PRÉCISION KELY POUR RAKOTOSON HAROTSILAVO

1. cpd8910 ( 14/08/2011 16:48)
Nandalo tapa-taona (une session universitaire) tao amin'ny Université Kennedy izay ao amin'ny ville de Harvard, université kely fa tsy la fameuse Université de HARVARD, celle qui est réputée pour faire partie des meilleures.

Ny fisolokiana zany eto dia ny filazana fa sortant de l'Université de Harvard, nefa tao amin'ny oniversité kely teny amin'ny sisiny fa mba ao amin'ny ville de Harvard. Fisolokiana faharoa dia ny filazana fa Ph.D no diplome azo tao ( izay 4 à 5 années après Master ny cursus normal) nefa formation continue d'une session universitaire no natao tao.

Samia mailo daholo hany e.
novalian'i cpd8910 ny 17/10/2014 14:15
2. mirananirina ( 15/08/2011 04:01)
:) sao manambony ny tenany tsinona koa
3. andrywui ( 21/08/2011 23:54)
fanaratsiana ranoray fotsiny zany !!!! tsisy adala akory ny oul .....
4. cpd8910 ( 23/08/2011 20:45)

andrywui:

fanaratsiana ranoray fotsiny zany !!!! tsisy adala akory ny oul .....
Hita eo fa adala koh! hendry ve ny filaza ny olona oé tsy manao vérification ny diplômen'izay mametraka CV hiditra ao amin'ny gouvernemanta fa mihinana am-bolony zay tenenin'ity mpisoloky rehetra ity?

Tsy manana Ph.D Harotsilavo Rakotoson sy Riana Andriamandavy VII. 1 point c tout!!! Misoloky ireo raha milaza fa manana an'zany. C 1 fait. C la vérité. Tsy misy fanaratsian'ol zany
5. gusgus18 ( 09/03/2013 19:56)
Aza be fialonana eh!tao John.F Kennedy School of Government izy.Sa ve tinao ampiseo ny diplaoma-ny @ haino aman-jery koa izy?!Jereo ao @wikipedia dia ho hitanao ao fa facultés farany indrindra nitsangana an'ny Harvard io école io.Ianao angamna anisan'ilay olona te ankany fa tsy tafiditra dia manaratsy ny sasany.Io mitsikera fahatany io ihany no tsy mampivoatra ny gasy.rehefa mba misy olona iray tafiakatra kely dia sotomina hidina foana ilay mpiray tanindrazana.Aza adino fa ny mpanenjika any aoriana.
6. cpd8910 ( 12/03/2013 08:30)
ka zay mihintsy nie e. Tsy azonao nga ny tiana hambara? John.F Kennedy School of Government dia université kely vao nisokatra ao amin'ny tanànan'i Harvard fa tsy Harvard School of Law ilay fantatry ny maro hoe HARVARD zay nianaran'i Obama ohatra. Nefa refa amin'ny haino aman-jery sns dia mitonona ho avy any Harvard foana izy (= ho an'ny tsy mahalala dia toy ny hoe Harvard Law School).

Ary formation continue d'une année universitaire nord américain no nataon'io tao fa tsy cursus universitaire complet.

Ka asa na mialona no fijerinao an'zany na ahoana fa amiko ny zavatra madio sy marina no tiako ho fantatry ny rehetra. Tsy mety ny fitapitaka sy ny mody sarosaronana na atao sous entendu (toa io oe JFK no nandehanana dia tsy tononina tsara fa oe Harvard fotsiny. Zay rehetra nianatra tao Paris v ohatra dia afaka hiteny fa tao Sorbonne nefa mety hoe tany am'université zandriny dia zandriny toa ny Université Paris 13 ohatra?).
gusgus18:

7. cpd8910 ( 12/03/2013 09:25)
Efa leo lainga sy fitaka ny gasy ry isé a! Tsy voatery ho fialonana akory ny filazana fa tsy mety ny mifôsika diplome tsy ananana sy misandoka oniversité na sekoly ambony tsy nitsahina na 1 andro.

Mialona an'i Pierrot Rajaonarivelo v zay miteny hoe tsy nanitsaka 1 andro akory tao amin'ny ENA izy nefa milaza ho sortant de l'ENA?.

Mialona an'i Riana Andriamandavy VII v zay milaza fa tsy manana Ph.D izy ary tsy nianatra tao amin'ny Harvard Law School araka ny lazainy ao anaty CV-ny?

Mendrika hitondra sy handray andraikitra ambony ao amin'ny firenena v ny olona toa izany? Nefa dia iarahantsika mahalala sy mahita fa efa ministra na mbola ministra ireo olona ireo.

