lehilahy mahihitra be

1. kamongo ( 22/03/2011 21:35)
Bjr daôly,

Hono hoa ry vevavy namana, efa sendra lehilahy mahidy b v nareo? izy tia nef tena ts manome lelavola mintsy, d aôna ny fahazahoanareo an izany?
Tsy zany manko fa ilay niaraka t@ko talou malalatanana b , indrisy ny ankehitriny mahidy b mints d lasa sorena za miretreritra an ilay situation ko.nefa lé talou ts afk iverenako tsony.
amiko aloha d (mialatsiny @ fitenena) fa d anaovany rapport, sy mpikarakara fotsiny zany no fandraisako. aôna ny hevitrareo?
Misaotra mialoha @ valinteninareo
novalian'i papala ny 07/06/2011 11:43
2. soanja ( 22/03/2011 21:49)
Raha misy fidiram-bola ianao dia tena tsy hitako mihitsy ny tokony ianteherana amin'ny volan-dehilahy. Fa raha tsy manana kosa ka izy mahafantatra fa sahirana ianao nefa izy tsy manampy dia tsy hitako koa ny tsy hisalasalako hoe "mila fanampiana aho." Ny fitiavana dia mila fisokafana amin'ny serasera fa tsy resaka fiaraha-matory fotsiny ohatra sy ny fo mitempotempo fitakiana.

Raha toa anefa ka niteny ianao hoe sahirana ary hazavainao tsara aminy ny fomba ilanao ilay vola ary ahoana ny fomba hamerenanao ilay vola aminy, ka hitanao fa manam-bola tsara afaka hanomezany ianao dia eo no tokony hanontany tena hoe inona tokoa moa no iarahako amin'olona tsy afaka hifanampy?

Fa raha tsy manana omena izy dia aza omena tsiny fa izy aza moa izany tsy manana fa mila mitady hevitra hafa ianao hahafahanao manampy ny tenananao.

Tadidio fa raha mbola tsy vady vita mariazy ianao dia tsy tokony hanantena n'inona n'inona amin'ny lehilahy iray. Raha tsy hoe niterahany angaha. Ary izy tsy tokony ho voatery hiantsoroka izay olan'ny sipany. Fa miankina kosa amin'ny hoe inona no foiko hanalefahako ny enta-mavesatr'ilay olon-tiako no zava-dehibe. Fanomezana avy any amin'ny fo izany fa tsy ankitery ankolaka. Izay no fahatsapako ilay fiainana saingy tsy manana ny fahendrena rehetra aho ka hahalala izay zava-misy.

Ny hany fantatro koa dia tsy dia tia lehilahy kaidy ny tenako satria zah dia malala-tanana.
Saingy ny mandray vola amin'ny lehilahy iray koa dia tsy dia fanao loatra indrindra ka rehefa avy niaraka taminy sy mifankatia eo.
3. kamongo ( 23/03/2011 07:22)
Merci Soanja @ valinteninao. dia tena marina avokoa ny voalazanao.
Izy aloha manana, fa zani oe izy mints no ts zatra manome na d mba argent de poche keli.
Noho izany angamba dia izaho mintsy no mila manamboatra saina. Lé avy niaraka t@ olona malalatanana alou d lasa nahazatra.
Zani oe, ny mety dia araky ny teninao oe mila mitady hevitra hafa hahitako vola.sinon, majary miandry an i pôly ozy ny fitenenena.
Dia vô ho hitako eo iany na haharitra aho na tsia. fa hiezaka alou haharitra.
Misaotra Soanja @ torohevitra aan!
soanja:

4. caboul ( 23/03/2011 09:47)
salut,

tsotra fotsiny ny valiny, io miankina amindry. fantaro tsara lou oe atraiza n fitiavanjy an`le oul, fa ra tena tinao izy afa mintsy n tokony o reaction ano manoloana zany resabola izany. Tsy oe manameloka za f n evitro no teneniko, de toute facon enw ne ts voatery anao rapport aminy e refa ts vonona amzanny enw, mou ra mis interet nenao n rapport d tsis fitiavana zany amko f mitov am le oul manao rapport mandray vola reny... Conseil fotsiny fa za ko mba vevavy, aza d miantehitra lotra am volan lelah f andevozin enw avy eo d ts mahaleo tena tson f te iankina amin fôna
5. soanja ( 23/03/2011 22:06)
kamongo:

