coupe faim...

1. vale ( 08/03/2011 16:18)
Bjr dhl,

mba saika hanontany ange sodé mba misy mahalala coupe faim, natoraly nareo namana ato?! za tsy te hangataka any @ dokotera fa na ilay "mediator" nalaza be iry aza moa izao lasa niteraka resabe satria mety mortel, ka sodé mba misy mahafantatra, satria raha vao misy problème kely dia io minankinana io foana no anariana dia eee, SOS,lol,... natoraly an!!! na gélllules fa reefa tsy chimiq dia mety.
Ilay eny am grandes surfaces ireny ve mba efficaces? te hanandrana an'ireny koa za fa mila mahazo témoignages aloha mialohan'ny hampiasaina azy;

'sotra mialoha.
novalian'i cyril ny 22/03/2011 09:37
2. mirananirina ( 08/03/2011 17:01)
ny ahy aloha no atoroko fa za koa ilay nona lava tenda kanina.isaky ny noana aho zao dia mihinana bonbon pecto.de adino ny mihinana mandrindra ny adiny 2 eo
3. vale ( 08/03/2011 20:44)
miramirana> hihihihi, de aiza ankia no ahitàko bonbons pecto ankia?! sa ve mety mahasolo anazy ny bonbons à la menthe?! mdr, merci pour le conseil kan méme a, rehefa misy ol mande m/car izany de anafatra bedebeeee, sa misy mivarotra ihany aty (paris).merci mirana!!! :-)
4. fafa75 ( 08/03/2011 20:52)
Ity misy toro-hevitra ka andramo sao mba mahasoa.

http://www.e-sante.fr/coupe-faim-naturels/actualite/1009
5. vale ( 08/03/2011 21:11)
Fafa75> 'sotra betsaka fafa75 nanome io lien io, fa ny sakafo oanina moa ny ahy dia efa tsy mba misy zavatra gras na mavesatra izany anie é, fa ohatr'ireo voalazany ao ireo, maraina céréals, hariva, soupe soupe, na salade koa aza, antoandro aloha za minana ze tiko fa ny quantité kosa zaraiko 2, dia fenoiko salades ny ambiny, de mitsakotsako fruits ihany koa za, FA ireo rehetra ireo izay mahazatra ahy, tsy mety raha tsy mihinankinana gateaux secs, saucissons, tartines de foies de canard, eny anelanelam-potoana, hi hi hi, .. ohatr'ohatr'izay dia le ialàko amin'ilay mihinana ireo zavatra ireo mints zany le tena mba ilaiko, satria tonga de caloriques be mints le zvt tiko oaninkanina eny anelanelany. Eny e, anandrana le boisson non sucrés na rano tsotra ireo ian za fa ity izy hoe tsy maharitra koa no loza, merci tamin'ny fanampiana ah !!!!!!!!!!!! :-)

_Raha mba misy efa nanandrana le coupe faim na amidy en pharmacie, na le eny am grande surface ireny ohatra oe, dia mba teneno anah ny fiantraikany, te hanandrana an'izy ireny koa mantsy aho é, sotra betsaka!!
6. kamongo ( 10/03/2011 16:01)
Slt,
@ko ny coupe faim tena mahomby dia ny rano. Isaky ny noana aho d misotro rano d toa ny tsy teo lé hanoanana avy eo. Zaro an izay ny vatanao d ho hitanao fa mahomby. Sady mahatsara bika no mahatsara hoditra ny fisotroana rano. Ny bienfaits ny @ fhslamana moa d 'efa ts tenenina koa.

vale:

Fafa75> 'sotra betsaka fafa75 nanome io lien io, fa ny sakafo oanina moa ny ahy dia efa tsy mba misy zavatra gras na mavesatra izany anie é, fa ohatr'ireo voalazany ao ireo, maraina céréals, hariva, soupe soupe, na salade koa aza, antoandro aloha za minana ze tiko fa ny quantité kosa zaraiko 2, dia fenoiko salades ny ambiny, de mitsakotsako fruits ihany koa za, FA ireo rehetra ireo izay mahazatra ahy, tsy mety raha tsy mihinankinana gateaux secs, saucissons, tartines de foies de canard, eny anelanelam-potoana, hi hi hi, .. ohatr'ohatr'izay dia le ialàko amin'ilay mihinana ireo zavatra ireo mints zany le tena mba ilaiko, satria tonga de caloriques be mints le zvt tiko oaninkanina eny anelanelany. Eny e, anandrana le boisson non sucrés na rano tsotra ireo ian za fa ity izy hoe tsy maharitra koa no loza, merci tamin'ny fanampiana ah !!!!!!!!!!!! :-)

_Raha mba misy efa nanandrana le coupe faim na amidy en pharmacie, na le eny am grande surface ireny ohatra oe, dia mba teneno anah ny fiantraikany, te hanandrana an'izy ireny koa mantsy aho é, sotra betsaka!!
7. vale ( 10/03/2011 16:24)
kamongo> meri bcp, ie andramako io rano io kah!! merci !!!!!! ;-)
8. vale ( 16/03/2011 18:58)
Miarahaba indray,