Mialona an'i Harotsilavo v ny fanitsiana fa tsy Ph.D ny diplaomany? Diso v ny fanitsiana fa tsy Harvard Law School lay hoe HARVARD tonga ao an-tsain'ny rehetra avy ahtrany raha vao lazaina hoe avy any Harvard no nianarany fa Université zandriny ao amin'ny tananan'i Harvard?

Tsy nisy nilaivana izany fanitsiana rhetra izany raha toa ka tsy nisy ny hosoka baoritra nefa nahazoana toerana ambony teto amin'ny firenena. Tsy ny olona ambony no ankahalaina. Tsia tsy izay nanao fianarana ambony no ialonana. Anaovana antso avo aza izay rehetra manam-pahaizana sy fahalalàna na avy aiza izy na avy aiza mba hanome tanana ny vahoaka malagasy raha mety afaka hitondra fampandrosoana ho antsika izay fahaizana noratoviny. Fa ny fitapitaka, hosoka diploma, lainga amin'ny sekoly nianarana sns kosa dia tsy azo ekena satria raha ny fianarana natao aza dia efa andaigana dia ahoana zany ny andraikitra lehibe homena na horaisin'izy ireo? moa tsy hangalatra, hameno paosy, hisoloky antsika mianakavy fotsiny ireo?

Misaotra tompoko.

gusgus18:

Aza be fialonana eh!tao John.F Kennedy School of Government izy.Sa ve tinao ampiseo ny diplaoma-ny @ haino aman-jery koa izy?!Jereo ao @wikipedia dia ho hitanao ao fa facultés farany indrindra nitsangana an'ny Harvard io école io.Ianao angamna anisan'ilay olona te ankany fa tsy tafiditra dia manaratsy ny sasany.Io mitsikera fahatany io ihany no tsy mampivoatra ny gasy.rehefa mba misy olona iray tafiakatra kely dia sotomina hidina foana ilay mpiray tanindrazana.Aza adino fa ny mpanenjika any aoriana.
8. mirananirina ( 12/03/2013 11:50)
Ny ahy ny hitako tao Mada taloha dia ny misoloky ho dokotera ,nefa tsy dokotera , nianatra kely nanao infirmier izy araka ny filazan'ilay olona niaraka nianatra taminy, nahazo vola be tokoa ranamana ary manana olona matanjaka miaro azy foana t@ fitorian'olona maro2 @ fijaboana zaza kely!hatr@ izao dia mbola mitohy izany asany izany(privé) io an!na efa maro be aza ny olona maty nitsabo tena tao aminy
9. cpd8910 ( 12/03/2013 17:41)
Mbola misy ny toa izany Razoky. Ary ny fahitan'ny rehetra fa tsy misy arakaraka no nahatonga ny mpanao politika ho sahy mandainga diplaoma ankehitriny. Tontakely sy jiolahy no lasa mpitondra antsika. Ny mahagaga dia azo jerena na amin'ny tranon-kala anie ny zavatra toa izany ary tsy mila zavatra sarotra na raitra fa "googlé"-na fotsiny ny anaran'ilay olona dia tsimaintsy misy publication sns napetraky ny oniversité izay nolalovany eo. Ny oniversité rehetra zao dia efa manana tranon-kala daholo. Mbola voafitaka ihany isika...mahagaga!

mirananirina:

Ny ahy ny hitako tao Mada taloha dia ny misoloky ho dokotera ,nefa tsy dokotera , nianatra kely nanao infirmier izy araka ny filazan'ilay olona niaraka nianatra taminy, nahazo vola be tokoa ranamana ary manana olona matanjaka miaro azy foana t@ fitorian'olona maro2 @ fijaboana zaza kely!hatr@ izao dia mbola mitohy izany asany izany(privé) io an!na efa maro be aza ny olona maty nitsabo tena tao aminy
10. vilavila ( 14/03/2013 17:52)
Tsy hiditra amin'ny resaka mialona sy tsy mialona aho fa ambany be izany niveau na conversation izany. Ny zava-misy dia izao (FAITS): Harvard dia tsy Law School (Lalana) ihany, na ambony na ambany ny fomba fijerinao ny ecole ao anatiny dia resaka hafa izay. Sady tsy misy tanana atao hoe Harvard fa any Boston no misy an'i Harvard Univ.(Nipetraka tany Massachusetts ny olona miresaka aminao eto) Harvard Kennedy School no anaran'ny ecole. Aty USA dia misy ecole na department betsaka antin'ny University fa tsy hoe Law ihany. Aza hadino koa fa ny Undergraduate no isan'ny tena mampalaza an'i Harvard. Raha Law School dia misy hafa mifandanja aminy ohatra Yale law School, Berkeley Law.... Tsy nanao PhD tao I Harotsilavo Fa nanao Masters tao izy fa tsy tapa-taona fotsiny. Ary tsy mbola nahita CV milaza fa nanao PhD tao izy ka mba andefaso copie raha misy fa izaho mihintsy no vonona nahdefa e-mail any aminy sy hametraka an'ireo amin'ny site internet fa "scam" na fitaka sy lainga.

cpd8910:

ka zay mihintsy nie e. Tsy azonao nga ny tiana hambara? John.F Kennedy School of Government dia université kely vao nisokatra ao amin'ny tanànan'i Harvard fa tsy Harvard School of Law ilay fantatry ny maro hoe HARVARD zay nianaran'i Obama ohatra. Nefa refa amin'ny haino aman-jery sns dia mitonona ho avy any Harvard foana izy (= ho an'ny tsy mahalala dia toy ny hoe Harvard Law School).