Merci Soanja @ valinteninao. dia tena marina avokoa ny voalazanao.
Izy aloha manana, fa zani oe izy mints no ts zatra manome na d mba argent de poche keli.
Noho izany angamba dia izaho mintsy no mila manamboatra saina. Lé avy niaraka t@ olona malalatanana alou d lasa nahazatra.
Zani oe, ny mety dia araky ny teninao oe mila mitady hevitra hafa hahitako vola.sinon, majary miandry an i pôly ozy ny fitenenena.
Dia vô ho hitako eo iany na haharitra aho na tsia. fa hiezaka alou haharitra.
Misaotra Soanja @ torohevitra aan!
soanja:

Raha misy fidiram-bola ianao dia tena tsy hitako mihitsy ny tokony ianteherana amin'ny volan-dehilahy. Fa raha tsy manana kosa ka izy mahafantatra fa sahirana ianao nefa izy tsy manampy dia tsy hitako koa ny tsy hisalasalako hoe "mila fanampiana aho." Ny fitiavana dia mila fisokafana amin'ny serasera fa tsy resaka fiaraha-matory fotsiny ohatra sy ny fo mitempotempo fitakiana.

Raha toa anefa ka niteny ianao hoe sahirana ary hazavainao tsara aminy ny fomba ilanao ilay vola ary ahoana ny fomba hamerenanao ilay vola aminy, ka hitanao fa manam-bola tsara afaka hanomezany ianao dia eo no tokony hanontany tena hoe inona tokoa moa no iarahako amin'olona tsy afaka hifanampy?

Fa raha tsy manana omena izy dia aza omena tsiny fa izy aza moa izany tsy manana fa mila mitady hevitra hafa ianao hahafahanao manampy ny tenananao.

Tadidio fa raha mbola tsy vady vita mariazy ianao dia tsy tokony hanantena n'inona n'inona amin'ny lehilahy iray. Raha tsy hoe niterahany angaha. Ary izy tsy tokony ho voatery hiantsoroka izay olan'ny sipany. Fa miankina kosa amin'ny hoe inona no foiko hanalefahako ny enta-mavesatr'ilay olon-tiako no zava-dehibe. Fanomezana avy any amin'ny fo izany fa tsy ankitery ankolaka. Izay no fahatsapako ilay fiainana saingy tsy manana ny fahendrena rehetra aho ka hahalala izay zava-misy.

Ny hany fantatro koa dia tsy dia tia lehilahy kaidy ny tenako satria zah dia malala-tanana.
Saingy ny mandray vola amin'ny lehilahy iray koa dia tsy dia fanao loatra indrindra ka rehefa avy niaraka taminy sy mifankatia eo.

Azafady fa tohizako kely an miaraka amin'ny fanontaniana.

indry angaha mahantra sy tsy manambola mihitsy sa efa zatra nandray vola tamin'ilay teo aloha fotsiny indry dia lasa miandry azy hanolotra vola koa.

Raha tsy mahantra mantsy indry dia azoko lazaina fa tsara tokoa ny manamboatra saina raha efa zatra teo aloha fa izy mety ilay tsy mpizara vola ireny fa mahihitra.

Fa raha mahantra kosa indry ka tena tsy manana ary mila vola mafy dia mangataha aminy akia a. Aza tenenina aminy hoe efa zatra nahazo vola indry taloha fa ny olan-dry ilandry vola no arosoy aminy. Amiko raha vola no alaina aman'olona dia averina fa asa ny fombantsika hafa any an. Mila aroso aminy ny olana hoe mila fanampiana indry. Raha tsy manome izy dia eo indray indray manampakevitra na hiaraka aminy foana na hiala.

Misy foko be dia be any Mada rehefa avy miaraka matory amin'ilay zazavavy ny lehilahy dia manome vola ry zareo. Eny fa tsy mpivarotena akory ireo olona ireo ny fiheviny. Ka raha foko hafa kosa dia tena tsy manome vola izany mihitsy raha tsy hoe mangataka na mindrana na milaza fa sahirana. Samy manana ny fombany ny lehilahy.

