Satria nivoaka ny marina, nitory Ravalomanana, dia foana ny tetezamita hiaraha-mitantana izany, tsy misy intsony ny fifampiraharahana, valim-pitsaràna izao no andrasana.fa raha manaiky izany i Ravalomanana dia anisan'ny mpamadika Tanindrazana ihany koa.

1. gasyihany ( 21/01/2011 11:55)
Tsy misy fototra hijoroany intsony izany tetezamita hiara-mitantana amin'ny mpanongam-panajakana izany
novalian'i bazylou ny 23/01/2011 01:44
2. bazylou ( 23/01/2011 01:44)
beurk
tsy hisy izany e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0535