MINISITRA AO AM'GOUVERNEMANTA MISANDOKA DIPLÔMA
1. cpd8910
(
02/08/2011 05:37)
Ireto misy minisitra vitsivitsy mpisandoka diplome ao amin'ny gouvernemanta Vital.
RIANA ANDRIAMANDAVY VII, misandoka ho nanao Ph.D tany Harvard nefa zara fa nahavita maitrise teo Ankatso. PIERROT RAJAONARIVELO misoloky ho sortant ENA tao France. Mahagaga tanteraka ny tsy nahitan'ndrizareo nanao ny nomination'ireo olona ireo nefa anie ka efa tsotra dia tsotra ankehitriny ny manao verification zavatra toa izany noho ny internet.
Mba ho mby aiza angaha ity firenentsika ity fa toa na ny totakely, mpisoloky, mpanambaka rehetra ity aza kay lasa minisitra daholo. Mampalahelo!!!!

novalian'i cpd8910 ny 20/08/2011 07:05
2. ronaldo09
(
02/08/2011 14:30)
Inona moa no manahirana an'ity rangahy ity amin'ny diploman'ireo olona ireo?I Ravalo aza tsy manana na CEPE nitondra !!!! Ary ianao ve rehefa tsy mahita ny anarany any amin'ny SITE dia tsy mpianatrireo oniversitea ireo io ry zareo ! Ny anao no jereo fa aza ny an'olona no andanianandro!!!!Aza manao toetsaina Ravalomanana eo e!Ary zao koa e, mankarary n fonao ve ny nandakan'i RIANA an-dravalo??????
3. piozila
(
03/08/2011 05:14)
ronaldo09:

Misandoka diploma, misandoka fitondrana, misandoka vahoaka,............. ESCROQUERIE INTERNATIONALE HELOHIN'NY LALANA TOY NY MPANAO VOLA SANDOKA
4. ronaldo09
(
10/08/2011 06:16)
Dia misandoka izany Ravalo satria nilaza fa ingénieur talohany nahatongavany teo amin'ny fitondrana!!!!
5. cpd8910
(
10/08/2011 22:29)
Mbola be ny ambany saina toa anao zao ry Ronaldo ka zay no mahatonga io firenena io mandohalika toa io. Angaha moa ny fiainana ry ise dia tena voafehin'ny hoe ravalo sy TGV a! Tsy zanak'anabavin-dra8 aho, tsy misy iraharahian'ny a-maniko zay ra8 any.Tsy havan'i TGV koa aho ka tsy misy iraharahiah'ny t-aiko zay TGV koa. Tsotra fotsiny ny tiako hahatongavana hoe ny misandoka, mpandainga, mpisoloky, mpanao hosoka toa itony Andriamandavy itony dia tsy tokony hiselintselina na kely eo amin'ny fitondrana satria fanetriben'ny firenena. Tsy hampandroso ny dian''io eo fa ny hameno paosy...toa ny debany taloha (Ra-8).
Dia vao maika mampihomehy ahy enao amin'ilay hoe refa tsy misoratra ao amin'ny siten'ny oniversité izy dia tsy voatery hoe tsy tao....ENY tompoko...matoa ny olona iray tsy hita ao amin'ny lisitry ny nahazo diploma tao amin'ny université iray dia tsy tao izy zany, tsy nahazo diploma tao. Inona ndray no mbola porofo tadiavinao ankoatra izay? A l'ère d'internet tout est vérifiable!!! Quel C-O-N ce Ronaldo...un autre sbire de ce c-o-c de TGV certainement car il n'ime pas le c-o-n de ra-8 (pour lui le monde et la vie se résume aux 2 c-o-n-s TGV et Ra-8). Tu défend tout simplement l'indéfendable l'ami mdr

6. cpd8910
(
10/08/2011 22:32)

