VACANCE
1. NDINDY
(
10/08/2011 09:40)
INONA NO MBA TORO HEVITRA AZO OMENA NY MPIANATRA MANDRITRA IZAO VACANCE IZAO ?
novalian'i Belle ny 11/03/2014 11:46
2. Belle
(
12/08/2011 00:27)
NDINDY:
INONA NO MBA TORO HEVITRA AZO OMENA NY MPIANATRA MANDRITRA IZAO VACANCE IZAO ?
Raha tafaraka maka rivotra amin'ny toerana iray daholo ny zanaky ny mpiray tampó dia zarina manao raharaha isan-karazany rizareo. Tsy dia manam-potoana hanaovana izany loatra mantsy ny mpianatra mandritra ny taom-pianarana. Ohatra: mikarakara akoho rehefa hariva ny andro, manondraka zaridaina, mahandro sakafo hariva rehefa avy milalao any tontolon'ny andro... Afaka tohizanao ny lisitra...
3. mpisotrtoaka
(
11/03/2014 08:44)
Efa hafa aky Belle no fomba fikarakaran'ny ankizy amzao ny akoho a !