mba fanontaniana ararotiko apetraka koa ity, mihinana poma mants za izao, efa tsy nividy ireo zavatra mampaka fanahy mapahazo poids be ireo intsony mints, anefa nahare tamin'olona indray fa ny poma iray hono misy sucres équivalents 3briques!!! marina ve io?! dia raha marina tokoa, inona ny fruits mety mahasolo azy?! ny voaloboka koa misy milaza fa mampatavy, tsy misy fantatro ny fahamarinany fa évité-ko ihany na izany aza, ny raisins io, izay efa fantatro efa ela nisy niteny tamiko fa mampatavy hono... marina daholo ve ireo? ny fantatro dia misy sucres aloa fa hoe bedebe ohatr'izany tokoa ve?! indrindra fa ny any anaty poma?!!
9. soanja ( 17/03/2011 03:08)
Raha manana olana resaka hoe mety ho voan'ny diabeta ianao dia tsy azo atao loatra mihinana voankazo be loatra satria be mamy tokoa ny voankazo ary indrindra moa ny ranomboakanzo. Ny fanaoko ny ahy dia ny hodina paoma no haniko dia asiako nofony kely fotsiny. Ny voasary koa dia ny fotsy eo anelanelany no haniko dia asiana papiny kely fotsiny. Zany hoe ferana ny sakafo be zava-mamy.

Ny sakafo mahasalama fa voankazo dia ny zavoka raha mila mitandrina siramamy hoy aho an. Fa raha tsy izany dia tsara ny mihinana paoma iray isanandro ny olona iray. Tena mahasalama tokoa.

Ireny voaroy ireny dia mahasoa avokoa indrindra ny voaroy mainty. Tsy haiko na misy an'ireny any aminareo. Tsy hanina betsaka fotsiny.

Ny ahy ny fomba hanalako hanohanana dia ny green tea. Manamboatra dite maitso aho dia iny no analako ny androko. Ohatra mangidy mihitsy ny tsirony.Tsy misotro intsony anefa aho rehefa tolakandro fa tsy mahatanty cafeinina ny tenako. Noho izany dia raha noana aho dia mihinana salady maintso na karoty manta na zavatra maivamaivana dia rano mangatsiatsiaka no asoloko ny dite.
10. vale ( 17/03/2011 16:08)
Misaotra bedebe Soanja tamin'ireo fanazavana ireo, ouf!!!, hi hi hi, ary tena marina ihany izany ny zavatra reko nolazain'olona!!

Efa nanandrana ny thé vert ihany koa aho, fa ny nahakivy ahy dia izaho tsy mety nihaina na nampiasa azy io aza. Noho ireo kihaninkanina eny anelanelany angamba, fa efa nataoko rano fisotro mihintsy izy ireny nisy fotoana. Ka dia hotohizako indray izany izy izao satria efa nanao fanahiniana tsy nividy ireo zavatra manome fakam-panahy ahy intsony aho. hi hi hi!

Ny fihinanana voankazo bede be koa izany ajanoko , hotadiaviko io voarohy tenenin'i Soanja io, ny zavokà za mahita aty amin'ny misy ahy kah! merci soanja ô! :)
11. vale ( 17/03/2011 16:16)

vale:

kamongo> meri bcp, ie andramako io rano io kah!! merci !!!!!! ;-)

Kamongo a, nandramako le rano tsotra fa tena tsy maharitra fa lasa mande any @ toilettes foana za ny sasatra, dia rehefa misakafo dia lasa mihinana quantité bede be vao mahazo satiété, dia tsy mety, na le izy maivana loatra ngamba dia tsy maharitra, misaotra tamin'ny conseil na izany aza !! :)
12. kamongo ( 18/03/2011 09:12)
vale/ zani v? izy aloha d mampipipy lava. kanefa raha mandinika ianao d mihafotsy toy ny rano ny pipy na mazava2 na sady tsisy fofona refa misotro rano ara dalana. Zay dia midika fa éliminé ny dechet tany anatinao any.Noho izany, mariky ny fahasalamana. Ny fanaovako ny ahy misotro rano roa vera ia vô mifoha d mandé mandro sns d 1/2l ndrai sotroina pdt la matinée torak izay koa ny après midi. d 1 vera refa tonga @ hariva. Zany hoe mila repartie ilay fisotroana azy fa ts atao forcer. Lé anao d handoa, normal satria zava baovao @ vavoninao donc mbol ts zatra izy.
Mirary soa d bon courage!
vale:


vale:

kamongo> meri bcp, ie andramako io rano io kah!! merci !!!!!! ;-)

Kamongo a, nandramako le rano tsotra fa tena tsy maharitra fa lasa mande any @ toilettes foana za ny sasatra, dia rehefa misakafo dia lasa mihinana quantité bede be vao mahazo satiété, dia tsy mety, na le izy maivana loatra ngamba dia tsy maharitra, misaotra tamin'ny conseil na izany aza !! :)
13. vale ( 19/03/2011 00:40)
MERCI Kamongo, marina aloa fa manadio ny any anaty ilay izy e, ary betsaka ny aretina sitranin'ny fisotroana rano, mila manokana fotoana mhintsy angamba za hanandramako an'izy io.
14. cyril ( 22/03/2011 09:36)
hoy i mirananirina

mirananirina - 08/03/2011 18:01
ny ahy aloha no atoroko fa za koa ilay nona lava tenda kanina.isaky ny noana aho zao dia mihinana bonbon pecto.de adino ny mihinana mandrindra ny adiny 2 eo

zah ndray ry mirana rehefa noana de misy zavatra te ho haniko mafy saingy tsy afaka ho haniko satri le izy "miady" amiko zao a
15. cyril ( 22/03/2011 09:37)
zany hoe mila alamina alou le sakafo ho ara-pahasalamana tsara de afaka mihinana mlammm amzay !...mbola ezaka b anefa le traitement fa mila mandalo institut pasteur mitsy huhuhuhuh......
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1365