France-Afrique, NATO-Gaddafi, Saddam Hussein...

21. milamm ( 06/06/2011 23:10)
fantatry ny rehetra zany fa tsy oe zvbaovao de ahoana ? hiandry anzay sa mba misy fahatongavantsaina @ ts1/1 sa hionona ho resy, sa mba anomboka ahatsapa ny andraikitra fonosin'izany ? kakabo
22. andrywui ( 11/06/2011 12:53)
ppfffff....
23. diloo ( 13/06/2011 16:55)
Ki! ppfffff....ka maoly sisa rawix any ka voa hatramin'ny con sens-ny kle raha re-con non sens no anjara nomen'ny Parlement Européen. Moramora ihany amin'ny daina leitsy.
Tsapako elahy fa mba te andray anjara amin'ny lohahevitro. Tsara izany, saingy velabelaro ny hevitra elahy fa aza misawal fotsiny atsy ambany.
Raha mandinika an'elahy leitsy aho, dia mba te ho culotté elahy amin'ny adihevitra saingy mahery mppfffff....ka maoly loatra elahy, any ka hevitra sans qualité foana no aroso.
Tsy olana anefa izany, fa ilaina foana ny fou du roi, isian'ny animations.

24. andrywui ( 14/06/2011 06:29)
Tsy ny vavabe s'y fifampaherezanlisany ato akory no ahavaha n'y olanlisany fa toejavatra reel dia izao hita maso zao ...n'y ankoatra anzay ry lerony de bilidogy banga ridana be vava be ato fotsiny ,fa nenay aetsikay daolo n'y bandy s'y ny fanohananay juskobou fa zahay de zahay iany ...ok ve? ...zay lisany alou hatramzao ko ,....na KO na OK ozy ravalomanana zay !!
25. andrywui ( 14/06/2011 06:35)
Mifampahereza amn ratsy ato iany !!! Tssssshhhhh
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4443