mba hetsika hafa re atao ry gasin'andafy

21. soanja ( 02/03/2011 23:39)
bazylou:

ny adidy hono tsy anolon dratsy ary rehefa betsaka ny olona dia miharatsy izy izay.

Raha 0.01% ny gasy any us, fa tsy +500 000 ohatr any aty france dia mbola metyoihany angamba hoy ahoy ilay hoe mifankahita sy manana fifandraisana milay fa raha be dia be izao ianareo dia hafa io.

ny gasy anie tsy mety miala eto amin'ny frantsa e


raha tsy diso aho mbola tsy mihoatra ny 1,000 ny isanay aty. Fa rehefa maro ny olo dia maro tokoa ny raha hita. Izay ilay fiainana fa maka milamina ihany no tena mety.

N'aiza n'aiza misy gasy dia tsara avokoa. Mila taktika fotsiny ny fifandraisana fahitako azy. Mila mandefitra ary mila manao politika kely. hihihi
22. bazylou ( 03/03/2011 20:00)
samy hafa koa ry soanja ny hoe zamerika sy frantsa ann.

Ny olona hoa rehefa betsaka dia mifanala fotsiny no ao.
23. niryna ( 17/03/2011 05:09)
bazylou:

tiany ny tanin-drazany nefa mitsoaka aty daholo izy rehetra e. MAhazendana

dia avy eo manipy vola kely ho any mada ve? shhhh, beuurrk izany e,
raha tsy nangataka tany an-tranonao izy dia aza marary saina amin'izany

KA noho isika aty ivelany tsy mandray andraikitra ihany no nahatonga izao fa faly itrefla sy hizity aty an dafy fotsiny koo
vao niandoha ny olombelona no efa nanome tsiny an'Atra Adama,Eva ,hatramin'izao dia mbola manome tsiny koa hianao,ahiliho aloha ny fakonao fa aza ny an'ny olona no jerena fa mandreraka be ilay toetranao,mampalahelo mantsy e

Jereo ny gasy aty mihoatran'ny firenena hafa, mba manana depute 1 na senatera 1 ve isika ???
tsy misy , satria jamba mifampitantana daholo ary mihanona amin'ny saosy alefa any dago fotsiny dia izay.
ka hianao ity ao anatin'ny tanin'ny jamba no manjaka ny tokamaso
sady tsy mandroso fa vao maika mampandositra olona ,angamba raha mba nananana hianao dia nanitsakitro mihitsy ,soa ihany fa ohatran'izao ooops

Dai avy eo manafatra ny fianakamsa fa mahantra mada e,

oddry ,anjekaky o,mahantra raha samy mahantra woa hianao,izany koa dia vakiana loha,sao manomboka mipika ary bazy ity ,ooops.Ovay amin'izay hoy aho ny toetra: izany tokoa angamba ny hoe tsy azo ampianarina intsony ny alika antitra fa ny ataony ihany no ataony oooooooooo

Misaora an'Atra fa tsy toa ny olona hianao,mihevitra ny tsy ho tratry ny aizina,manenjika ny olona any ivelany foana,variana mijery sy mitsikera ny fiainan'ny olona( olona toa iza re no mba vadinao io e an,an.angamba efa in-dimy nisaraka na tsy misy mahazaka mihitsa aza
tandremo fa manjora mitsilany hianao ary mihevitra ny tsy ho tratry ny aloka mihitsy.
miova fo amin'izay ra bazy an ,ela izany namelanao hanjakan'ny asan'ny maizina aminao izay,mangataha ny fanahy masina mba anome fo madio anao,hiverenanao amin'Atra,raha olon'Atra hianao tsy anenjika ny fianan'ny olona toa izao lava ,mampalahelo hoy aho fa tongotra vakivaky ka sady marary no mahamenatra.Iza no olona ahazaka ny toetranao (zero manatody)
hifonako fa ela loatra izay dinika nataonao teto izay no manenjika olona foana,tsy mba reraka ve hianao,nataoko ihany ny tsy hamaly fa dia aleo zaraina amin'izany :ny endry no mody voky fa ny adala no manesika ihany
e, ity bazy mbola tsy miova foana hatramin'izao?
ny olona efa reraka amin'ny fiainana ,izy ity mbola mahita tsikeraina etsy sy eroa.mahantra raha samy olona hianao,tandremo fa ny vava tsy ambiny mahapidi-doza.
Hianao raha misioka voromanga,ny olona raha misioka vorondolo an .Aoka woa!
Aza dia fatra mpanenjika ny lavo fa mihazakazaka tsy enjehina izato hianao an,an.
Maninona no ory hava-manana? maninona no tsy manampy dia mba hitan'ny olona izay ataonao fa mitatatata manapatra ny ditra eo tsss.Raha toa anao daholo ny olona dia ho very aho gasikarako ary vao maika milentika ao anaty lavaka avokoa.Tsy manankatao tokoa angaha hianao ka.Aza atao fantatry ny tananao havia akory ny ataon'ny tananao havanana ok
veloma !
24. bazylou ( 23/03/2011 16:41)
tsy misy ory hava manan eto fa ny hita sy tsapa aloha dia hita fa na lavaka aza dia miraikitra ao fona le gasy e.
TSy maintsy ataoko fantatry ny tanako ankavia ny ataon'ny tanako ankavanana, satria izahay tsy mpangalatra.

HO very ve??? tsss, sao dia ny mifanohitra amin'izay no marina kokoa, izao ary io firy taoma pma ihany nefa firy no lazaina fa manantsaina sy tsy misy mpanenjika kooo.

Zory ny anao ry nirina fatsy mpiary petsapetsa isika

beurrrk
25. vahiny2004 ( 22/06/2011 12:32)
Rabazy รด , avelao ny olona hifaly @ nisasarany e . Rehefa izay no reviny dia izay izany fa tsy anjaranao ny mitsara azy. Ianao koa afaka manao izay tianao sy heverinao fa mety
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3711