asaivo tonga eo
1. bazylou
(
22/06/2011 17:46)
dia amboarina e.
Izay dia faly ery le gasy kely nefa tsy hitany fa i le8 mihitsy no mpanandevo ny gasy ary faly be sy tanjona tadiaviny ny hoe manana andevo sy mpiasa gasy 20.000.000.
Tsy mila an'ilay 8
beurrrkkk

novalian'i xhavier ny 05/07/2011 15:25
2. Noue
(
22/06/2011 18:54)
mba tena faran'zay ratsy saina maizina mahintsiny ange ity bazylozotra ity eeee !!! beurkkkkk mahatsiravina be eee !!!
nefa dia sahy milaza sy manao fitadiavana olona hoe hiara hiasa aa oeee !! beurkkkk foza T() tssss

3. mirananirina
(
23/06/2011 08:17)
Inona moa ny antony nanakanana andra8 tsy hiditra an i Mada...hoe mangalatra vola panjakana.mampahantra ny vahoaka sns......
inona moa no ataon'i tgv @ izao fotoana izao: c la mm chose!alors dégage aussi miaraka @ forongony rehetra,minoa ahy ianareo fa pire noho Ravalo ny volam-panjakana mivoaka ao anatin ny firy taona monja,saingy ny azy tsy asehony vahoaka sahala ny nataondravalo nividy avion,

4. bazylou
(
23/06/2011 17:19)
ieee, izay mihitsy ka.
tsy misy sahy ianareo rehetra raha atao hoe andao ary hiaraka hiray hina dia aongana i tgv dia soloina olom baovao sy madagasikara vaovao.
Faly mimenonmenona fotsiny fa tsy hita akory zay apoaka.
5. Veloo
(
23/06/2011 17:47)
ty le Bazylou ty dia tena voan'ny lavage de cerveau mihitsy.... mba sokafy kely ny saina ry tonaka a, fitadiavana izay mahatafita any Dago no atao fa tsy mankahala izay presy (r8) taloha. Mba misaina an'izay mahatafavoaka ani Dago ao @ ny fahoriana :
Selon l’Enquéte périodique auprès des ménages (EPM), la pauvreté touchait 68,7% de la population en 2005 alors qu’en 2010, ce taux est passé à 76,5%. Etre pauvre, c’est vivre avec moins de 468 800 Ariary, soit environ 234 US Dollars, par personne par an....
Zao ve tsy mba maha-ontsa... ita fa tena tsy miasa mihtsy ilay prezy @ zao fa dia manangona vola ho azy fotsiny sy pion any Frantsay... grrrrrrrrrrrrrr
6. bazylou
(
25/06/2011 07:49)
Veloo:

ho anao milaza fa tsy voasasa ny cerveau, misaina amin'ny inona kay nareo ireo e?? fa angaha ny prezda daholo no manao ny asa rehetra ao mada? fa angaha koa ny prezda na i tgv no mampiditra ny vary ao ambavan'ialahy???
beuurrrk
7. marasil
(
28/06/2011 17:03)
bazylou:

Ny fifidianana ry reto no vahaolana a! aleo ny vahoaka no hitsara e! mba firy @ vahoaka malagasy moa no hahita internet no ato nareo no mifamaly mafy toy zao; amiko samy tsara reo de samy ratsy koa ,atovy ny fifidianana ka raha ho lany ve ny olon tena vaovao tsy vao maika tsara e!
8. xhavier
(
05/07/2011 15:25)
Za aloha ry zalahy tena mahita ato anatin'ny orinasa hiasako fa tena trop lay fangalarana amin'izao, ny hoe ndao ahongana vita anie zany raha atao fa saingy zao ireo mpanao politika mpanohana an'i Andry Rajoelina ihany ary zay efa nanohana an-dRavalo sy ry Ratsiraka ihany anie no tonga voalohany ao e de efa leo zahay fa aleonay eto no manala azy
marasil: