Azo atokisana ve ny tenin reo Internaute milaza fa tia ( eperdument, follement?)

1. Incyah ( 31/05/2011 09:32)
Mbola kely izahay de efa naniry ahy izy.Voatery tsy nifankahita anefa noho ny fianarana.Nifankahita t@ Internet anefa izahay ary teo vao nambarany fa nitia ahy izy hatrizay ka h@ zao( efa ho 21 taona no tsy nihaonanay) tel qu elle es la situation .
Efa manabady izy ary mananjanaka.
Tsy iriko anefa ny hisian ny tsy fifanarahana eo amin izy mivady.
Inona no ataoko ho laviko ve sa ....
Saotra mialoha
novalian'i Rapha ny 10/11/2011 05:10
2. euh ( 01/06/2011 00:00)
Efa vhv lehibe ka aza mora rebireben izao lhl hita @ Internet rehetra izao. Mety hoe tamphany kely noho ny fifanenana tampoka fotsiny aloha ianao. Fantatrao fa efa manabady izy dia manajà tena. Fomban ny lhl ny mitsapa. Manaiky ho lalaoviny ianao dia zarany aza. Fa ho anao manokana madio v ny eritreritrao manodina vadin olona ?
Amiko aloha sady tsy atokisako ny teniny no sady tsy misy ilako zany lhl tsy mahay manaja vady zany. Ny atao hono miverina. Any aoriana dia ilaozany koa ianao rehefa sendra hafa vaovao indray izy. Any aoriana koa mba mety hanna izay ho vadinao koa ianao dia mety hanao toa an ity lhl ity aminao izy. Ho faly v ianao ?

Incyah:

Mbola kely izahay de efa naniry ahy izy.Voatery tsy nifankahita anefa noho ny fianarana.Nifankahita t@ Internet anefa izahay ary teo vao nambarany fa nitia ahy izy hatrizay ka h@ zao( efa ho 21 taona no tsy nihaonanay) tel qu elle es la situation .
Efa manabady izy ary mananjanaka.
Tsy iriko anefa ny hisian ny tsy fifanarahana eo amin izy mivady.
Inona no ataoko ho laviko ve sa ....
Saotra mialoha
3. Incyah ( 01/06/2011 08:17)
manaona i euh.
misaotra aloha t@ vailmpanontaniana fa tsy nahafapo .
K angah mou zah manodina vadin olona amzany ?izy no nilaza fa tia .
Ny atao no miverina ,ka ny coupe pataloha pate poule t@ andron i dadabe ange zao no miverina de lazaina hoe SLIM e ka ra io ndray matoa mahasahy miditra mahatanty .
Ary i euh ra azoko tsara mety miaina ao anatin io resaka io matoa tonga fofofna otran io.
Sorry, hevitra no nanontaniako anareo namana ato ...hanaiky sa tsy? fa tsy ndray fanontaniana no apetraka amiko.

euh:

4. cbd ( 01/06/2011 08:46)
Incyah:
Ary i euh ra azoko tsara mety miaina ao anatin io resaka io matoa tonga fofofna otran io.
Sorry, hevitra no nanontaniako anareo namana ato ...hanaiky sa tsy? fa tsy ndray fanontaniana no apetraka amiko.
ts azoko !!!! mangataka ny hevitry ny mpisera ianao d mba mamaly ny ol ka nahoana no lazainao fa tonga fofona ny mpamaly é?

rah ny hevitro alou d marina io lazain'i euh io, ts aléo v manaja tena ftsn d zay é ? avelao any izy fa miatadiavà ol hafa satria ny bandy manko tia mitsapatsapa vinany zany !!! mdrrrrrrrr
5. Rapha ( 01/06/2011 09:12)
Amiko aloha dia hianao ihany afaka mamaly ny teninao na mety na tsy mety...

euh:

Efa vhv lehibe ka aza mora rebireben izao lhl hita @ Internet rehetra izao. Mety hoe tamphany kely noho ny fifanenana tampoka fotsiny aloha ianao. Fantatrao fa efa manabady izy dia manajà tena. Fomban ny lhl ny mitsapa. Manaiky ho lalaoviny ianao dia zarany aza. Fa ho anao manokana madio v ny eritreritrao manodina vadin olona ?
Amiko aloha sady tsy atokisako ny teniny no sady tsy misy ilako zany lhl tsy mahay manaja vady zany. Ny atao hono miverina. Any aoriana dia ilaozany koa ianao rehefa sendra hafa vaovao indray izy. Any aoriana koa mba mety hanna izay ho vadinao koa ianao dia mety hanao toa an ity lhl ity aminao izy. Ho faly v ianao ?

Incyah:

Mbola kely izahay de efa naniry ahy izy.Voatery tsy nifankahita anefa noho ny fianarana.Nifankahita t@ Internet anefa izahay ary teo vao nambarany fa nitia ahy izy hatrizay ka h@ zao( efa ho 21 taona no tsy nihaonanay) tel qu elle es la situation .
Efa manabady izy ary mananjanaka.
Tsy iriko anefa ny hisian ny tsy fifanarahana eo amin izy mivady.
Inona no ataoko ho laviko ve sa ....
Saotra mialoha

6. Incyah ( 02/06/2011 08:49)
cbd ...matoa za nanantona dokotera marary mila fanafody fa tsy za ndray no anontaniany dokotera hoe inona no fanafody omeko anao .
Ra otran ny valintenin i Rapha esty ambany de mety ho dinihiko kely ihany.
Ialana tsiny ra nampi mdrrrrrrrr anao le resako .
Saotra
cbd:

Incyah:
Ary i euh ra azoko tsara mety miaina ao anatin io resaka io matoa tonga fofofna otran io.
Sorry, hevitra no nanontaniako anareo namana ato ...hanaiky sa tsy? fa tsy ndray fanontaniana no apetraka amiko.
ts azoko !!!! mangataka ny hevitry ny mpisera ianao d mba mamaly ny ol ka nahoana no lazainao fa tonga fofona ny mpamaly é?

rah ny hevitro alou d marina io lazain'i euh io, ts aléo v manaja tena ftsn d zay é ? avelao any izy fa miatadiavà ol hafa satria ny bandy manko tia mitsapatsapa vinany zany !!! mdrrrrrrrr
7. Rapha ( 06/06/2011 07:17)
Ny ahy aloha dia efa mazava ny tiako ambara fa sarotra ho an'ny kanosa ny hitady olon-tiana kanefa fahalemena ihany koa.Internet! maninona raha tonga dia mitady mivantana ohatra e!
Incyah:

Mbola kely izahay de efa naniry ahy izy.Voatery tsy nifankahita anefa noho ny fianarana.Nifankahita t@ Internet anefa izahay ary teo vao nambarany fa nitia ahy izy hatrizay ka h@ zao( efa ho 21 taona no tsy nihaonanay) tel qu elle es la situation .
Efa manabady izy ary mananjanaka.
Tsy iriko anefa ny hisian ny tsy fifanarahana eo amin izy mivady.
Inona no ataoko ho laviko ve sa ....
Saotra mialoha
8. soanja ( 06/06/2011 09:38)
Incyah:

Tsy iriko anefa ny hisian ny tsy fifanarahana eo amin izy mivady.

Io teninao io izany no itondrao ny zava-drehetra. Anontanio izy raha ho olana amin'ny vadiny ny hiarahanao aminy indrindra ka raha fantantr'ilay vadiny ny zavatra ataonareo?

Inoako anefa fa ho ankinafina no hanaovany izany fa tsy hibaribary. Mbola vitsy amin'ny Malagasy tsinona ny hanaiky hoe hampirafesina ary izay dia hiteraka tokoa disadisa. Sa hiafina ianareo raha hiaraka?

Dia rehefa izay dia fantatrao zany ny valiny.

Mora mitia ny olona mihaona eto amin'ny milina mpampifandray ary mora leo koa satria tsy misy ny fifampinkasohana akaiky ary tsy mifankafantatra loatra nefa dia mahatsapa midoboka ny fo. Noho izany betsaka ny mety tranga hahatonga fahadisoam-panantenana sy fiafiana.

