Nodimandry vao izao i Ravalo....
1. newyork2007
(
07/02/2011 13:50)
Nodimandry teo amin'ny fahavalopolo taonany i Ravalo na iRavalohery Ernest Mpiasan'ny kaominina misotro ronono, Mpanadio tsena teny analakely no nahafantaran'ny maro azy ary noho izy lava ranjanana dia bestsaka ny mahalala azy!Manambady ary namela 4 mianadahy izy.
Dia mirary fiononana ho an'ny havan-dRavalo......hery!!!!

novalian'i cyril ny 10/02/2011 12:46
2. swann
(
07/02/2011 14:22)
kiiiii....
tsssshh !
aza mampanatena resaka fingotra fa ndana miainga any e !
gggrrrrr !!.... zah gaga manko fa i dada vao teo no nandefa hafatra !

4. 3188
(
09/02/2011 00:07)
newyork2007:sao de heverin-toi fa miahaka tahakan-toi daholo ary ny mpisera.sao de mba ilay akaman-toi iray iny no mba nodimandry vao teo.tsy tazana tsony mantsy
Nodimandry teo amin'ny fahavalopolo taonany i Ravalo na iRavalohery Ernest Mpiasan'ny kaominina misotro ronono, Mpanadio tsena teny analakely no nahafantaran'ny maro azy ary noho izy lava ranjanana dia bestsaka ny mahalala azy!Manambady ary namela 4 mianadahy izy.
Dia mirary fiononana ho an'ny havan-dRavalo......hery!!!!
5. cyril
(
09/02/2011 09:13)
NODIMANDRY NY LOHABENLAH
DADANAY INY KOUUU VAO TEO IZY NIKOZY TAMIKO FA SALAMA TSARA TSY MANAHY SADY MAHALANY VARY BE

6. bazylou
(
09/02/2011 13:05)
dada lany bala sy mpanao trafika ve. looooooollll
mitaraina mafy tazy atsy fa efa lanin'ny cox ny saosy le aza,
beuuurrrrk
i foufounette mampionona tena fotsiny sisa , beeeuurrk
7. cyril
(
10/02/2011 12:46)
dadanay iny bazily a .
mbola en forme tsara dada ao fa elah mandainga be
ny sipa lavanono tao swazi aza efa najanony fa tsy nanao tsony izy fa lasa fisabody
elah no tsy mahazaka sipa lava nono sia i dada no tsy ahaizana miaina ?