basy marovava sy lainga marivo tototra anaromana heloka bevava ...
1. milamm
(
10/03/2011 03:03)
...lainga marivo tototra mora aheliky ny akoho tokan'anaka moa ozy ny fiteny zay, iza tokoa moa no tsy maheno ny fanaony lavanify zay ho feno 2 taona ny 17 marsa zao(nilaza izy tsy hitantana ny tetezamita aorinan'io) na de nanaovany fanambarana ampahibemaso lava aza in-2 oe faranana ny tetezamita @ farany taona teny antsefatsefany,
- soniany laviny ankitsirano manambara ny fanekeny teo anatrehany fianakaviambe iraisampirenena (maputo,addis-abeba nolazainy fa ttsy fandrebirebena ny mpandraharaha sy mpamatsy vola avy any ivelany)
- ireo fifidianana konokononiny frantsa samirery ho ataony nampanantenainy ho vita alohany 26/06/09-10-11, ary eo andalampikarakarana izany ny rehetra ahilikiliny @ hevitra tari-tokana anaovany ampihimamba ny fananampirenena, ahitana ankolafin'antoko samihafa mielipatrana. Azo hamaritana ny mahakely, na koa maha-goavana ny antoko iray izany ny fananany kandidà amin’ny faritany, na faritra na distrika, na kaominina maro, indrindra manerana an’i Madagasikara. Raha antoko mitetika ny hifaninana amin’ny fifidianana ny ho filohan’ny Repoblika dia tokony ho antoko mieli-patrana any amin’ny kaominina faran’izay ambanivohitra indrindra ary manerana an’i Madagasikara. Tsy ho lany hitondra ny firenena mihitsy ny kandidà atolotry ny fitambatambarana antoko « kely » satria tsy maintsy hisy ny olana eo amin’izay fitambarana izay, na dia ny resaka ara-bola sy arapitaovana fotsiny ihany aza.............
- ny fiakarany solika, vary sy ny vidimpiainana nampanatenainy ahena, atsarainy ny fahefamividy ny rehetra, fahandriampahalemana, asa fampianarana sy fitsaboana, fampahalalambaovao, fanajana ny zo fototra maha-olompirenena ny mpanohitra
- ny fivarotany @ total 99% ny harena ankibony tany(bemolanga, tsimiroro sy ireo hazo sarobidy sava/voahirana anabaviny lavanif mintsiny aza no ao anatiny)
Ka anonona fotoana hafa indray satria misy mifofo ny ainy ka mila fangorahana? kilalaon-jaza moa izy ity fa tsy fitantanan-draharaham-pirenena mazava e ? ny mpitondra foza avo lavanify moa tompon’andraikitra manoloana an’iza? Tompon’antoka manoloana ny lalampanorenana izay tsy nanaovany fianianana akory ? Sa mila manazava izay fanampahan-keviny manoloana ny CT, na ny CST (izay izy no nanendry azy ? ) tsy manana programa mazava manaraka ny lalampanorenana fa miandry « taratasy » mbola hosoniavina etsy sy eroa
Tsy azo afenina sy takomana vava basy reny ry fat fa loza mihantona daholo, mbola hivadika ny rasa fa mahandrasa . Resabe fotsiny io soridalan'i simao rajakony frantsa io satria
- raha anisany voalohany nananameloka iny 17/03/09 iny ankoatry ny amerikana ny sadc de tsy ampanao sonia anaiky ny mpanongampanjakana ho filoha eo indray, raha tsy mivadika @ teniny nga izy ireo . Leomboananana sy leony fitaka ireo Malagasy masimandidy @ taniny ka hitaky izany zony voahitsakitsaky radomel mpianatry ghadaffi
-

novalian'i bazylou ny 23/03/2011 16:35
2. AndriambyII
(
10/03/2011 13:48)
Misy zavatra maromaro kosa iraisako @ i Andry Ra-milamm ! Na dia tsy tonga lafatra aza ny fahafantarany ny vaika mianjady @ toe-karena malagasy hatr@ izao , dia ao aminy ny essentiel raha mahatsapa izy fa contribuables roapolo tapitrisa no taritiny . Ny loza collateraux possible tsy maintsy hitranga , fa ny mamefy izany tsy hihoatra ny fefy no tokony imasoany . Anjaran' ireo RAR nanosika azy ho eo no tokony handray andraikitra @ fanarenana izay tsy nety hatr@ izay nanoherany ny fitondrana teo aloha izay , raha izany tokoa no nanosika azy hiakatra teo @ io seza io .Aleo hazava ny resaka momba ny politikam-pitondrana firenena , fa tsotra ny manakiana , sarotra ny manazava ny tena zava-nitranga ara-tantara !
Azo atao ny mandefa hafatra @ ireo niaraha- nanao fifanarahana vita sonia fa resilier-na ny votoatiny satria tsy mifanaraka @ zava- misy ao Mada , rehefa tompon' andraikitra no manao izany .
Ny fifanarahana t@ Sadec sy ny UA , ary ny CI ve no hianteherana hampandrosoana ?
Tsy mahatoky izany na dia izaho aza !! C' est le summum de l' escroquerie par excellence pour les petits peuples du monde entiers , cessons les infantilités improductives!!
" Avy @ vahoaka ny fivoarana , ary avy @ vahoaka ny fahaiza- manao sy ny traikefa ! Tsy azo hiadian- kevitra ny @ izany !"
Teny notenenin' olo- malaza iray io ary navadiko @ teny malagasy .

3. a256011
(
10/03/2011 15:35)
Izao anefa no tandremo :"Avy ao amin'ny vahoaka : vitsy ny manan-tsaina noho ny mpanara-drenirano, ary maro ny sahirana noho ny manana ny ampy."
Ka tsy dia azo inoana hampivoatra na hampandroso zato isan-jato ny avy @ vahoaka. Fa miankina @ fampianaranao, fitaizanao, ny vahoakanao ny hampandroso na tsia ny firenenao. Koa asakasakao izay nanao fitaovana ny vahoaka mba hanjakanao, satria tsy nanana ny fahalalana izy ireo (mba tsy hilazana hoe bado). Tsy voatery ho marina koa ny tenin'olo-malaza, misy fotoana ny mahamarina ny hevitra tsi-1/1, ary hisy fotoana koa hahadiso azy.

4. AndriambyII
(
10/03/2011 16:33)
"Ny fanaovana fitaovana ny vahoaka ? " Tsy nanana ary tsy manana , ary tsy te hanana izany fitaovana izany aho ( Par principe ) , raha toa ka hanambotriana ny mpiray tanindrazana amiko .
Ianao no miteny fa "vitsy ny manantsaina noho ny mpanara-drenirano,ka tsy azo inoana ny hahazahoana fivoarana 100% avy @ vahoaka " " ry a256011 .
Ka inona ary ny antony nanokafana ny universités maro eraky ny faritany hoy ianao ?
Naorina ho haingon-tanàna fotsiny ve ? sa natao toerana fialam-boly ho an' ireo olona bado tsy manan-tsaina ? Soit tu veux gruger le monde aux alentours ,comme un opportuniste , soit tu es un passe droit quelconque pour accéder au chaos qui sevisse à Mada .
Noho izany aza dia miandany @ fotoana hialana tsiny @ izay rehetra tsy mety niseho hatr@ izay tao Mada , fa mba hadiridirio ny maso hahita ny tena marina !!
"Fisaka ny marina , saro-dàlana ny mankany @ mangatsakatsaka !

5. a256011
(
10/03/2011 16:38)
Raha te hanana vahoaka hendry, tsy misy hafa tsy ny fampianarana, sy ny fitaizana ara-panahy no asongadina. Tsy ny rendrarendra toy ny boite de nuit, sns... izay hanjakan'ny fimamoana, herisetra sy ny ditra isan-karazany akory no atao manandanja. Izany akory tsy midika hoe tokony ho foanana ny fialam-boly, fa mba asongadino ny FITAIZANA. Averiko indray fa tsy ho voatery ho tsara ny hevitry ny VAHOAKA. "Vitsy ny manantsaina, ary maro ny mora ambakaina".
Iza moa no lasa sorona? moa va tsy ny VAHOAKA madinika?
Nampinarina nandroba izy, dia nivarotra MORA ==> Ny mpanana nividy ny halatra niha-nanankarena.
Ny nahantra niha-nahantra fa niakatra ny vidim-piainana. ==> Niha nitombo ny tsy fanarahan-dàlana.
Nampanantenaina FAHAGAGANA izy ireo hoe "VARY MORA", fa tsy mba nampianarina hamokatra. (Nankaiza ireny vitrine ireny? Mampandihy kapila ve dia midina hoazy ny vidim-piainana?)
Nankaiza ny vokatra lafarina? hosoloina hopitaly manara-penitra, ho fitsaboana ho an'ny mpanana ary ho fasana ho an'ny mahantra. (dia hiakatra indray koa ny mofo)
Ny menaka nampanantenaina moa mba nakaiza? Tsy naleo ve mba samy nihinan-kely? Toy izay ny mpanana ihany no mahazo tombony @ risoriso @ zao fotoana.
Tsy ho voafehy intsony ny tsy fanarahan-dàlana satria izany no nampianarina ny VAHOAKA.
Ny VARY MORA tsy hita hoe ahoana? Fa ny mpanao risoriso no tena velona.
Tsy afaka ny hanenjika satria izay no nifanarahana aleo mba samy IHINANA NY SAMY VAVENTY.
Tsy hita intsony ny hasin'ny RAY AMANDRENY, fa ny fampianaran'i Boay Kely no manjaka eny...

6. Andribe
(
10/03/2011 17:33)
I Boay kely ve no tena nahatonga ny fisehoan- javatra ohatr' izao aloha ?
Manarak' izany : ny olana momba ny fanomezana ny vahoaka @ produits céréaliers , huileries ,dia ataoko fa tsy blem ny @ izany . Na ny mena-boanjo, na ny menak' oliva , sy ny menaka huile de palmier izay vokarintsika ao Dago aza dia comestibles ho an' ny vahoaka . Izay tsindriako fa be dia be tokoa ao Mada !
Ny olana @ vary ve ? c' est une reference boursière pour les vampires , plus on en a , mieux çà vaut .11 Milliards de tonnes de stocks invendus dans le monde , doit-on continuer ?
Aleo mba hi debra indray ny sasany éé !!!
Hihinana inona moa ny maventy ? Tsy sakafo ara- drariny sa , ho poizinina koa izy ireny mba ho any ambany rangolahy ?
Aza manao antsirambina fa fiainam-pirenena no resaka eto !

7. bazylou
(
10/03/2011 18:11)
diso kosa izany ry a256011 a.
Aminay dia efa masaka tsara ny vahoaka ary efa hananany ny fahaizana sy ny fahalalana ampiova ny olona hitondra azy.
Izy no manjaka mandidy ary manapaka.
Ny olana hita fotsiny ao mada dia hita fa tsy maharisika azy hiady intsony ny fiovana rehetra satria nitovy daholo izay eo , ny haina koamiha lafo isan'ora ka dia naleony mameno ny kibo aloha , avy eo misaina indray.
Io anie ry baina, na tsy omenainfo mihitsy aza ny pokona, hita sy kobony eny foan any marina rehetra e.
NA noana aza ireo maharaka foan a, sady tsy be kredy