Mahereza fa tsy mora ny mitia.
9. Rapha ( 07/06/2011 05:12)
FA IZAO KOSA ANEFA A!NY MITODIKA @ ANDRIAMANITRA IHANY NO VAHAOLANA.EKEKO FA AO @BAIBOLY DIA OLONA 2 NA 3 IHANY NO NOMEN'ANDRIAMANITRA VADY DIA HOSEA IZAY NOTERENY HANAMBADY MPIVARO-TENA ARY ADAMA..ANKEHITRINY IANAO MIHITSY NO MITADY IZAY TANDRIFY ANAO..SAROTRA HO AN'NY OLONA KANOSA HOY AHO NY HITADY IZAY ANY REHETRA ANY (LALANA.SEKOLY.FIANGONANA.TOERAM-PIASANA.FIKAMBANANA.FITSANGATSANGANANA SNS) SAROTRA NY MITIA HOY IANAO KANEFA MORA RAHA TENA ANJARA ILAY IZY...MIANKINA @VINTANA VE!SAROTRA BE KANEFA MI ANKINA
@ ILAY MITIA IHANY KOA...RAHA TIA OLONA IRAY IANAO DIA MILA FANTARINA NY FITIAVANA @ FIHETSIKA ASEHONY AMINAO...NY INTERNET ANIE SARO-TAVA E! MISY FITAKA AO ANATINY. TSY TENA FITIAVANA FA RESAKA INTERET FOTSINY NA KOA ZAVATRA HAFA TANTERAKA NO MANOSIKA AZY...FITAKA NY...
soanja:

Incyah:

Tsy iriko anefa ny hisian ny tsy fifanarahana eo amin izy mivady.

Io teninao io izany no itondrao ny zava-drehetra. Anontanio izy raha ho olana amin'ny vadiny ny hiarahanao aminy indrindra ka raha fantantr'ilay vadiny ny zavatra ataonareo?

Inoako anefa fa ho ankinafina no hanaovany izany fa tsy hibaribary. Mbola vitsy amin'ny Malagasy tsinona ny hanaiky hoe hampirafesina ary izay dia hiteraka tokoa disadisa. Sa hiafina ianareo raha hiaraka?

Dia rehefa izay dia fantatrao zany ny valiny.

Mora mitia ny olona mihaona eto amin'ny milina mpampifandray ary mora leo koa satria tsy misy ny fifampinkasohana akaiky ary tsy mifankafantatra loatra nefa dia mahatsapa midoboka ny fo. Noho izany betsaka ny mety tranga hahatonga fahadisoam-panantenana sy fiafiana.

Mahereza fa tsy mora ny mitia.
10. papala ( 07/06/2011 11:30)
oh mampime : tsy efa tamin'ny mbola kely ve zany e! efa samy manambady zao? de tia amin' inona ? tokony lasa mpinamana tsotra tsy mifankafoy sisa amin'izao fahanteranareo zao?? DE ZAY NO VALINY!!!!!!!!
11. vale ( 07/06/2011 11:36)
Incyah: slt!
ny experience efa niainako no amaliko anao eto,na internet na resaka mivantana, rehefa mifanaraka tsara ilay olona anankiroa ary samy tia, mafy izany ilay fifandraisana, ka tsy oe tsy ho azo atokisana, ny mahasamihafa azy @ resaka mivantana indray, dia mila fotoana misimisy ianareo vao afaka mifnkahalala bebe kokoa,anefa kosa mila fifampikasohana mivantana ihany koa fa tsy hijanona eo à resaka virtuel eo, ohatry ny hoe fanalana andro sns;
ianaoa moa niteny fa efa nifankalala h@ mbola kely ianareo, ary nitia anao izy hatrizay, ianao koa izany tia anazy, matoa maka hevitra eto enao diasatria handray decision. Eo ilay fitiavana aminareo tsirairay avy. Ny olana anefa, dia izy efa manam-bady aman-janaka, raha toa ary ka tena enao no tiany,voatery hanitsakitsaka ny vady aman-janany hatrany izany izy, satria ho sarotsarotra aminy ihany ny hanary ireo zanany ireo, ary ny reniny koa tsy hamela ireo zanany ireo hanaraka azy, ianao koa ve vonona ny hizaka ireo ankizy ireo? eo no olana
mipetraka ary na ny conscience-nao ve hilamina? ary raha toa ka tena tiany noho ny vadiny ianao tokony hanaiky ilay fisarahana tsy misy romborombo aloha ilay vadiny, anefa vitsy ny vhv hahatakatra izany (oe aleo misaraka toy izay voahitsakitsaka, na eo aza ny ankizy etc, etc,) raha ny vhv vahiny na ny lhl vahiny no mahatsapa io fisehoan-javatra iray io, fa anefa tsy fomba fisainan'ny malagasy ilay izy, fa dia hoe, ny tokantrano fihafiana, ny fanambadiana lamban'akoho ka faty no isarahana, ka diniho daholo aloha ireo zavatra rehetra ireo vao afaka mandray fanapahan-kevitra ianao. Mirary soa hatrany!
12. euh ( 08/06/2011 09:06)
toa lasa sahady mo Incyah tsy sahy niverina nanohy resaka. Lasa nanaraka azy sahady angamba

