Resaka tarobia

1. diloo ( 09/07/2011 08:46)
o leiti rawix, toa mitady hisolo toerana ny ministre de l'intérieur sy ny télécom i Ra8 bomba.
Hoy ny tanjano kasainy omaly hoe:
Le commandant du CIRGN lance par un appel aux opérateurs téléphoniques et ainsi qu’à tous les usagers. « Dorénavant quand vous faites l’acquisition d’une puce de cellulaire, veillez systématiquement à enregistrer vos coordonnées corrects. Je demande également aux operateurs téléphoniques de répertorier tous les numéros qui sont déjà en cous d’utilisation et de supprimer tous ceux dont vous n’avez pas les informations complètes » a-t-il précisé. Le Gal Richard Ravalomanana a poursuivi qu’une opération d’assainissement et de contrôle sera effectuée prochainement. Aussi, les puces à cellulaires vendues dans les rues seront saisies et les personnes qui n’auront pas enregistré leurs numéros personnels encourent des sanctions pénales. Cet assainissement est une étape nécessaire dans l’établissement de l’ordre public, a-t-il conclu.
Raha tokony ho izy anefa, dia ny minisitra ny atitany ary ny minisitra ny télécom no miandraikitra sy manao ny fanambarana mikasika ny lalàna tian'ny FATE ho ampiarina.
Je demande hoy Ra8 bomba. Araka izany ny herin'i Ra8 bomba ve dia matohitra ny
andraikitra ny Governemanta Vital?
Sa kosa efa lasa Jeneraly leiry, no koa moa i ra-Sarla efa any Tsiafahy, dia manjaka irery izy.
Mety mesazy hoan'ny FATE io hoe: Izao Ra8 bomba no manjaka ankehintriny, koa tsy maintsy
manaiky ny tiako ho atao ianareo raha mitady fiarovana sy hanoy ny fanjakana FATE.
Fehiny:
Jeneraly izy izao, maka ny toeran'ny Minisitra ny atitany @'izao fotoana. Raha izao no mitohy,
dia mety anao kodeta manoloana ny FATE leiry, satria ny basy sy ny tafondro, dia eo ampelatanany.
novalian'i diloo ny 10/07/2011 15:23
2. andrywui ( 10/07/2011 09:04)
slt bainn raavona !... mety ho marina ihany ny teninlah zay (nefa moa mbola future sy vinavina "angamba sy mety sy hono" daholo le izy ka tsy de azo ametrahana fanantenana be loatra ! etsy andaniny koa mety vao maika hifahitra amin'ny eritreritr'elah le kozy ! satria nahoana ? ary raha ity moa ka vinavinaina ndray vao maika nanamafy sy nahavita"charles2" teo amin'ny toerany i ra8 bomba de aoana ndray???..... ny vinavina faniriana bainn fa ny zavamisy hita maso iany no iainana fa taraiky amin'ny anganonganombaviantitra eo a ...!!! ny oul lasa iany elah variana amin'ny trimobe sy sohitika eo !! huhuhuhuhuuh.....
- ny azo ametrahanlah fanantenana angah de ity charles any Tsiafahy ty ! iny atao ze ahatafavoaka azy de iny atao robot fa iny tsy matahomaty !!! nefa izy ary ty miha kongana ao ka innn tsony !!!
3. andrywui ( 10/07/2011 09:08)
slt bainn raavona !... mety ho marina ihany ny teninlah zay (nefa moa mbola future sy vinavina "angamba sy mety sy hono" daholo le izy ka tsy de azo ametrahana fanantenana be loatra ! etsy andaniny koa mety vao maika hifanohitra amle eritreritr'elah le kozy ! satria nahoana ? -- ary raha ity moa ka vinavinaina ndray vao maika nanamafy sy nahavita"charles2" teo amin'ny toerany i ra8 bomba de aoana ndray???..... ny vinavina faniriana bainn fa ny zavamisy hita maso iany no iainana fa taraiky amin'ny anganonganombaviantitra eo a ...!!! ny oul lasa iany elah variana amin'ny trimobe sy sohitika eo !! huhuhuhuhuuh.....
- ny azo ametrahanlah fanantenana angah de ity charles any Tsiafahy ty ! iny atao ze ahatafavoaka azy de iny atao robot fa iny tsy matahomaty !!! nefa izy ary ty miha kongana ao ka innn tsony !!!
4. diloo ( 10/07/2011 15:23)
Avy nanamaina indray i Rawix koa lasa mi- huhuhuhuhuuh.....humer setroka jamala sisa eto @'ny sera hihihi.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.3304