8. a256011
(
10/03/2011 18:14)
Raha tsy izy, dia mety ho natao fitaovana ihany koa i Boay Kely satria izy no nanana ilay fahaizana mampandihy (mampirevy) ny vahoaka. Fa ny tsapa aloha, vao nanomboka ny tolona (mba tsy hilazako hoe ny fandrobana), dia nivadika ho ambony ny ambany. Ny kely nanery ny lehibe, ny sergent nibaiko ny jeneraly, ny Boay kely naka ny maha Ray amandreny sns...
Raha ny momba ny menaka lazain-dranga indray : misy ny norme @ fanodinana azy ireny, na ho an'ny vahoaka madinika izy io na ho an'ny manankatao. Tsy hoe menaka mandry akory ny ho anjaran'ny vahoaka madinika na ny mpanana ihany no hinana ny madio.
Mety hoy ianao hoe t@ andro taloha, azo natao ny nihinana ny tsy voadio. Tandremo anefa fa t@ izany andro izany tsy mbola nisaina ny nararin'ny menaka (Satria tsy mbola fantatra ny voka-dratsiny).
Ohatra ny sakafo rehetra ihany io. Tsy hoe raha tsy nanasa tanana ny taloha nihinan-kanina, dia tsy naninona fa velona tsara ihany. Ny marina anefa, dia maro ny olona matin'ny loto saingy ny survivant no afaka niteny fa tsy naninona izy ireo.
Ohatra izany koa ny yaourt : ohatra ny hoe yaourt de maison (double crème) izay tsara tsiro tokoa. Fa mba fantatrareo ve fa ny olona maty vokatry ny cholesterole (avy @ ronono) ka tapaka lalandra dia maro dia maro tokoa?
Noho ny tsy fahafantarana sy ny tsy fahalalana dia nisafidy ny tsy fanarahana norme isika. (Satria mahantra hono.)
Tsy adalan'ny vahiny (vaza) akory ny manisy soratra hoe : 0% Cholesterole, na lait ecrémé sns.. satria izay no ara-pahasalamana, izay no norme.
Marina ny anao aza atao tsirambina ny fiainam-pirenena (Aza pozinina ny vahoaka madinika.)

9. milamm
(
11/03/2011 01:14)
isaorana dolidoly ny hevitra niseho voalaza teo taratra mivaingana itarafantsika ny rafitry ny toetsainy fiarahamoniny mpitondra sy ny vahoaka nianjadiany famoizan'aina mivantana na ankolaka atr@ 2009 jan fahantrana naterak'izay sy ny lonilony ny krizy, efa niarahanahita zavamisy sy mitranga izay fa tsy tsikera mankahala antokon'olombitsy halako bika tsy tiako tarehy. Teny filamatr'ireo tompon'andraikitra eo fitondrampanjakana sy reo mpanararaotra le oe ny vola no maha-rangahy, io no imason'ireo izay nampanatena kintana sy volana nandroba ny safidy ny olompirenena ary ny zony. Ireo harempirenena rehetra tazominy ankery dia vola sy fananambahoaka tsy nifidy azy ireo, misy mijaly tsy mahavidy vary ny ankohonany v na tsy manan'asa ny 1 @ reo ? halatra ambongadiny sy fanagadrana ary famonoana olompirenena herimpamoretana sy jadona no nampianariny ny vahoaka tsy mandady harona, fanabeazana ny tahotra izay sakana voalohany sy tsy fandriampahalemana ho an'ireo vitsy mba te ampifoha ny hafa no nimasoany, satria azony lavanify zao ary ny fahefa-miaramila na de tsy aharitra aza 50 millions euros dia izao namidiny @ frantsa izao bemolanga, tsimiroro, ile de tromelin sy reo hafa koa tsy lazaina aiza ilay fitsimbinana ny madinika sy fiarovana ny tombotsoa ambony ny firenena, miseho sy efa fantatry ny rehetra izany fitaka izany ka dia miomana ihany samy hijinja ny nafafiny ry fat zay papango nipaoka ny zanak'akoho ... nefa koa hisy voromahery hanamontsana ilay papango kely io fa aza matahotra
10. a256011
(
11/03/2011 10:58)
Hono hoaho ry bazylou : Mba azonao omena eto ve hoe firy isan-jaton'ny MALAGASY no manana CEPE no miohatra? Ny BEPC? Firy ny tafita aorian'ny BACC? Dia porofoy amiko @ zany fa VAHOAKA masaka ny MALAGASY. Aza ampiesonina ny VAHOAKA, lazao azy ny marina, fa aza ambakaina sy dokafana izy. Isika eto @ internet no betsaka nahita fianarana, fa ny tena VAHOAKA MALAGASY tantsaha mba ahoana? @ zao fotoana tsis miraharaha izany fampianarana izany. Ny mpampianatra FRAM tsisy miraharaha, ny mpampianatra mpikaroka tsy ... Tsisy intsony ilay fizarana tablier sy fitaovana mba amporisihana ny zanaka MALAGASY hianatra...
11. bazylou
(
11/03/2011 18:47)
NA eto amin'ny net naany almbanivohitra na any japana, na any usa , ohatran'ny soanja dia vahoaka malagasy daholo ireo fatsy hoe ny iray vahoaka mahantra di any iray vahoaka manankohanina.
Tsy ny fizaran tablier ry baina no manosika hianatra a, na k o any fizarana bonbon gasy sy gouter a.
Tsotra ihany ny baolina , rehefa tsy te hanao i anao dia dondrona fona e

