izahay tsy manohana an'i vatofototra

1. bazylou ( 24/02/2011 19:36)
sy i vitantsika io an.

Aleo hazava
2. sitlo ( 24/02/2011 19:56)
Satria mivoaka ao daholo ny t afenina rehetra
3. bazylou ( 24/02/2011 20:04)
koa raha tsy akanafina foan ano itondrana ity tan yti kooo.

sao dia io no naka tahaka an'i bazylou??

beuurrk
4. locl ( 24/02/2011 23:11)
Bazyl a! Mba sao dia manao Kadafi gasy ary toi io, mba miverana eo aminy réalité fa aza dia variana any Amina Est any
5. bazylou ( 25/02/2011 10:53)

tsy misy akanao hadafi gasy eto ka.
Ny ahy mazava sy malalaka tsara ny tiana atao.

NY ahy rehefa vita malagasy dia tohanako daholo.

1000% ny taxe aloa amin'ny zavatra importe rehetra, na inona io na inona.
Ny vola azo anaporisihana ny olona hanangana orinasa, sy fanjifan any vita malagasy
6. a256011 ( 25/02/2011 16:17)
Ny orinasa TIKO vita malagasy aza nopotehintsika ko. De tsy mahita orinasa hafa mande intson aho zao. Sa mety misy any ho any? Nefa toa izay no nandravana azy hoe : hananganana maromaro. Nefa aiza izao? Toa mihamitombo ihany ny vidin'entana.NY lafarinina, ny vary, ny menaka sns... FA tsy tokony efa niomana ve isika talohan'ny nandrobana e? Zao ny madinika (mba tsy hilazana hoe FOZA) nisasatra nandromba ()t@ zany fotoana indray, ankehitriny no mizaka ny tsy eran'ny aina. Ny azo t@ zany anefa namidy mora, ka ankehitriny voatery manohy ny asam-pandrobana, satria efa nampianarina izany, ny basy azo t@ zany rahateo mbola any (angamba raha tsy efa namidy indray).
Aiza moa isika no handroso? Ny tsara nanana-tsika aza nopotehina. Hanangana hopital manara-penitra isika. HO an'iza moa izany, fa tsy ho an'ilay mpanakarena ihany? MANARAPENITRA = Fitaovana lafo = mpitsabo lafo = fitsaboala lafo. De mbola ho voa mafy hatrany ny madinika.
7. AndriambyII ( 25/02/2011 21:56)

bazylou:

sy i vitantsika io an.

Aleo hazava


Conditionnelle Ravato aaa!! Samy mitady io seza io , na IZAHO aza .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1513