tena vitsy an'isa sisa ireo mpanohanohana ,,,dia ireo gasy tara any andafy ...
1. andrywui
(
12/08/2011 19:35)
-tena misy fiovàna be ny tanana amzao ry zareo fa hanjakan'ny sans qualité tateraka ny tanana a ,,misy ihany ireo mba manohanohana kely ireo mpanohitra nefa hita fa atody miady amambato raha oharina amity kapisily sy ny barikabe no hitaterana rano ,,,tsy hoe manasohaso na mitoraka vonikazo ny akama bitrolahy aho fa hita mihitsy fa tena niasa be ry lerony na de tsy betsaka nohon'ny tamin'ny dada aza ny vola niditra ka ,, vita daholo na ankatso na hotel de ville ,18barrages perimetre irrigueé ny eny ambanivohitra zany !! eo ny Atsonjombe , ny lalana tao à bekoratsaka makany Antonibe sy ampringidro any amininy Mampikony iny koa kay efa vita le mivoaka any soalala iny nefa sarety no mba faleha amininy talou ,,de tena nanao alou ry lebitro fa lainga lainga e de hitan'ny oul ireny de mandoka sy mitoraka vonikazo ny oul ,,,,!!!
zany anefa tsy mampiova ny fitiavanay an'i dadanay zany eeee dadanay fona iny ary na milentika anaty rano iny na latsaka anaty lavaka de akarinay fona fa dadanay ,,, ary nareo sans qualité ireo mbola ahita ny farany fa ataovy ihany ,,,nenay dada ihany !! innnn ko ze bitrolahy no mba sefonareo faty ,faty reo ze lavanify ve no mba mampiseho milay anareo reo ,,,,!!! ze DJ lany bala kely raraka patalou iny ko !!! tssssssshhhh... tsy milay noho dadanay iny ee

novalian'i xhavier ny 19/08/2011 14:00
2. andrywui
(
12/08/2011 19:39)
oay saika hadinoko tokoa oa de ireo mpanohana an'i dada rehefa dinihana de tsy iza akory fa ireo "gasy taraiky "any ivelany any tsy maharaka evolution eto amin tanana akory ka manao tapimaso toy ny sovaly de manohana be fahatany amin'ny fo be fotsiny ani dada sisa ,,,,nefa ny olondrehetra aty efa olombaovao daholo fa tsisy miondrika amina osilahy mainty zany tsony ,,de mbà miovà ry zareo ""any ivelany "" ireo fa tena vizana be nareo a ,, ny farany aza ane i dada koa hanohana ani lebitro de nareo ""gasy taraiky sisa "" miwawawawa be eto e ,, aotsan'ny olona eo fotsiny nareo farany ,,,kozy eee
3. mirananirina
(
15/08/2011 03:55)
tena maro anisa tokoa ny gasy mpanohana mba tsy hitenenana hoe izy rehetra,fa rehefa anontaniana izy ireo dia matahotra ny ho voavono,didin ny be sandry!!ary za tsy avy any andafy zao manoratra zao an lol
4. andrywui
(
16/08/2011 09:09)
slt mirana elaela ndry ! fangah ndry kou aty M/car zao ? kou tsy hitako nefa zah kou aty efa ho tapabolana zao ! de innn vaovao elaela mirana a ! ---tsy de maharaka vaovao ndray mirana io na aeson'ny sobika sy ny site mpiondana dada de tsy maharaka vaovao tsony ,,, fa jereo fotsiny zao fa rehefa manao meeting ny akama ao fa zara raha misy mpitarika sady tsisy SONO tsony oa ry mirana fa mihogahoga kely farimpeo sisa ry zalah ,,eny e tsy maninnn zany satri ny oul ko vitsy ka atao inn tokoa Sono tokoa ary ,,,
--aiza ka ry lepika mpanohana b ani dada tato reny aza zao efa niova PS de nanohana anle bitro ndray zao ko !! tsy mampino nefa zavamisy zany !!
--aiza ka ry lepika mpanohana b ani dada tato reny aza zao efa niova PS de nanohana anle bitro ndray zao ko !! tsy mampino nefa zavamisy zany !!
5. xhavier
(
17/08/2011 14:21)
sary ivelany ireny ry baina ary ahoana lay jeu des iles, ny vidimpiainana,ny insecurté mandalo ianareo de tsy mahita ny any anty vilany voafitaka koa nareo zany
andrywui:
slt mirana elaela ndry ! fangah ndry kou aty M/car zao ? kou tsy hitako nefa zah kou aty efa ho tapabolana zao ! de innn vaovao elaela mirana a ! ---tsy de maharaka vaovao ndray mirana io na aeson'ny sobika sy ny site mpiondana dada de tsy maharaka vaovao tsony ,,, fa jereo fotsiny zao fa rehefa manao meeting ny akama ao fa zara raha misy mpitarika sady tsisy SONO tsony oa ry mirana fa mihogahoga kely farimpeo sisa ry zalah ,,eny e tsy maninnn zany satri ny oul ko vitsy ka atao inn tokoa Sono tokoa ary ,,,
--aiza ka ry lepika mpanohana b ani dada tato reny aza zao efa niova PS de nanohana anle bitro ndray zao ko !! tsy mampino nefa zavamisy zany !!