Ary formation continue d'une année universitaire nord américain no nataon'io tao fa tsy cursus universitaire complet.

Ka asa na mialona no fijerinao an'zany na ahoana fa amiko ny zavatra madio sy marina no tiako ho fantatry ny rehetra. Tsy mety ny fitapitaka sy ny mody sarosaronana na atao sous entendu (toa io oe JFK no nandehanana dia tsy tononina tsara fa oe Harvard fotsiny. Zay rehetra nianatra tao Paris v ohatra dia afaka hiteny fa tao Sorbonne nefa mety hoe tany am'université zandriny dia zandriny toa ny Université Paris 13 ohatra?).
gusgus18:

Aza be fialonana eh!tao John.F Kennedy School of Government izy.Sa ve tinao ampiseo ny diplaoma-ny @ haino aman-jery koa izy?!Jereo ao @wikipedia dia ho hitanao ao fa facultés farany indrindra nitsangana an'ny Harvard io école io.Ianao angamna anisan'ilay olona te ankany fa tsy tafiditra dia manaratsy ny sasany.Io mitsikera fahatany io ihany no tsy mampivoatra ny gasy.rehefa mba misy olona iray tafiakatra kely dia sotomina hidina foana ilay mpiray tanindrazana.Aza adino fa ny mpanenjika any aoriana.

11. tangJ ( 17/01/2014 07:35)

cpd8910:

Nandalo tapa-taona (une session universitaire) tao amin'ny Université Kennedy izay ao amin'ny ville de Harvard, université kely fa tsy la fameuse Université de HARVARD, celle qui est réputée pour faire partie des meilleures.

Ny fisolokiana zany eto dia ny filazana fa sortant de l'Université de Harvard, nefa tao amin'ny oniversité kely teny amin'ny sisiny fa mba ao amin'ny ville de Harvard. Fisolokiana faharoa dia ny filazana fa Ph.D no diplome azo tao ( izay 4 à 5 années après Master ny cursus normal) nefa formation continue d'une session universitaire no natao tao.

Samia mailo daholo hany e.

Tony ko mapmé b tssss

ts mila mandalo any Harvard ngé vo afaka mba manao recherche @ google na mijery wikipedia é

http://fr.wikipedia.org/wiki/John_F._Kennedy_School_of_Government

may ny hanakiana fotsny
12. cpd8910 ( 17/10/2014 14:15)
n'inona lazaina aloha tsy Ph.D e. Niparitaka eraky ny tanàna (naparitaka???) oe deba be sortant Ph.D harvard ny namana Andriamandavy sy Harotsilavo Rakotoson. Tsy nisy démenti mihintsy avy amin'ireo concernés. Harotsilavo tsy nanao démenti fa au moins tsy be zesta...efa diso ihany lay tsy nanao démenti kanefa azo omena circonstance atténuante fa mba tsy niôgaôga amin'ny Ph.D tsy ananana. Fa i Andriamandavy IV dia tena sahy nisoloky nanoratra tany amin'ny CV-ny mihintsy hoe Ph.D harvard. Mapihomehy sady mahamenatra fa izay moa ramalagasy...mpisoloky, mpanao faux no lasa miandraikitra departement ministeriel. Dia gaga v aveo refa mikorosy ny firenena?
tangJ:

cpd8910:

Nandalo tapa-taona (une session universitaire) tao amin'ny Université Kennedy izay ao amin'ny ville de Harvard, université kely fa tsy la fameuse Université de HARVARD, celle qui est réputée pour faire partie des meilleures.

Ny fisolokiana zany eto dia ny filazana fa sortant de l'Université de Harvard, nefa tao amin'ny oniversité kely teny amin'ny sisiny fa mba ao amin'ny ville de Harvard. Fisolokiana faharoa dia ny filazana fa Ph.D no diplome azo tao ( izay 4 à 5 années après Master ny cursus normal) nefa formation continue d'une session universitaire no natao tao.

Samia mailo daholo hany e.

Tony ko mapmé b tssss

ts mila mandalo any Harvard ngé vo afaka mba manao recherche @ google na mijery wikipedia é

http://fr.wikipedia.org/wiki/John_F._Kennedy_School_of_Government

may ny hanakiana fotsny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0594