7. ronaldo09
(
11/08/2011 08:39)
Ianao no ambany saina ary manana toe-tsaina mirefarefa amin'ny tany koa inona indray!Ataonao inona i Andriamandavy raha misandoka sa ianao koa te ho minisitra?Zay hahasoa sy hahazoanao diplaoma no ataovy fa aza mialona olona lasa minisitra e!Sady olon-dRavalo anie i Riana e!Tsy mahagaga!!!
8. cpd8910
(
11/08/2011 23:01)
Enao ngamba nomen'io Andriamandavy Riana VII io vola an! hahaha...zay tena tia taniandrazana dia tokony ho sorena maheno ny hoe kay mpisoloky no mba mitondra ny firenena. Enao ty toa zary fanohanana an'io mpisoloky io no tena mba ametindresakao.
Mampihomehy ahy koa lay hoe mba makà diplome...hahaha, tu sais pas à quoi tu as affaire hein!!! hihihi. Ny collectifs des gasy sortant de Harvard izay misy ny tenako no nahatsikaritra io fisolokiana io voalohany. Fantatray daholo zay gasy nahazo Ph.D rehetra tao Harvard satria izay rehetra nahazo Ph.D tao (izay vitsy dia vitsy) dia mpikambana ao amin'ny collectif-nay daholo sauf...Andriamandavy. Mazava hoazy moa fa tsy hita trace n'aiza n'aiza izy na any amin'ny rejusitry ny Oniversité na am'zay mety hisy lisitry ny Ph.D harvard rehetra. hahaha ihomehezako malako lay hoe makà diplome toa azy. Ary mikarama avo 10 heny noho ny ministra any Mada aho ramose aty am'be kintana ka tsy mitomany zay ho lasa ministra any. Fa tiako kosa nefa ny fireneko ka tsy olona mpisandoka velively no tokony hoe eo.
mazava ve ry dondrona a!

9. ronaldo09
(
12/08/2011 06:27)
Ianao no tena dondrona ary iza koa moa no afaka manaporofo fa avy any Harvard ianao io!!!Ianao no misandoka sy mialon'olona satria mahita an'iRiana lasa minisitra dia may ery!!!Sa lasan'i Rina ny sipanao na koa nanana olana taminy ianao dia izao mitabataba mahamenatra aty anaty serasera izao?tsoriko aminao fa raha olona be fialonana hoatra anao tsy ho tafavoaka eo amin'ny fiainana!!!Ninoninona ataonao ry mpilaona Rina minisitra fa ianao atsisitosy!
10. ronaldo09
(
12/08/2011 06:36)
tena kivy aminao aho rangahy ty !Ianao milaza fa olona ambony satria nivoaka avy any harvard ary tsy tianao fa misandoka i Riana!!Misehoa ianao ary miantsoa mpanao gazety ary aboraho io vaovao io raha sahy fa aza miafina ato raha toa ka manana porofo mivaingana ianao!!!Fa raha toa ka tsy sahy dia mangina!!!!
11. cpd8910
(
12/08/2011 19:20)
Tsy mila porofo tsony ry ronaldo a...mibaribary hitam-poko hitam-pirenena afaka mijery sur internet zay olona rehetra manana connection ka inona tsony ny poforo ilaina eo. Zany olona nahavita Ph.D zany dia tsiamitnsy nanoratra article vitsy, nahavita thèse izay samy publié par l'Université ary idnrindra idnrindra misoratra any amin'ny lisitry ny sortant Harvard ao amin'ny site officiel Université Harvard. Ny mampihomehy amin'ity Andriamandavy Riana VII arovanao mafy ity dia na dia ny olona farak izay vendrana tsy mahay manao recherche aza dia afaka manamarina fa tsy tao izy. Juste ataovy sur Google ny hoe Riana Andriamandavy VII dia tsy misy resaka na kely na publication farak izay kely mikasika azy nataon ny Université de Harvard. Tsy misy article, tsy misy info tsy misy na tamingan-javatra mba hoe mampisy lien azy amin ny université de Harvard. Mba lazao alohya hoe ohatrinn no mba tena azonao tamin'io Rangahy io e...toa mahalasa saina ilay etim-pofona be amin'ny fiarovana io rahngahy io nefa ny harem-pirenena baboin ny mpisoloky toa itony ary ny tany sy ny fanjakana oentin ny mpisoloky toa itony tsy asianao resaka mihtinsy hihihih.
Lasa mihitnsy ny saiko mba marina hoe fa tena mifati-drà amin ny ratsy amin io rangahy io v ianao Ronaldo sa nahazo ohatrinn fa toa tsy dia lojika ilay fihetsikao. hummmmm mahalasa saina k'ty hihihihi