Tsy tonga fofona ny tenako fa sadaikatra noho ilay fanontaniana poakaty : ahoana ? ho ekeko ve ? izany avy ve dia mbola anontaniana, nefa dia efa mazava izao fa fampirafesana sy fijangajangana ny anareo roa raha tanterahina ?

Te hanontany hevibahoaka Incyah nefa tsy mahatanty valinteny tsy mifanaraka @ny heviny.

Manaraka izany, tsy i euh no namorona fa fomba fiteny malagasy araky ny toetsaina malagasy ilay hoe "ny atao no miverina", ka raha tsy takatry ny toetsain'i Incyah na tsy nampianarin'i dada sy neny ny fahendrena voalazan'io teny kely io dia tsy mahagaga loatra raha mitady ho voasariky ny fijangajangana

Tsy misy idiran'ny fiainako amin'izany koa satria mbola tsy nanaiky ho roue de secours mbadinolona ny tenako, fa kosa mendrika ny ambony noho izany.

Ka aleo angamba valiana tsotra ilay fanontaniana /

hanaiky vadin'olona sa tsia ?

1/ raha tsy misy mpikoty intsony Incyah ka matahotra ny ho lany zara dia ekeo izany ilay fitia antsisitosy, zara aza misy atao ambany lela
2/ raha resaka anelakelantrano fotsiny tsy manantena ny ampitso dia ekeo koa
3/ raha mbola tsaratsara Incyah ka mety mbola azon'ny tovotovony ihafiana, dia andraso kely sao mba ho tonga ihany ny vodintsobika

Inoako angamba fa mba afapo amin'izay indry

Incyah:

manaona i euh.
misaotra aloha t@ vailmpanontaniana fa tsy nahafapo .
K angah mou zah manodina vadin olona amzany ?izy no nilaza fa tia .
Ny atao no miverina ,ka ny coupe pataloha pate poule t@ andron i dadabe ange zao no miverina de lazaina hoe SLIM e ka ra io ndray matoa mahasahy miditra mahatanty .
Ary i euh ra azoko tsara mety miaina ao anatin io resaka io matoa tonga fofofna otran io.
Sorry, hevitra no nanontaniako anareo namana ato ...hanaiky sa tsy? fa tsy ndray fanontaniana no apetraka amiko.

[quote=euh]
Efa vhv lehibe ka aza mora rebireben izao lhl hita @ Internet rehetra izao. Mety hoe tamphany kely noho ny fifanenana tampoka fotsiny aloha ianao. Fantatrao fa efa manabady izy dia manajà tena. Fomban ny lhl ny mitsapa. Manaiky ho lalaoviny ianao dia zarany aza. Fa ho anao manokana madio v ny eritreritrao manodina vadin olona ?
Amiko aloha sady tsy atokisako ny teniny no sady tsy misy ilako zany lhl tsy mahay manaja vady zany. Ny atao hono miverina. Any aoriana dia ilaozany koa ianao rehefa sendra hafa vaovao indray izy. Any aoriana koa mba mety hanna izay ho vadinao koa ianao dia mety hanao toa an ity lhl ity aminao izy. Ho faly v ianao ?

13. kotobelouh ( 09/11/2011 13:51)
Incyah

Tsy aleonao zah! ampiadaniko enw f'aza manaiky azy!
14. Rapha ( 10/11/2011 05:10)
Voalohany aloha dia tsy azo hitokisana dia izay ihany satria misy fandrika be io ka...
Incyah:

Mbola kely izahay de efa naniry ahy izy.Voatery tsy nifankahita anefa noho ny fianarana.Nifankahita t@ Internet anefa izahay ary teo vao nambarany fa nitia ahy izy hatrizay ka h@ zao( efa ho 21 taona no tsy nihaonanay) tel qu elle es la situation .
Efa manabady izy ary mananjanaka.
Tsy iriko anefa ny hisian ny tsy fifanarahana eo amin izy mivady.
Inona no ataoko ho laviko ve sa ....
Saotra mialoha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1125