12. bazylou
(
11/03/2011 19:03)
tsy hoe tsy misy mpirahraha angamba no azoilazaina azy fa tsy misy lalana aleha, tsy misy tanjona.
Misy fampianarana foan aanie na diktatiora aza ny mpitondra e.
Sady inona ko ano iraharahin'nygasy izay cholesterol nefa ny vokarina eo an toerna aaza tsy ampy azy? izy aza tsy mety matavy, ny ronono tsy misy?????

13. milamm
(
12/03/2011 01:33)
tssss beuuuuuurk tsony fa hevitra ohatrany zany ry bazy no atao oe badrahodra a, antony namoriany lavanify ol teny @ 13 mai 2009 reny de ialana @ famoretana nataony Atoa Ravalomanana naveriny ho folo avo heny raha miaina na mandalo fotsn ao antanana le bazy sy mahatsapa ny zvmisy ao de mahalala ny atao oe very asa sy tsy manakohanina ary mijaly nefa miahy ankohonana, noho zany tsy mitovy ny voambaka sy tsy manana ary ireo manakarena @ fambotriana ny hafa na samy Malagasy aza zay no antony nampitroatra ny @ tany arabo tsy voasakany vavabasy intsony ( ny adala no tsy ambakaina dia Andriamanitra no atahorana ). Ny fahaiza-mikajy ny rafitra izay asolo sy andimby no mila masahana ho azo antoka tsy iverimberenana @ zany izay no vaindohandraharaha ( na fifidianana io na fanonganana eny andalambe ), eo no fitaizana voalohany no manomboka. Zany akory tsy ahasakana ny fiverenany Ravalomanana ary vao maika aza ny olona miandry izany satria izy irery no sahy nanohitra ny frantsay nangorona nandritra ny 7 taona nitondrany
14. a256011
(
12/03/2011 06:19)
Hita taratra @ toetran'nga fa tena ny BASE mihintsy no LOU ...
Raha te hijery ny malagasy hianao dia ny tantsaha (ny any ambany vohitra) no tokony ho karakaraina satria 70-80% ny Malagasy io. Ireo zany no maro an'isa dia ireo aloha no tokony eritreretinao hoe ahoana ny hampandrosoana azy, fa ny efa manana efa manana rahateo. Fa aza tia tena.
Hoy ny fahendrena malagasy hoe : "Erikerika mahatondra-drano" (Na dia mety tsy ho marina @ rehetra aza). Izay midika fa ny hetsika madinidinika, toy ny fizarana tablier, fitaovana sns... dia isany mitondra zotom-po ho fandrisihana ny ankizy. (Na dia misy aza ny tsy ho voasarik'zany)
Ny cholesterol hoy ianao tsy rarahian'ny GASY. Marina izany satria tsy nampahafantarinao azy ny momba izany. Ary ny olona mahia indrindra no mora matin'ny cholesterol, ireny olona mahia tsy manana hery intsony (Energie) handorana an'izany. Ka ho lasa tsentsina ny lalandrà. Ny antitra koa torak'zany. Raha tsy hoe angaha ataonao sorona indray ireny olona ireny.
Ianao izay maharaka ny fitiliana ny fahasalamanao anie no afaka miaro tena e. Fa ny VAHOAKA izay maro an'isa tsy mahavita izany.
Fantatrao ve fa nalaza taloha ny hoe : mpaka rà, mpaka fo sns...any @ reny toerana lavitr'andriana ireny? Ny marina (angamba) dia ny olona maty tapaka lalan-drà, na aretina tsy fantatra, dia ireo no andraisan'izy ireo ny fanazavana (Maty tampoka tsinn.).
Aza atao sorona ny MALAGASY Maro an'isa

15. bazylou
(
12/03/2011 15:16)
tsss, ianareo indrindr ano tean badraodra iray lavaka kooo, hita hon f atsy metynefa terene aatao sy anaovana ihany .
Atao daholo izao resak tsy misy lohany sy vodiny zao. ny 70 na 80% ny gasy tantsaha hono no vahoka re olona, dia ireo ihanyno jerena satria ireohono mahantra velona, okkkk, dia le 20% izany inonano filazai reny olona ireny satria tsy dombo ohatranao izy?
Ianao be zity milaza f amijerytantsaha io ve aloha mahy ny ena hoe tantsaha marina sa zity fotsiny nefa tsy mahay ny vary aloha akory?
16. a256011
(
13/03/2011 13:48)
Ahona moa no naminanianao ahy fa nizity aho? Sa marina loatra ilay noheverinao fa lainga de maty lolo ianao? Matoa nataoko hoe : 70-80% fa tsy 80% dia nahita ny fiovana teo @ resaka statistika aho. Fa na izany na tsy izany maro an'isa ny tantsaha. Avy any aminy ny vokatra hohanin-dRangahy. (Raha tsy hoe sakafom-bazaha nga ny anareo). Ahoanao inonn moa raha mahay ny vary aloha aho na tsia? Mianara amin-dRavalomana raha tsy mahay. F'zay lay nolazaiko hoe : ny BASE mihitsy no LOU (Bazylou). Nahoana ianao no mila vonjy @ olona tsy ny hevitrao no aseo raha mahery (...hono no vahoka re olona,...). Ahoan ilay fanontaniako hoe : firy % ny Malagasy no manana CEPE no miohatra? Matoa tsy nahavaly izany ianao dia tsy nisy ny fieritreretana ireny, na koa firahirahiana ireny.
Hoy aho hoe : Raha te hijery ny malagasy hianao dia ny tantsaha (ny any ambany vohitra) no tokony ho karakaraina satria 70-80% ny Malagasy io. Ireo zany no maro an'isa dia ireo aloha no tokony eritreretinao hoe ahoana ny hampandrosoana azy, fa ny efa manana efa manana rahateo. Fa aza tia tena. Raha tsy azonao ny tiako ambara dia izao : Ny maro an'isa izay lazainao ho Dombo ampianaro, toroy hevitra fa aza ambakaina. Ny efa manana (na harena io, na fahaizana) efa manana rahateo. Ny tsy azonao manampahaizana (Base lou) io, dia ny fampandrosoana ireny tantsaha ireny, no ahafahanao aty antanandehibe hivoatra ihany koa.

17. bazylou
(
23/03/2011 16:35)
izaho anie tsy mpiasan'ny stat ry mpanavaka e.
Ary ianao milaza mahay io , mpiaro ny tantsah ae, maketsy makeroa e, sa tantsaha reraka koa ianao io
Ary maninona raha omenao azy ny fananao hiadanany e??
tsy tsara kokoa ve izay
Resaka taitaim baombina ny anao.
dia omeo anay eto ny salan'isan'ireo gasy rehetra manan bepc, bacc, master, bts, sns.......... ba bokona be nareo
beuuurrrk