6. ronaldo09
(
18/08/2011 11:06)
Oviana moa no nisy didin'ny besandry fa tsy tamin'iandron'ny dadan' ny sasany??? Minisitra rehetra tananariviens,Tiko boys zao miova tanteraka i Dago!!Betsaka ny gasy aty an-dafy fa izao mba manaraka ny zava-misy any an-tanindrazana fa ny sasany malahelo toerana ka manakiana be fahatany!!!Idada aloha tsy hiverina intsony any dago raha tsy hoe angaha lasa repoblika Imerinkasinina???
Nya anay Andry ihany na ho Vy na ho Vato Andry mahavita azy!!!
Nya anay Andry ihany na ho Vy na ho Vato Andry mahavita azy!!!
7. xhavier
(
19/08/2011 06:12)
Tena tsy maharaka mintsy ianao ronaldo amin'ny didin'ny be sandry ataon'ny equipen' ny HAT indrindra ireo ministra manao barofo eran'ny tanana( santionany fotsiny 120 000 000 fmg no lanin'ny ministra iray tao Andilana Beach(5 jours) mbola io ministra io 150 000 000 fmg no lany tany toliara (1 semaine) Nareo any andafy any tsy mahita ary tsy tsapanareo mintsy ny problème ny olona aty fa de manohana be fahatany fotsiny za zay miresaka aminao de tompon'andraikitra amina sociéte lehibe eto Madagascar mahita ny zavatra tsy mety maro ataony tsy manda za fa nisy tsy nety nataon-dRavalo sy ratsiraka fa ity indray mitoraka ity no tena loza diso tafahoatra loatra c'est trop tena trop loatra indrindra zany hoe famenoana paosy zany. raha vao mijery maika de mande ny raharaha fa raha jerena akaiky tena c'est l'anarchie totale sahala amin'ny hoe tsy misy fanjakana zany eto mahamenatra anie zany hoe mpitondra fanjakana tsy manaja lalana zany e!Mande eny amin'ny arabe na ry zareo nay zanany mitondra ireny Ford Mondéo na ilay Toyota ireny tsy misy cortège fa de tsy manaiky hanaraka embouteillage zany fa vao maika manakorontana ny fifamoivoizana ny polisy moa de mijery fotsiny, ny forcing any amin'ny sociéte isan-karazany any tsy lazaina intsony, ny resaka bois de rose aloha de mangony fotsiny fanampiny fotsiny ny trafic de drogue santionany ireo ry ronaldo ary misy porofo raha izao no mitohy tsy ho tafarany intsony ity ary lehilahy zay mpitondra ka hanarina azy rehefa avy eo, i Andry Rajoelina anie ka tsy eo mandrakizay ary ataon'ny olona ampamoaka eo amin'nizay minoa ahy marimarina ionao ronaldo fa raha mande ny fifidianana tsy lany ireo halatra matoa lany aza de fanatic loatra re fa zany foana no mahavoa antsika e! raha i Ravalo na mody izy na tsy mody tsy any ny olana fa ny fijaliana'ny olona eto Madagascar amin'izao fotoana zao
8. ronaldo09
(
19/08/2011 12:23)
Mamoria mpanao gazety dia avoahy ampahibemaso izany fa aza ato no mihogahoga : mety olona 100000 raha misy no ato anatin'ity site ity nefa ny gasy 20 millions tsara mahalala ny vaovao avoakanao , izay ny nandrodananay ny jadona ka omeo ampahibemaso ny hevitrao fa aza mamorona fotsiny!!!!
9. xhavier
(
19/08/2011 14:00)
Nareo ho aho aza variana any ivelany any fa tsy mahita ny marina eto amin'ny tanana ary tsy mila hamoriana mpanao gazety zany ry lery fa ho hita eny ihany sady hotsarain'ny karatra mba firy no zavatra vitan-dRatsiraka sy Ravalo fa ntsarain'ny karatra de nihaka mbola ho avy koa ny tour i Zandrikely fa aza maika ny tody fa atao no miverina zay nataon-dRatsiraka sy Ravalo ihany anie no mivaly aminy ka ho avy koa ny an'iZandrikely e!Modia ianreo any ivelany raha tena milay de mahita marina ny eto amin'ny tanana fa tsy any mivavavava fotsiny any ary mba asio raisonnement mitombona fa aza manohana be fahatany na ny tsy fitiavana an-dRavalo no asesika eto
ronaldo09: