tsy miala teo io wa
1. bazylou
(
14/01/2011 18:40)
na voalohan'ny taona 2012 aza.
jereo tsara anie eee,
raha ny ankoatran'io aloha dia tsy poinsa ao mada e,
na dia atao hoe anao heri tsandry ohatran'ny edgara sy n cua a aza
beuurrk
jereo tsara anie eee,
raha ny ankoatran'io aloha dia tsy poinsa ao mada e,
na dia atao hoe anao heri tsandry ohatran'ny edgara sy n cua a aza
beuurrk
novalian'i xhavier ny 21/01/2011 08:44
2. 3188
(
15/01/2011 16:34)
aza miteny miteny fona wa fa ef tsisy mpamaly intsony.beuuuurk matoa tsisy mpamaly.fuck you
4. laza5700
(
20/01/2011 00:24)
Nareo miady hevitra io ve efa nisy nahita an'ity? Misy azo ioriranana tsara mihintsy ny voalazan'ity ranamana ity an! Nisy nanamarika teto amin'ny serasera izy ity hoe mba jereo INVITÉ DU ZOMA tamin'ny 23 oktobra 2010 dia nitady aho fa tsy nanenenako na dia nanahirana aza fa tena milay leiry. http://tvplusmadagascar.blip.tv/file/4463371/#
5. laza5700
(
20/01/2011 00:25)
Nareo miady hevitra io ve efa nisy nahita an'ity? Misy azo ioriranana tsara mihintsy ny voalazan'ity ranamana ity an! Nisy nanamarika teto amin'ny serasera izy ity hoe mba jereo INVITÉ DU ZOMA tamin'ny 23 oktobra 2010 dia nitady aho fa tsy nanenenako na dia nanahirana aza fa tena milay leiry. http://tvplusmadagascar.blip.tv/file/4463371/#.
6. xhavier
(
21/01/2011 08:44)
Marina izany ry bazylou hatramin'izao aloha io de tsy miala eo fa raha io tafala eo tapaka ny lalandranao Ratsiraka niseho azy nilay fa lasa toy izany koa ry Ravalo ary io raha mianjera eo vaky tranon-????? Mafy anie ny nahazo andry zalahy ireo fa ny an'ity mbola ho loza kokoa raha tsy mitandrina eo
