Izay rehetra tam 2009 dia v*p* daholo

1. sitlo ( 17/03/2011 20:28)
Esorina aloha dia ho hita eo eh!
Ny lalana angaha azo hanina eh!
Monopole PPN eh!
Mbola ela be izany fifidianana amin'ny 2011 izany eh!
Amidy ny air force one eh!
Demokrasia eh!

Izay rehetra nieritreritra an'ireo, na ampahany fotsiny aza, tamin'ny 2008-2009 dia v*p* daholo.
novalian'i nyhaingo ny 26/03/2011 08:04
2. milamm ( 18/03/2011 00:31)
salama sitlo, fa inona no dikanle v*p* azafady tsy mazava tsara le teny kle lol
3. sitlo ( 18/03/2011 03:26)
f'hita hoy aho eh
4. milamm ( 19/03/2011 02:20)
nanenina izany ze nieritreritra an'ireo, zay mintsiny koa ny fahazaoako azy
5. AndriambyII ( 19/03/2011 11:35)
Tena lol be !!! 'sôtra !!
6. cyril ( 22/03/2011 09:45)
milamm ---) teny ratsy be varirararka ny dikan'io vdrpr io !...

Esorina aloha dia ho hita eo eh!
Ny lalana angaha azo hanina eh!
Monopole PPN eh!
Mbola ela be izany fifidianana amin'ny 2011 izany eh!
Amidy ny air force one eh!
Demokrasia eh!

Izay rehetra nieritreritra an'ireo, na ampahany fotsiny aza, tamin'ny 2008-2009 dia v*p* daholo.
ny an'ilery io anie ry mlammm fisehoana milay sy zesta be fotsiny fa bandy tsisy ninonnn io ee !..ra fisehosehoana sy teny ratsy de lery zay , ary raha fisehoana mahavita azy de nedala zay ! ...ngah lesss bavinlah daholo eto no itenenanana ratsy a sa an'i nga v ty serasera ty e !.

--ra mila fanampimpanazavana de andefaso mesazy amin'ny PS-ko pikatti za !...okay ?
7. cyril ( 22/03/2011 09:46)
ny oul rehefa tam 2008 ,2009 zany v*p* daholo de elah irery no milay zany ??

8. milamm ( 22/03/2011 12:57)
oadray k'aiza rapika a tsy de arako loatra le koziny papa fa zao e za kalo tsy manana olana na kely aza @ namana mpisera sitlo sy ny hafa eto mbola tsy mety azoko mankony ny dikany v*p* de io ampiandrasana ny valiny (sao de le eritreritro diso oe fanafohezana ny vendrapr v zany sa in ? LoooL )
9. sitlo ( 22/03/2011 13:11)
"very patriotic" no dikan'io ka.

Tsinjo-paingotsa......
10. AndriambyII ( 22/03/2011 15:08)
Sôô dé tsinjona stilo lééé ???
11. cyril ( 22/03/2011 16:03)
hahaha...

ity vao tena tsinjo-tsitl, six hono any amin-drapikt fa rasyrl efa lasan-drasitl.

Aza mbo bajaoja ihany...
12. milamm ( 22/03/2011 21:08)
sotsa sitlo fa voaray ny hafatra
13. nyhaingo ( 26/03/2011 08:04)
Cyril niteny faran io (gtt) ...misy kozy kel ony e.: ntapahanlah mitsy le mdp Cyril à? Ok merci e ...ny adalanlah iany anef no tehanala oul tany am 93 tany ka cyril no tapanlah loha ..ok e ...miditra..faha8 mitsy à ......huhuhu
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0096