1. locl ( 04/02/2011 20:11)
Tsy raikitra indray le feuille de route an'i simao fa tsy nahazo validation ny UA sy ny SADC, inona indray no fika manaraka eo, mbola tsy ho voavaha ny krizy e!
Na Rajoelina miala na izy manaiky ny hiverenan-DRavalo aminy élection, izay ihany no lalana hivoahana eo.
novalian'i locl ny 05/02/2011 18:01
2. AndriambyII ( 04/02/2011 21:57)
Ka efa nolazaina anie fa ny UA sy ny SADEC sadika foana no olana ho an' ny malagasy hatr@ izay é ! Tena @ saina tony ra Locl an !! lazao eto izay tena interets hitanao fa azon' i Mada @ ireo institutions afrikana fantatrao ireo . Na misy aza ny BAD , BOAD etc !! tena lazaiko marimarina fa tsy nisy ,0 balle hatr@ izay , ny miala tanteraka ao @ ireo institution afrikana rehetra tsy mamokatra fa mandevitay antsalaka rehetra tsy ankanavaka ireo no isan' ny hampandroso haingana an' i Dago. Mbo ééé !!Ireo no tena sakana goavana nanindry hatr@ izay .
3. locl ( 05/02/2011 18:01)
Fa nanomboka oviana moa isika no niaraka tamin'ny Afrikanina ???
Tsy mbola nisy angambany ny tena hoe fifandraisan'ny M/car taminy firenena afrikanina rha teo amin'ny tantara no jerena, tsy nisy fifandraisana ara-ekonimika tamin'reo isika raha tsy 4 taona lasa izay.
Isika anefa dia nofaritana ho an'isany firenena afrikanina (tsy idirako lalina ny fanazavana), ny olana anefa dia tsy nomena antsika tanateraka izay etiquette nampisandohana antsika izay fa fomba nentina nanambaniana sy nokilasiana antsiaka ho isany bado, zanatany.
Lazaiko aminao anefa fa 10 taona izao, dia miha-mivoatra, ary manana ny lanjany hatrany ireo pays afrikanina sasantsany indrindra fa ireo ao anatiny SADC tsy hilaza hafatsy Afrika Atsimo aho, Angola, Namibie. Ireo firenena ireo dia miezaka ary mino aho fa hiditra ao anatin'ilay hoe "pays émergents", isika moa ny Frantsay ihany no exemple hay, ka raha vao tsy omeny Frantsay info (normal tsara satria tsy pays francophone ireo) dia eo isika fa fanina dia milaza fa ny Afrikanina dia mitovy daholo tsy mitondra tombotsoa. Nefa dia tsoriko aminao fa noho ireo dia manomboka manana ny fiérté ny pays africains. Tsy dia mety intsony ny hoe ny tandrefana foana no manome ordre dia tsy maintsy arahina, ka noho izany dia TENA MANANA NY LANJANY TOKOA NY FIRENENA AFRIKANINA FA TSY ARAK'IZAY LAZAINAO
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0491