Aty aminay izao dia misy lehilahy millionera izay miaraka amina vehivavy iray sahirana be mihitsy. Miferinaina ilay lehilahy fa hoe tsy raharahian'ilay vehivavy hono izy nefa ry zareo nifankatia be taloha. Dia hoy aho hoe fa inona ny olana? izy ilay vehivavy io milaza aminy lehilahy fa sahirana hono sns sns ... dia za tsy afaka hizara ny volako aminy satria tsy mahazatra ahy izany hoy ilay lehilahy dia hoy aho hoe hay dia mizara koa izany tsy ahita azy satria izy tsy afaka hijanona amina lehilahy mpanakarembe nefa tsy afaka hamaha ny olany. Mitombo ny fitia rehefa miha vitsy ny olana hoy aho taminy.

Ny olombelona samy manana ny laharampahamehany avy ary indrindra ny soa toaviny. Mila mifankalala ary mila mifampiresaka rehefa ao anaty fitiavana.

Mahereza hatrany.

6. kamongo ( 24/03/2011 11:04)
Slt,
Soanja, za tena ts manabola mints @ zao fa talou za @ lé b vola b reny fôna. d mila mampionon tena zani no mety satria efa zai ndrai ny fomban ity ray vao2 ty , mahihitra be.
Zani oe ny mininimum de dépense iany no ataony @ko nefa talou d ts zatra an izany za fa d misy fôna no ts mihafy mintsy zany oe noho ny antony manokana d za oa ts afk miverina @ lé talou tsony zai no pblm.
Tsy haiko na ny toe tsaiko no efa miova fa za refa ampihatain ny lehilahy d lasa mitombo ny fitiavako azy. @ maha olombelona dia misy @ rhtra zai zvtra zay.
Nefa @ ty olona miaraka @ko ty, ny teny fahenoko matetika @ny d oe "mila mitsitsy" mila manao économie. Zay fôna farany no masaka ao an dohako d lasa maha strssé ana ny farany satria zvtra ts nahazatra ana zany. Na d argent de poche keli aza ts misy.tena mampalaelo za.
Za anefa aty Bretagne zao, namonjy azy aty efa ho 1an et demi zao za no taty. Tena kivy tanteraka za @ lé fiainana.
En tout cas, merci @ torohevitra

7. soanja ( 25/03/2011 04:14)

Mazava tsara Kamongo ny olana ary tena azoko mihitsy sady tsy manome tsiny anao aho fa tena normal mihitsy izany zavatra tsapanao izany.
Ny fiainantsika dia miodina matetika amin'ny zavanisy niainantsika teo aloha ary iny no mamaritra ny manaraka.

Sarotra ihany tokoa ny toerana misy anao satria niala amin'ny tany nisy anao ianao dia namonjy azy. Izy anefa tsy mba mahalala manome na kely aza entinao hampiasaina amin'ny zavatra madinidinika ilaina.

Ny fanafodiny aky dia milaza aminy ampitiavana izay zavatra manahirana anao. Raha tiany ianao dia hihaino izy. Raha hiteny izy hoe mila manao economie dia mamaly ianao hoe ireto no mba hilako vola vao tena milamina ny saiko fa za akory tsy hoe handanilany vola. Marina kosa aloha ny andry fa raha tsy hanana na ny ariary aza any ampaosy fa dia zavatra ilaina faran'izay kely azo no omeny vola nefa indry mbola tsy manana mihitsy dia tena tsy hisy fiarahana hiodina izany.

Tsotra ny zavamisy raha mbola manam-pitiavana azy dia mijanona aminy fa raha mihena ny fitiavanao dia tsy aleo mifanao veloma satria izy izany tsy mba afaka hanampy andry amin'izay manahirana moa indry koa tsy hitia olona kaidy na mitsitsy loatra.

Mila miova izany ny iray aminareo vao mety hisy ny filaminana. Raha ny fahitako azy dia indry no mety moramora kokoa hiova. Ahoana? mila ataondry izay fomba hitadiavana asa dia indry koa mba mampidi-bola dia tsy mila mitambitamby izay volany. Amin'izay dia malalaka tsara indry manao izay tiandry amin'ny volan-dry. Ataovy ho tanjona io!
8. marcos ( 25/03/2011 05:15)
kamongo>>> Misy ohabolana avy any Azia izay homeko anao ary ataoko fa hanala ny fahasahirananao raha toa ka olona misaina ianao.
" Ny fanomezana tsara indrindra dia ny fanomezana aran-jono sy fitaovana ho entina manjono raha misy olona mangataka sakafo aminao satria noana izy."

