy no nisehoan'ny Tompo voalohany raha nitsangana tamin'ny maty Izy ?"

Pasteur (izay marihina fa lehilahy manam-bady) : " ... mmm ... tsotra kely ny valiny : mba hiparitahan'ny Vaovao Mahafaly haingana dia haingana e !"

Tapitsa ! Siky de ampy an ! :-)
4. rijadolly ( 23/08/2011 15:09)


Ilay voalohany Bor2lais, ny anay taty vin gris. fa nahoana ary????????
5. bor2lais ( 23/08/2011 17:49)
Normaly zany rijadolly a, miankina @ volonkoditr'ilay zazavavy kely ihany io ! :-)
6. rijadolly ( 23/08/2011 23:23)
Intelligent be mihitsy se izany an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.305