Fitadiavana volamena manimba ny zaza malagasy

21. soanja ( 17/02/2011 02:18)
vonynive:

misaotra anareo mihevitra ny firenentsika
mampalahelo tokoa ny zavamisy aty Mkara, maro ihany ny association na ONG na olon-tsotra manao ezaka ho fanampiana ny zaza malagasy, ary midera ny ezaka ataon'izy ireny isika sady mankahery koa; tsy mora ny asa @ io lafiny fanabeazana io raha aty Mkara, sarotra ny ahitana résultat in1 1 saingy tsy atao mahakivy izany fa efa natao oe asa masina.
Tonga dia raiso ny andraikitra ry zareo a, ataovy izay tandrify ny tena fa tena SOS tokoa ny taranaka malagasy; aza misalasala mananatra ny tanora manao hadalana; manitsy, manoro na ny mandroso vahaolana ho an'ny ray amandreny fa inoako fa hisy vokany izany na dia tanora 1 ihany aza no nanarinao. mahereza e.


Misaotra Vonynive. Tsy mialon-jafy i Madagasikara ka izay vita dia hifaliana tokoa.

Indry koa mazotoa amin'izay atao.
22. soanja ( 17/02/2011 02:23)
bazylou:

Izaho soanja mila ambanivohitra iray a.
Sady mba mijery ny any androy koa raha metyianao.

Ilay association tsra be fa ny olana dia tena sarotra ny mifankahita aty eropa aty an, na ny mpivady aza hariva vao mifanoroka.

misaotra e


Hihihi mampihomehy koa izany mpivady hariva vao mifanoroka izany. Inoako fa efa hoatr'izay na tany amin;ny andron'ny Ntaolo aza.

Ny any Androy tena tsara tokoa saingy mila midina any aho vao afaka mankany ianao satria misy protocole be ny any. Fa na izany na tsy izany dia aza kivy ianao fa karakaraintsika izany. Misaotra mialoha.
23. vonynive ( 07/03/2011 07:39)

bazylou:

Izaho soanja mila ambanivohitra iray a.
Sady mba mijery ny any androy koa raha metyianao.

Ilay association tsra be fa ny olana dia tena sarotra ny mifankahita aty eropa aty an, na ny mpivady aza hariva vao mifanoroka.

misaotra e

miarahaba antsika,
rehefa hanangan-javatra dia mila finiavana, ka na sarotra aza ny lalana dia tokony samy hihoatra izany. mahereza e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1133