Ny tiako lazaina dia ity:
Tsy ny fiandrasana vola argent de poche sns... avy any @ sipanao akory no ahatomombana ny fianananao. Ny fahitanao ASA no tena vahaolana hampilamina ny problemanao . Maro ny vhv no miasa @zao ary ny lhl akory tsy porte feuille na machine a sous. Mitadiava asa na dia asa madinika aza e! Ataoko angamba fa na ny olona kilemaina aza dia afaka miasa amin'izao fotoana nohon'ny teknolojia isan-karazany.
9. paplita ( 25/03/2011 12:08)
marcos>>>> tena manaiky ze lazainao 100% za, fa diso masiaka loatra ny fomba fiteninao az, matoa nge i kamongo niditra nangataka toro-hevitra fa tsy hiandry paquets b oh zany kosa e!
10. kamongo ( 25/03/2011 14:47)
Marcos! Misaotra anao @ lé valinteny! tena manohana b ny lehilahy lé fanontaniako! ko zai ary no mba fanontaniako! samy afak milaza zai tiany holazaina io.
Ra azoko tsara d parmis an lé lehilahy mahihitra b enao.lol sangi2 zani an!
Misaotra ny hevitrareo fa afaka anitsiako ny tenenako ny hevitra avy @nareo rehetra.
marcos:

kamongo>>> Misy ohabolana avy any Azia izay homeko anao ary ataoko fa hanala ny fahasahirananao raha toa ka olona misaina ianao.
" Ny fanomezana tsara indrindra dia ny fanomezana aran-jono sy fitaovana ho entina manjono raha misy olona mangataka sakafo aminao satria noana izy."

Ny tiako lazaina dia ity:
Tsy ny fiandrasana vola argent de poche sns... avy any @ sipanao akory no ahatomombana ny fianananao. Ny fahitanao ASA no tena vahaolana hampilamina ny problemanao . Maro ny vhv no miasa @zao ary ny lhl akory tsy porte feuille na machine a sous. Mitadiava asa na dia asa madinika aza e! Ataoko angamba fa na ny olona kilemaina aza dia afaka miasa amin'izao fotoana nohon'ny teknolojia isan-karazany.
11. mirananirina ( 28/03/2011 12:04)
Mahakamo tokoa aloha rehefa sendra ny olona mahihitra be zay,nefa mitovy @ namana tetsy aloha aho hoe aza miantehitra loatra izany.fa mitadiava koa vola hoanao de mba manaova mahihitra koa avy eo
12. kamongo ( 28/03/2011 13:10)
Merci Mirananirina
Marina ny voalazanao !mila mitady vola d mba manao mahihitra koa refa avy eo @ zai hitany tsara ny ngidin lé mahihitra.lol
Tena aleo mahaleo tena!
Merci

mirananirina:

Mahakamo tokoa aloha rehefa sendra ny olona mahihitra be zay,nefa mitovy @ namana tetsy aloha aho hoe aza miantehitra loatra izany.fa mitadiava koa vola hoanao de mba manaova mahihitra koa avy eo
13. ravonjison ( 31/03/2011 17:32)

Salut Kamongo a,
Mahaliana ahy kely izy itý dia mba hilaza ny hevitro koa aho.
Raha feheziko dia izao : efa voalaza etsy ambony daholo ny torohevitra ( mitady asa ami'izay mahaleo tena sns..) , fa saingy ilay voalazan'i Soanja no mba hitako tena manandanja aloha : fifankalálá tsara aloha ianareo !!!( tsy voalazanao hoe hafiriana ianareo no niaraka ?)