12. ronaldo09
(
16/08/2011 07:24)
Aoka papa a!rehefa tsy sahy ary ianao dia avelao any zany hidaboka any ,ekena ary mpisandoka izy e!dia inona no tianao hatao handoavana oniotra ianao fa tompon'ny Harvard?dia hoiatrinoana?
13. cpd8910
(
20/08/2011 07:04)
Hihihi...mivika, tsalotsalo, manakaiky ny adala ty Ronaldo ty! Tena tsy mety azon'i nedala mihintsy hoe NY FIRENENA...io no zava-dehibe fa tsy OLONA. Raha nametraka io fanamarihana io teto ny tenako dia notsipihiko mazava fa TSY TOKONY HAVELA HOENTIN'NY ESCROC toa itony ny firenena. Avy dia navadik'io vendram-be io resaka Ra8 sy TGV. Dia zao ndray avadiny hoe problémako manokana amin'i Riana Andriamandavy. Tsy misy alaheloko am'zay Riana. Insignifiant amiko ny olona mpisoloky toa ireny. Fa ny fireneko oentiny mivarina an-kady no probléma-ko ary isarihako ny sain'ny rehetra. Averiko aminao foana fa karamain'ny bekitana avo 10 heny noho karaman'ny ministre any Mada aho ka tsy hitomany zay toerana minisitra. Ampy hahatakaranao ngamba io fa tsy olona, na vola na zavatra hafa no problème fa ny fireneko zay oentin'ny mpisoloky.
Ary tsy novalian'ingahy kosa aloha ilay hoe mba ohatrinona marina no azon'Ingahy tamin'io Ministra mpisoloky io no dia jamba mitampo-t'ay toa zao ny mason'ingahy ka zary miaro an'io mpisoloky io no tena ataon'ingahy eto nefa ny fananam-pirenena baboin'ny tsy mataho-tody toa an'ireny.

14. cpd8910
(
20/08/2011 07:05)
Hihihi...mivika, tsalotsalo, manakaiky ny adala ty Ronaldo ty! Tena tsy mety azon'i nedala mihintsy hoe NY FIRENENA...io no zava-dehibe fa tsy OLONA. Raha nametraka io fanamarihana io teto ny tenako dia notsipihiko mazava fa TSY TOKONY HAVELA HOENTIN'NY ESCROC toa itony ny firenena. Avy dia navadik'io vendram-be io resaka Ra8 sy TGV. Dia zao ndray avadiny hoe problémako manokana amin'i Riana Andriamandavy. Tsy misy alaheloko am'zay Riana. Insignifiant amiko ny olona mpisoloky toa ireny. Fa ny fireneko oentiny mivarina an-kady no probléma-ko ary isarihako ny sain'ny rehetra. Averiko aminao foana fa karamain'ny bekitana avo 10 heny noho karaman'ny ministre any Mada aho ka tsy hitomany zay toerana minisitra. Ampy hahatakaranao ngamba io fa tsy olona, na vola na zavatra hafa no problème fa ny fireneko zay oentin'ny mpisoloky.
Ary tsy novalian'ingahy kosa aloha ilay hoe mba ohatrinona marina no azon'Ingahy tamin'io Ministra mpisoloky io no dia jamba mitampo-t'ay toa zao ny mason'ingahy ka zary miaro an'io mpisoloky io no tena ataon'ingahy eto nefa ny fananam-pirenena baboin'ny tsy mataho-tody toa an'ireny