1. guant ( 04/07/2011 11:25)
bjr!
mba misy afaka manazava ny phenomène spasophilie ve?
d inona ny antony? ny fitrangany ary ny vokany amin'ny fahasalamana sy ny fiaraha-monina
merci!
novalian'i nameno ny 01/08/2011 13:17
2. bichette ( 20/07/2011 20:24)
fa otran'ny ahoana ny fihetsiny aminao ? raha ara tsiansa lazaina fa tsy ampy kalsioma na maniezioma no mahatonga ny spasmophilie satria ny systeme nerveux no mahatsapa ilay izy voalohany.
3. guant ( 25/07/2011 07:52)
tsy za no voa fa havana!
4. nameno ( 01/08/2011 13:17)

guant:

tsy za no voa fa havana!


raha any Mada ilay olona marary dia asaivo manao analyse fa possible cysticercose ihany koa no mahazo azy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2748