Misy tokoa ny lehilahy mahihitra, tena mafy tanana mihitsy. Saingy tsy fantatro hoe aiza ny " limite " nao amin'ilay hoe mahihitra. Voalazanao mantsy fa ny tena ilaina ihany no omeny anao. Ny limite-n'ny vehivavy sasany dia ilay tena ilaina, ny limite-n'ny sasany kosa dia ilay tena ilay miampy argent de poche ahazoana mikarenjy miaraka amin'ny namana ..sns.
Ny olana izany dia ny hoe : "Ianao milaza fa kahihitra izy , satria tsy ahazoanao izay ilianao. Izy indray anefa mety mieritreritra fa mpangatabola ianao ary tsy mahalala ny atao hoe manao economie sy mieritreritra ny hoavy ( manangana trano sns ...).
Ny antony mahatonga an'io mantsy dia izao : ianareo roa dia samy hafa ny " phase " misy anareo eo amin'ny fianinana :
-ianao izao mety ao anatin'ilay fotoana hoe aleo aloha tsy mihafaha mihitsy amin'ny fandaniambola, aleo mirevy tsara ( tsy misy maharatsy azy io). Mbola tsy mieritreritra ianao hoe mba hanao tahiry sy hanangana zavatra ve ( raha mba nieritreritra izany ianao dia mety mba nataonao economoie ny vola sasany azonao tamin'ilay sipanao taloha !!)
- izy indray anefa efa nanao an'izay taloha . Efa tsy any intsony izy amin'izao fotoana izao, fa mba efa te hanangana zavatra izy , hitsinjo ny hoavy, noho izany tsy maintsy manao economie.Rehefa efa ao anatin'io fotoana io mantsy ny lehilahy dia matetika voatsinotsinoaviny ny zavatra madinidinika izay manandanja eo amin'ny vehivavy ( mila averimberina sy ampahatsiahivina azy izany)

Noho izany dia mila miresaka sy mifankalala tsara ianareo : mila lazaonao tsara hoe ireto ny antony ilanao vola dia mba milamina ny sainao. Izy indray dia mila milaza hoe : inona no antony mahatonga azy hanao economie ? Hanangana trano ve izy, sa hoe hanangana firme, sa tiany hitsinjovany ny vodiandro ho merika ireo vola ? Tokony ho fantatrao eo koa fa ao anatin'ilay hoavy tsinjovina sy karakarainy ianao sy ny fiarahanareo !!!
Satria raha handeha hamonjy discoteque isaky ny zoma miaraka amin'ny namana( ohatra io a )no ilanao vola. Aminao izany mety manandanja, fa aminy mety fandaniana andro sy vola. Mifanohitra amin'izay , raha tsy maintsy mividy creme-na hoditra ianao isambolana , satria raha tsy izany dia miharatsy ny hoditrao, kanefa lazainy fa tsy ilaina izany, dia mila hazavainao aminy izany ( ny vehivavy rehetra tsy mitovy , ao ny mila , ao ny tsy mila creme), ka tokony hiova hevitra izy. Raha tsy manome foana izy dia fantatrao miandalana hoe olona iza marina io olona miaraka aminao io.

Raha fehezina dia mila miresaka tsara ianareo , mifanazava ny vanimpotoana sy ny besoin ilainao sy izy. Tsy voatery ianao hanameloka azy avy hatrany , satria ve ilay sipanao taloha nanome vola bebe kokoa.
Mino aho fa raha ao anatin'ilay hoavy tsinjoviny ianao sy ny fitiavanao, dia tsy hampaninona azy mihitsy ny mba hanome vola anao araka ny ilaina. Ary aza hadino koa ny mijery ny zavatra ilainy ,dia mba ataonao ao anatin'io depense io koa. Mahafaly ny lehilahy tokoa rehefa tonga ny faran'ny volana ka nanao depense kely nividy zavatra ianao , dia mba nisy zavatra ho azy koa tao. Satria raha ny ilainao foana no asesinao, dia mety tsy mi-comprendre izy na mety ho fitiavantena no andraisany azy.

Ilay fahaleovantena ara-bola ( mitady asa sns...) dia manandanja tokoa ary ilaina, saingy mbola manandanja noho iny ny fifankafantaranareo. Raha mahaleotena ara-bola mantsy ianao, ka mandany ny volanao araka izay tianao hatao, izy indray etsy andaniny, manao economie araka izay tiany hatao koa, dia tsy hisy fiarahana ho vanona eo satria samy hafa ny tanjonareo. Araka ilay ohabolana hoe " fanambadiam-boalavo io, ka samy mikepoka izahy hitany "
14. kamongo ( 01/04/2011 10:18)
Slt!
d misaotra anareo rehetra t]@ torohevitra.
tena mahafinaritra ty forum ty fa afka amborahina ny ao am po mintsy.
Merci bcp à vous tous!
ravonjison:

