mitsetsitra sofina

1. soanja ( 18/02/2011 05:12)
Gaga be za androany raha naheno fa hoe raha misy sipa hono mitady hitsetsitra sofna rehefa miara-matory aminy ny lehilahy iray dia mila ialana haingana ilay sipa ary tsy tsara avela hanapatra izany izy satria tena mety sarotsarotra hono ny hiala amin'izany sipa izany araka ny finoana Malagasy. Zany hoe karazana ody zany io fitsetsefana sofina io. hummmm mahavariana be zany. Ianareo ve mba nahalala izany?

Ka raha izay sofina votsetsitra izay ve dia..... hihihi finoana marina angamba!
2. vale ( 18/02/2011 11:51)
hihihihi, Soanja: fahita any am ireny film x ireny io zavatra io, mety mbola tsy nahita tahaka an'io izany Soanja!; fa misy faritra raha voakasika amin'ny vatan'olombelona dia manaitaitra ilay olona, ka mety izay angamba no mahatonga le olona tsy ho afaka amin'ilay mpanao anaz, enfin, raha ol mankafy sexe mazava ouaz! hihi
3. diamondra27 ( 18/02/2011 15:10)
tena mahagaga ilay finoana an!

ody fitia izany ve no eritreretan'ny olona azy?
4. bazylou ( 18/02/2011 19:20)
tsy ody fitia io fa efa fahendren'ny ntaolo io , ary efa ela no nisian'io.
5. mirananirina ( 19/02/2011 13:17)
hihihi ary za mieritreritra fa ny lhl ihany no mitsetsitra sofina mba aha tonga lavatra ny vhv hono.
Ny mahagaga ahy ny atsika Malagasy di ody daholo izay mitranga.maty ra anonana fa namosaviandra anona grrrr.tena lasa tia be an i kala i koto fa nasiany ody fitia grrrrr
Efa hita fa maty t@ accident i anona de mbola mosavy ihany koa.Resaka ody ihany moa izy ity Soanja ka nisy mpiasatranonay zay tany Mada.avaratr i fianarantsoa iny.de malaza be fa mpamosavy mivoaka alina.de inona fa nifoha aho ny alina dia tratrako miosotra menaka ny vatany.dia miboridana hande hivoaka.hay ve tena marina fa mpamosavy i tena hoa.hoento manaraka any @ zay alehanao any aho hoa.ndao ary hoy izy.taiza zahay hoy nareo.nitondra akoho sy vary izy ary niodikodina ny fasana za aloha niafina ihany e.tsy sahy teny akaiky fa nijery alavitra.de vita dia nody izahay.vao maraina be de lasa aho niverina tany nijery niaraka t@ cousinko.nisy olona naka ilay akoho sy vary.ary nifanena t@nay ilay olona.Tonga tany antrano de nolazaiko ilay mpiasa raha fantany.dia ie hozy iny no niteny ahy hoe manaova ireny rehetra ireny.fa ahoana hoa.misy olona tiako zay hozy nefa izy tsy mety tia ahy mihitsy dia tany aho...ary kay tsy izy irery no tratra fa betsaka tokoa..tsy nisy niaraka t@ ireo lhl tiany anefa na 1 aza.fa nataon ilay olona mpamelona ny fiainany ireto vhv @ fitondrana menaka.siramamy sns eny ampasana.
6. soanja ( 20/02/2011 01:10)
vale:

hihihihi, Soanja: fahita any am ireny film x ireny io zavatra io, mety mbola tsy nahita tahaka an'io izany Soanja!; fa misy faritra raha voakasika amin'ny vatan'olombelona dia manaitaitra ilay olona, ka mety izay angamba no mahatonga le olona tsy ho afaka amin'ilay mpanao anaz, enfin, raha ol mankafy sexe mazava ouaz! hihi

Izay indrindra aky. Rehefa mankafy eo ve tsy ho tsetsafina daholo izay takatry ny vava. hihihi tsy resaka ody io fa taitaitra tsy zatra nahazo tsetsitra koa angamba o dia heverina fa miasa mafy i kala.

aleo ataony ao e!
7. soanja ( 20/02/2011 01:11)
diamondra27:

tena mahagaga ilay finoana an!

ody fitia izany ve no eritreretan'ny olona azy?

Za aky Diams tena gaga be mihisty naheno an'io an. Aza mba hitako aza mahita ahy. hihihi
8. soanja ( 20/02/2011 01:13)
bazylou:

tsy ody fitia io fa efa fahendren'ny ntaolo io , ary efa ela no nisian'io.

