Fanontanina-Fampianarana momban'ny fanabeazana aizana ao Mada

1. soanja ( 04/04/2011 02:44)
Hono hoy aho sao misy mahalala inona avy ny fikambanana na toerana mampianatra momban'ny fanabeazana aizana ao Madagasikara?

Ireto misy fanontaniana vitsivitsy tiako azahoana valiny raha mety.

1-Inona avy ireo antony mahatonga ny fahafatesan'ny reny bevohoka na eo ampiterahana ao Madagasikara?
2-Inona avy ny dingana nisy nataon'ny fitondrana na fikambanana hafa mba hanatsarana ny zavamisy? na hanenana ny fahafatesan'ny reny mitondra vohoka sy eo ampiterahana?
3-Mandeha adiny firy na firy kilometatra eo ny antontan'isan'ny mponina ao Madagasikara vao mahita hopitaly, indrindra ny vehivavy bevohoka?
4- Amin'ny salanisa ihany, firy ny vehivavy bevohoka na eo ampiterahana karakarain'ny dokotera ao Mada?
5-Firy amin'ny vehivavy eo ampiterahana no velona soamatsara raha salanisa. Inoako fa ho an'ny vehivavy na ireo olona any ambanivohitra ireto fanontaniako ireto fa sao anefa mba misy manana ny valiny tena izy.
6-Mba mikarakara sy manampy ve ny lehilahy malagasy amin'ny ankapobeny rehefa bevohoka ny vadiny?
7-Mampiasa fanabeazana aizana ve isika Malagasy amin'ny ankapobeny?
8-Misy fampianarana na fanabeazana avy amin'ny fikambanana ve momban'ny
" fiarahana arahina fimailoana" na " safe sex" azafady tsy haiko mandika an'io amin'ny teny malagasy mazava? Misy fikambanana mampianatra Fanabeazana aizana ao Mada?
9-Manampy sy manohana ny fanatsarana ny fanabeazana aizana ao Mada ve ny governemanta?
10-Misy firenena hafa ve manampy antsika Malagsy amin'ny fampianarana momban'ny fanabeazana aizana?
11-Rehefa bevohoka ny vehivavy na efa akaiky hiteraka, mbola manao ny asa isan-karazany ve izy sa mba avela haka aina ka tsy voatery hanao asa mafy?
12- Misy toerana ve ao Madagasikara mila ny fanampiana momban'ny fanabeazana aizana sy ny fikarakarana ny vehivavy bevohoka/ ilazao aho raha manan-kevitra ianareo.

Manorata manokana any amiko. Raha manana tanana ianao tianao hampiana dia mila sary sy ny rehetra manazava ny hilanao izany fanampiana izany aho vao afaka manomboka ny fijereko ny mety hanampiana ilay toerana.

Misaotra indrindra. Soanja
novalian'i soanja ny 07/05/2011 04:39
2. vonynive ( 22/04/2011 11:06)

soanja:

miarahaba anao soanja,
ao @ site instat madagascar misy données marobe azontsika jerena; efa nijery aho ka hitako fa misy fanontaniana voavaly ihany @ ireo fanontanianao ireo; ny tatitra momba ny fahasalaman'ny mponina 2008-2009 dia efa ao @ ireo atontan'isa ireo.
3. Herimiafina ( 24/04/2011 11:20)
Misy dia misy tokoa ireo ka, ny Ministère Santé et du Planning Familial sy ny Office Nationale de la Nutrition no tena mikarakara an'ireo. Ny structure régionale dia ny Direction Régionale de la Santé et du Planing Familial sy ny Office Regionale de la Nutrition isaky ny 22 régions. Misy Centre de Santé de Base niveau 1 sy 2 isaky ny Communes Rurales ary centre de Santé du District sy Centre de Hospitalier du District isaky ny District. Mivelatra be ny asan'izy ireo ary mampiasa ONG toy ny SAF-FJKM, ny FAFIAM, sns, mandrindra ny asa eo anivon'ny Commune tsirairay ary mampiasa volontaire toy ny Conseillers en Santé (COSAN) sy Agent Communautaire de Nutrition na ACN isaky ny Fokontany.

Nomena formation ireo volontera ireo ary misy ny projet SEECALINE ohatra izay entin'ny ORN miaraka amin'ny DRSFP mampianatra ny tovovavy 13-20 taona ny resaka fananahana sy ny safe sex mifandray amin'ny nutrition ny ankizy sy ny vehivavy bevohoka, justement mba hampianarana azy ireo tsy hiteraka aloha satria betsaka ny fille mère any ambanivohitra, 12 ans dia efa 2 anaka, 20 ans dia efa 5 anaka ary tsy zarizary ny sakafon'ireo zaza ireo sy ny fitaizana azy.

Ny planification familiale indray dia betsaka ny manakiana hoe tsy misy impact social fa raha ny hevitro manokana dia ilaina foana ny sensibilisation. Tsy zakan'ny lehilahy mantsy hono ny miheritreritra hoe lasa chimika ny vadiny moa ilaina koa ny zaza satria mahantra.

Hoy ilay tambanivohitra izay, ianareo mpanankarena no mahafehy zaza iray fotsiny na roa fa zahay tsy mahavelona zaza no mahatonga anay miteraka betsaka, satria mety ho iray na roa fotsiny ao anatin'ny fito no ho velona hahatratra 20 taona, noho ny forte exposition aux maladies et aux dangers. Dia aleonay miteraka betsaka hitsinjovana ny ho avy.

Indraindray koa mila jerena ireny matériel entina hanaovana sensibilisation ireny toy ny implant sy ny kapaoty fa noho ny resaka commerce dia tsy ao tsar any qualité indraindray ka manimba ny sensibilisation efa vita. Hoy ilay tambanivohitra, nanao implant ihany izahay nanaraka ny toromarika fa mbola bikinos foana, donc mandainga ny dokotera.

Momba ny fréquentation ny services de santé, isaky ny chef lieu de Commune na arakaraky ny catégorie de commune dia misy centre de santé entin'ny dokotera génétaliste iray. Ambony ihany ny fijeriko azy raha ny données nome'ny Ministère de la Population tamin'ny 2005 ny taux de fréquentation any Ambanivohitra sy ny fiterahana moa koa misy io reninjaza na sage femme traditionnelle izay nomen'ny CSB fiofanana manokana.

Fa en ville dia milatsaka ny taux de fréquentation ny centre de santé publique fa ny privé no betsaka na manao automédication ny olona, ambony be kokoa ny taux d'automédication en ville.

Ny medecine traditionnelle dia tsy concurrent-n'ny medecine publique aty Madagascar fa complémentaire aza, sady minana tambavy no mameluy pilina fanafofy omen'ny dokotera ny olona. Ny blem fotsiny dia tsy manantona dokotera ny olona rah atsy efa tena gravy be ny aretina, hany ka maty foana ilay oona ary mampidina ny utilité-n'ny services publiques ilay izy eo imason'ny tamanivohitra.

Jereo ao amin'ny site instat ny chiffre. Mazotoa
4. soanja ( 07/05/2011 04:39)
Herimiafina:

Misaotra indrindra amin'ny info nomenao fa tena ilaiko tokoa.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2507