HOAVY MAHAFINARITRA TSY HO ELA!
1. Mpanazava
(
17/05/2011 06:01)
«Rehefa afaka kelikely, dia tsy hisy intsony ny ratsy fanahy. ... Fa ny mpandeï¬tra kosa no handova ny tany, ka tena ho ï¬naritra amin’ny ï¬adanam-be.»â€”SALAMO 37:10, 11.
novalian'i Mpanazava ny 20/05/2011 11:40
2. Mpanazava
(
17/05/2011 10:55)
Santionany amin'ireo fiovana entin'ilay FANJAKAN'ANDRIAMANITRA ETO AN-TANY.
«Mampitsahatra ady hatrany amin’ny faran'ny tany izy. Tapatapahiny ny tsipıka, ary potipotehiny ny lefona. Dorany ny kalesin’ady.»â€”Salamo 46:9.
«Hanao trano ny olona ka honina ao, ary hanao tanimboaloboka ka hihinana ny vokatra avy amin’izany. Tsy hanao trano hitoeran’olon-kafa izy, na hamboly zavatra hohanin’ny olon-kafa.»â€”Isaia 65:21, 22.
«[Hofafan’Andriamanitra] ny ranomaso rehetra amin’ny mason’izy ireo, ka tsy hisy fahafatesana intsony, sady tsy hisy intsony ny alahelo na ny ï¬tarainana na ny fanaintainana, fa efa lasa ny zavatra taloha.»â€”Apokalypsy 21:3, 4.
«Amin’izany fotoana izany, dia hampahiratina ny mason’ny jamba, ary hatao mandre
ny soï¬n’ny marenina. Amin’izany fotoana izany koa dia hahavita hianika tendrombohitra toy ny serfa ny malemy tongotra, ary hihoby ny lelan’ny moana.»â€”Isaia 35:5, 6.
«Ho avy ny fotoana handrenesan’izay rehetra any am-pasana ny [feon’i Jesosy], dia hivoaka izy ireo. Koa izay nanao ny tsara dia hatsangana ho amin’ny ï¬ainana.»â€”Jaona
5:28, 29.

3. daran
(
17/05/2011 16:18)
mafana fo mihits anié nareo zany e. Marina alou lay tenin'i Jesosy hoe aleo mafana na mangatsiaka toy izay matimaty e:-)
4. Mpanazava
(
18/05/2011 13:32)
daran
mafana fo mihits anié nareo zany e. Marina alou lay tenin'i Jesosy hoe aleo mafana na mangatsiaka toy izay matimaty e
"Koa raha mitory ny vaovao tsara aho, dia tsy misy antony hireherehako! fa tsy maintsy manao izany aho. Lozako tokoa raha tsy mitory ny vaovao tsara aho!" (1Kor 9:16)
5. rekinbelo
(
19/05/2011 15:25)
Marina mihitsy ny volazanao fa maro loatra naie no tsy manaiky ny fanjakan'Atra ho réel fa lazainy fa ao am-po e.sns....ao mbla miatehitra @ fahagagana sy ny fitandremana zavatra efa lasa tsy misy fotony intsony.fa ampio fananzavana kely aloha le fanjakan'Atra de mifanampy eny isika e.manohana ny hevitrao hatrany aho .
6. daran
(
20/05/2011 11:06)
Mpanazava:
daran
mafana fo mihits anié nareo zany e. Marina alou lay tenin'i Jesosy hoe aleo mafana na mangatsiaka toy izay matimaty e
"Koa raha mitory ny vaovao tsara aho, dia tsy misy antony hireherehako! fa tsy maintsy manao izany aho. Lozako tokoa raha tsy mitory ny vaovao tsara aho!" (1Kor 9:16)
sady raha ho avy i Jesosy ka hanontany ny kristianina hoe "inona no nataonao ho ahy?" dia mba misy avaly e? :-)
Loza tokoa mantsy raha anisan'ilay mino an'i Jesosy isika kanefa miandry fotsn ny hatongavany no avy eo koa manenjika ireo mitory ny fanjakan'A/tra. Ho raharaha iany alou lé farany e.
7. Mpanazava
(
20/05/2011 11:40)
Rekimbelo
Marina mihitsy ny volazanao fa maro loatra naie no tsy manaiky ny fanjakan'Atra ho réel fa lazainy fa ao am-po e.sns....ao mbla miatehitra @ fahagagana sy ny fitandremana zavatra efa lasa tsy misy fotony intsony.fa ampio fananzavana kely aloha le fanjakan'Atra de mifanampy eny isika e.manohana ny hevitrao hatrany aho
Misaotra amin'ny fanampiana. Aza mataotra fa tsy maintsy avoakantsika ny marina momba ny fanjakan'Andriamanitra sy ny fanazavana mahampy alohany ahatongavan'ny farany raha mbola mamela fotoana hanaovana izany koa i Jehovah.