Bazylou ndeha ataontsika hoe fahendren'ny Ntaolo, dia inona hoy ise ny antony maha fahendrena azy. Ary sao ary ka maloto ny sofin'ny Ntaolo dia tsy azo tsetsafina?? Inona koa re e! Fa ilay izy hono finoana Malagasy ka!
9. soanja ( 20/02/2011 01:18)
mirananirina:

hihihi ary za mieritreritra fa ny lhl ihany no mitsetsitra sofina mba aha tonga lavatra ny vhv hono.
Ny mahagaga ahy ny atsika Malagasy di ody daholo izay mitranga.maty ra anonana fa namosaviandra anona grrrr.tena lasa tia be an i kala i koto fa nasiany ody fitia grrrrr
Efa hita fa maty t@ accident i anona de mbola mosavy ihany koa.Resaka ody ihany moa izy ity Soanja ka nisy mpiasatranonay zay tany Mada.avaratr i fianarantsoa iny.de malaza be fa mpamosavy mivoaka alina.de inona fa nifoha aho ny alina dia tratrako miosotra menaka ny vatany.dia miboridana hande hivoaka.hay ve tena marina fa mpamosavy i tena hoa.hoento manaraka any @ zay alehanao any aho hoa.ndao ary hoy izy.taiza zahay hoy nareo.nitondra akoho sy vary izy ary niodikodina ny fasana za aloha niafina ihany e.tsy sahy teny akaiky fa nijery alavitra.de vita dia nody izahay.vao maraina be de lasa aho niverina tany nijery niaraka t@ cousinko.nisy olona naka ilay akoho sy vary.ary nifanena t@nay ilay olona.Tonga tany antrano de nolazaiko ilay mpiasa raha fantany.dia ie hozy iny no niteny ahy hoe manaova ireny rehetra ireny.fa ahoana hoa.misy olona tiako zay hozy nefa izy tsy mety tia ahy mihitsy dia tany aho...ary kay tsy izy irery no tratra fa betsaka tokoa..tsy nisy niaraka t@ ireo lhl tiany anefa na 1 aza.fa nataon ilay olona mpamelona ny fiainany ireto vhv @ fitondrana menaka.siramamy sns eny ampasana.

Maro tokoa aloha ny Malagasy no mino ny resaka ody lehilahy na vehivavy. Ary mampalahelo fa zatra an'iny ry zareo dia tsy manana self esteem mba hampiakatra ny momba azy amin'ny maha izy azy.

Tantara koa aky izany. Misaotra nilaza an'io.

Ny tadidiko tany Diego dia ny ranon-tsalakany no ampisotroany ilay lehilahy afangarony ny toaka sy rano dia tavela tokoa hono ilay lehilahy. Dray!!! fomba ratsy sady tena maharikoriko tokoa an!
10. bazylou ( 20/02/2011 12:48)
soanja,

Asa raha mba hitanao sy efa novakianao ilay boky hoe tantaran'ny andriana nosoratan'ny rp callet, tamin'ny 1899 na 1900 teo.
Ao daholo ny fomba malagasy sy ny fijerin'ny vehivavy sy lehilahy malagasy tamin'izany andro izany.
Taloha aza anie k anisy izany hoe vala be izany e; ka mandritra ny andro maro dia afaka miray daholo ny lahy sy vavy rehetra na avy aiza na avy aiza na mpanjaka sy andevo aza.
Ary atao eny ankalamanjana eny izy io na any an trano koa.......
Tsy tadidiko ny filazandry zareo azy io fa ankoatra ny sofina dia ao koa ny atoka sns.....
11. soanja ( 22/02/2011 06:00)

Bazy,

Arako tokoa ny Valabe sy ny lapabe ka. Hatramin'izao anie mbola misy izany fa any ambanivohitra antsoina hoe Tosika sy maro hafa. Ny tsimandrimandry tsy hadino koa.

Saingy tsy namaky ny Tantaran'Andriana rehetra aho fa boky I sy II no ananako. Ary tsy mbola nandalo ny masoko ny resaka sofina sy hatoka.

Misaotra nizara.
12. majesty ( 26/02/2011 07:24)
hummmm, zay indray ah vao naheno an'izay, tsara andramana lol
13. soanja ( 27/02/2011 04:59)
majesty:

hummmm, zay indray ah vao naheno an'izay, tsara andramana lol

fa angaha ise mbola tsy nitsetsitra sofna? :))) tandremo fa somary mangidy izay ilay tsiro raha mbola tsy nisasa sofna ilay olona. hihihi. saingy rehefa tia dia mamy avokoa moa ny rehetra o!
14. AndriambyII ( 03/03/2011 22:48)
Inconscience collective no tena izy fa tsy mitombina velively ny effets naturelles . Ny aza voaraikiraikin' ny zavatra sy fomba ² ratsy fandovàna ohatr' izany ihany .
15. Dan23 ( 05/03/2011 09:42)

AndriambyII:

Inconscience collective no tena izy fa tsy mitombina velively ny effets naturelles . Ny aza voaraikiraikin' ny zavatra sy fomba ² ratsy fandovàna ohatr' izany ihany .

zaaaaaaannnnnn aaaaaaaaa,hihihihihihihihihhi,lolb
16. AndriambyII ( 10/03/2011 13:04)
Ary ny mintsentsitra zavatra hafa @ tenan' olombelona izany dia ahoana no hanaovana interpretation azy ra Dan 23 ??? he he he !! Tena fitoriana fitiavana ve ? sa tendance canibaliste latente mbola ao anaty tsy miloaka ao ? lolll
17. christian05 ( 14/10/2011 10:01)
otr ts ody zan le izy an!fa ny sofina dia ao anatin ny faritra mampanaitaitra raha mis oul mitsetstra!!!

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3237