15. raboaiza ( 05/05/2011 08:36)

kamongo:

Bjr daôly,

Hono hoa ry vevavy namana, efa sendra lehilahy mahidy b v nareo? izy tia nef tena ts manome lelavola mintsy, d aôna ny fahazahoanareo an izany?
Tsy zany manko fa ilay niaraka t@ko talou malalatanana b , indrisy ny ankehitriny mahidy b mints d lasa sorena za miretreritra an ilay situation ko.nefa lé talou ts afk iverenako tsony.
amiko aloha d (mialatsiny @ fitenena) fa d anaovany rapport, sy mpikarakara fotsiny zany no fandraisako. aôna ny hevitrareo?
Misaotra mialoha @ valinteninareo

IE ZA EFA SENDRA MITSY.FA REHEFA TENA DINIHINA DE FITIAVANTENA ILAY IZY.TSY MANAMPITIAVANA ANAO ZAN AKORY IZY.NY FITIAVANA ZANY MIHEVITRA IZAY AHASOA NY HAFA ALOA ZANY HOE ILAY OLONTIANA; ZAY VAO NY TENANAO.RAHA MIFANOHITRA AMIZAY DIA LASA TSY FITIAVANA FA FANANTENANJAVATRA FOTSINY.
DIA ALEO TODE MANAJA TENA, MIALA.
16. kamongo ( 05/05/2011 12:16)
Rabozia> DIA TENA MARINA NY VOALAZANAO , TENA FITIAVAN TENA ILAY IZY. FARANY NA DIA TSY MATERIALISTE AZA DIA TONGA SAINA IHANY NDRAI2 OE HATRAIZA ARY NY FITIAVANY ANAO.
MERCI!
raboaiza:

kamongo:

Bjr daôly,

Hono hoa ry vevavy namana, efa sendra lehilahy mahidy b v nareo? izy tia nef tena ts manome lelavola mintsy, d aôna ny fahazahoanareo an izany?
Tsy zany manko fa ilay niaraka t@ko talou malalatanana b , indrisy ny ankehitriny mahidy b mints d lasa sorena za miretreritra an ilay situation ko.nefa lé talou ts afk iverenako tsony.
amiko aloha d (mialatsiny @ fitenena) fa d anaovany rapport, sy mpikarakara fotsiny zany no fandraisako. aôna ny hevitrareo?
Misaotra mialoha @ valinteninareo

IE ZA EFA SENDRA MITSY.FA REHEFA TENA DINIHINA DE FITIAVANTENA ILAY IZY.TSY MANAMPITIAVANA ANAO ZAN AKORY IZY.NY FITIAVANA ZANY MIHEVITRA IZAY AHASOA NY HAFA ALOA ZANY HOE ILAY OLONTIANA; ZAY VAO NY TENANAO.RAHA MIFANOHITRA AMIZAY DIA LASA TSY FITIAVANA FA FANANTENANJAVATRA FOTSINY.
DIA ALEO TODE MANAJA TENA, MIALA.
17. Dan23 ( 27/05/2011 14:10)
aiz kous d oe fitiavanten e,otsan to mkapok lotr zan ko.Io nge tsis otsan fifapresaan fotsn ian e,met oe mis blem oatr iz an ambadik an fa ts tiny horesaan anao d aleony oentin amn onjany en fotsn lo mandra paitan vaolana na met mis anton hafa ko fa anjaranao no miresak tsimoramora amin d eo enao mandinik ze valiny avy eo.
fa ra oatr ar ve zan ka oe ten mis ar ten mafonja le fitiavana mis eo amnareo nef io no blem d otapahan ar ve zan le iz?
Ts aiko lo e
18. papala ( 07/06/2011 11:43)
tena vady ve zany tsy manome vola zany sa sipasipa fotsiny?
1- raha vady mantsy de amiko ny vehivavy no tokony hitam-bola, fa tsy ny lehilaly, fa ny zavatra rehetra hamoaham-bola dia hiarahan'ny mpivady dinihina daholo. fa zany e! rehefa mandray vola ny lehilahy dia ny fanajany ny tokantranony voalohany indrindra dia ny fanomezany ny karamany na ny vola azony manontolo amin'ilay vadiny.

2- raha mbola sipasipa fotsiny indray de aza mbola manantena an'izany an! fetsy anie renylhl reny e?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4342